Тёмный
dronisoa
dronisoa
dronisoa
Подписаться
Комментарии
@lovasoaralisa6649
@lovasoaralisa6649 Месяц назад
Izy kosa manana talenta ary tena manao amin'ny fony izy an. Bravo Njakatiana
@lovasoaralisa6649
@lovasoaralisa6649 Месяц назад
Bravo à Njakatiana pour cette grandiose prestation. Faire une reprise du géant Jérôme Randria n'est pas évident...Merci de l'Andilambato
@FanjatianaRahantanirina
@FanjatianaRahantanirina 2 месяца назад
Tena torana mints Zaho, tsy misy mahatoraka anao, tena tiko loatra, tiko e, tena tiko, mankasitraka, impolo Kely isan' andro za no mijery an'ity hira Ty fa tena ts mety Léo,,,bisou mamy b
@fredericrobert5833
@fredericrobert5833 2 месяца назад
👍
@FaraFanomezantsoa
@FaraFanomezantsoa 3 месяца назад
Merci Njaka , milay be
@YvesMichel-ti1dr
@YvesMichel-ti1dr 5 месяцев назад
Mlay e
@maminiainarasolofo4421
@maminiainarasolofo4421 5 месяцев назад
Tena mambabo ahy ty hira iray ity marina an!!!!😊😍🥰❤
@volatahina3978
@volatahina3978 6 месяцев назад
❤ tiako loatra izay hira izay
@user-io2cm1lq5q
@user-io2cm1lq5q 8 месяцев назад
Tiko lotra
@jeansylvain945
@jeansylvain945 8 месяцев назад
Kudos to Jerome Randria ,the author of this song.
@jeanyves3999
@jeanyves3999 8 месяцев назад
Tsotra fotsiny :tsara sy kanto loatra ♥️🙏
@user-rq9fy2li1b
@user-rq9fy2li1b 9 месяцев назад
...ZANY TENA KANTO !!! Misaotra e...
@agnesrato1231
@agnesrato1231 10 месяцев назад
❤❤❤❤
@fidyanjaramanasoa1913
@fidyanjaramanasoa1913 Год назад
Iry mitendry gitara aoriana iry i Modric ao am real😁😁😁😁
@tahiryrazafinomenjanahary9983
👍👍
@randrianirintsoafenohasina5633
Mankasitraka
@manohisoarandrianalison1728
T@zahay mbola tsis zaza(mpisipa)2013 dix ans deja!
@clarisseneese6371
@clarisseneese6371 Год назад
Merci 🙏🐬
@fredericrobert5833
@fredericrobert5833 Год назад
Nana Mouskouri, tu actives t’es démodé wa Tina répétition Nana Mouskouri pays
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 Год назад
Sarotra n'y tsy mitia.
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 Год назад
N'y olon-kendry miala.
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 Год назад
Kanto ❤️
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 Год назад
Miredareda :-)
@nivoverin5056
@nivoverin5056 Год назад
Magnifique ...pour toi Arnaud
@sandrinerakoto102
@sandrinerakoto102 Год назад
J'ai tjrs des frissons à chaque fois que j'ecoute cette chanson. J'espère un jour je pourrai assisster à ton spectacle. Wish you the best Njakatiana.
@fredericrobert5833
@fredericrobert5833 11 месяцев назад
Ça me fait la même chose
@hantaandrianaivo9299
@hantaandrianaivo9299 2 года назад
👏👏👏👏🌹
@itsmykael
@itsmykael 2 года назад
mba tsy haiko ity hira ity fa tsara foana surtout avec la voix de njakatiana
@kevinrandimbiharison417
@kevinrandimbiharison417 2 года назад
Kanto loatra ity hira ity 😌
@jocelyneramanambe8389
@jocelyneramanambe8389 2 года назад
Nostalgique... Tiako bé lay version nanaovany azy.
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Afom-pitiavana mandoro s'y mampanembona. :-)
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Fitia voarara
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Kanto. Mankasitraka 😘🎤
@miaryandrianosy1972
@miaryandrianosy1972 2 года назад
Masaka sady mandonahatrany, mankalaza zokibe
@farazafi4912
@farazafi4912 2 года назад
Tiako loatra nanaovanao azy Njaka a! 🥺🥺😭😭
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Izay Tia hono adala nefa mbola Tia ihany. :-)
@RAMAMONJISOAKINA
@RAMAMONJISOAKINA 2 года назад
Anisan ny hira tiako ty hirany ty. Ka mahafinaritra ahy ny miheno azy.
@bipbipbop2751
@bipbipbop2751 3 года назад
Can't help falling in love with you - Elvis Presley
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 года назад
Fitiavana Tsy mety Maty. :-)
@vonynahitra9073
@vonynahitra9073 3 года назад
He dedie a tsiory💏
@athenaands1467
@athenaands1467 3 года назад
❤️❤️❤️❤️
@bangladesh-hd2bd
@bangladesh-hd2bd 3 года назад
2021❤🎶🎸🎧
@joellerandriamandrantosoa8742
@joellerandriamandrantosoa8742 3 года назад
Kanefa dia tsy ho haiko ny tsy hitia anao ❤❤❤❤❤❤❤❤
@sahondrarey-vignau2071
@sahondrarey-vignau2071 3 года назад
2024 Ny feo manga .Kanto Dia Kanto 🧡😢
@gauroyaramanandratra3223
@gauroyaramanandratra3223 3 года назад
atsiarovako ny 13/01/2020 zany ry Onja RZK
@rasolofontsalamarija4240
@rasolofontsalamarija4240 3 года назад
2020
@miandrisoaraharinarivo1690
@miandrisoaraharinarivo1690 4 года назад
Tena tsara loatra, feo, mozika, lafatra.
@yvesratsimbazafy5161
@yvesratsimbazafy5161 4 года назад
Mampite hody any madagascar zany hira zany
@vanessajob5995
@vanessajob5995 4 года назад
Tsara be ny nanaovan'ny Njakatiana an'ity hira ity ! Mandona be, ny mélodie, ny feo waouhhh ! Mankasitraka :) !
@marinaghislainekalo1230
@marinaghislainekalo1230 4 года назад
J'adore ❤❤❤❤❤ ..... Hafa hiany i Njakatiana eeee Tena mafinaritra mintsy
@lesprimeveresaujardin8031
@lesprimeveresaujardin8031 3 года назад
merci; moi non plus Njakatiana un chanteur de charme!!
@perlehope5599
@perlehope5599 4 года назад
waou quelle voix Njakatiana, toujours aussi puissante, linpide et inoubliable, merci