Vonjeo fa tena safotry ny fahatsiarovana ato 😶🌫😶🌫 izaho ilay bandy kely sakaizangitara 💔 raha tsy tianao aho tsy maninona ... ny foko fotsiny no manindrona ahy 💔 ny maso fotsiny no mangirana 🥺😢
Dommage rehefa manao spectacle ny groupe Mahaleo dia mitabataba be foana ny spectateurs fa tsy mahay mankafy ny hira, somary tsy mi-respecter ny artistes.