Тёмный
37kenty
37kenty
37kenty
Подписаться
Комментарии
@Grace73278
@Grace73278 2 года назад
Tres belle chansons. Merci
@miavontsoanantenaina3806
@miavontsoanantenaina3806 3 года назад
Hafaliana ho ahy ny hanoina ny antsonao androany Raisiko ho hafaliana izany fa mamiko sy teliko Hafaliana ho ahy ny hanaiky mba ho irakao Hitondra izay rehetra mety ho hafatrao Fantatro miharihary fa tsy mandà tokoa Ianao Tsapako mibaribary ny mbola fitiavanao Ry Tompo ny famelanao ny heloko No ahitako izany rehetra izany Hafaliana ho ahy koa ny mahafantatra eto anio Fa Ianao ilay nohomboana sy maty noho ny heloko Tena hafaliana ho ahy ny hitoetra ho mandrakizay Ny hanolotra izay rehetra tokony ho Anao Fantatro miharihary fa tsy mandà tokoa Ianao Tsapako mibaribary ny mbola fitiavanao Ry Tompo ny famelanao ny heloko No ahitako izany rehetra izany Angamba mihoatra lavitra noho ny hafaliako rehetra Ny fandrenesako ny teny milaza toky mamy hoe Atolotro ny tenako raha tonga izay hialako ety ny lanitra no lovako ka ho fonenako Fantatro miharihary fa tsy mandà tokoa Ianao Tsapako mibaribary ny mbola fitiavanao Ry Tompo ny famelanao ny heloko No ahitako izany rehetra izany
@henintsoarason1841
@henintsoarason1841 4 года назад
mamela ny heloko Tompo o!! mba ho hafaliana ho ahy.
@orlandoidris9726
@orlandoidris9726 3 года назад
I know it's quite randomly asking but does anybody know of a good website to watch newly released movies online ?
@martincristian4337
@martincristian4337 3 года назад
@Orlando Idris I use Flixzone. Just search on google for it =)
@westleyclayton5872
@westleyclayton5872 3 года назад
@Martin Cristian definitely, I have been using Flixzone for since march myself :D
@orlandoidris9726
@orlandoidris9726 3 года назад
@Martin Cristian Thanks, I went there and it seems like they got a lot of movies there =) Appreciate it!!
@martincristian4337
@martincristian4337 3 года назад
@Orlando Idris you are welcome :)
@sentafiharena5957
@sentafiharena5957 6 лет назад
Hira tena tiako.loatra raha mbola evangelique misaotra Laurent
@jeanjacquesrajaobelina5920
@jeanjacquesrajaobelina5920 6 лет назад
Tsapako mibaribary ny mbola fitiavanao ahy jesoa mankasitraka ny GLR fa tena tiko be io hira io