Tonikira: Efa tara loatra angamba Vao nisaina Ity maso efa jamba Ka mangaina Efa tery avokoa ny lalan-kaleha Ny tenany anefa, efa voa Ka aleo mandeha Lala ô inona ary No mba azo atao Zaza tsy fanary Tsy fandao Zakao ny sitrapo K’aza mamoifo Todio izy ireo ka jereo toa narian-dray sy reny nahatsiaro resy tsisy intsony ireo mpiteny ka fetsifetsy tonga ny fakam-panahy mitetika ratsy vonjeo izy ireo ry lahy fa lany vatsy ampio izy ireo todio sy jereo fa mangata-maso sy mitoreo aza omena tsiny fa tsy mba niriany ny ho ety an-tany ka hitomany Efa tara loatra angamba Vao nisaina Ity maso efa jamba Ka mangaina Efa tery avokoa ny lalan-kaleha Ny tenany anefa, efa voa Ka aleo mandeha. Hira tena tsara dia tsara: nefa dama manandranaka au moins ray zay tsisy izay rarainy an'izany. Anao commentaires za itenenako any détails anio.
DAMA: Alo any rehetra alors dia tena makafy any groupe mahaleo za otsany rehetra ary ienao koa. JOËLLE tao à la réunion efa aty andafy izy zay depuis 10ans eo à peu près ra tsy niverina any à la réunion satsy tsisy vao anazy tsony zay ka izao io JOËLLE io sipany dama dia nitondrana concert any mahaleo t@za mbola kely tao à larouna tao dia y JOËLLE no manasa any lobakany refa vita ny concert dia oetiny miverina eveo dia taty andafa za niara any Volatiana il y a 12ans environ dia io Volatiana io MANANA TATY NIARAKA T@ DAMA KOA DIA HOE: NITERAHANA DAMA KA NA ZANAKY DAMA IO NA TSY ( RY ZAREO MICONFIRME HOE ZAMA NY DADA NIO ZAZA IO FA TSY RARAINY ) KA TOKONY HO JERENA DAMA IO ZAZA IO DIA KAKAKARAINY DIA JERENA KOA HOE MARINA VE SA TSY LOA. REFA MAHENO ANITO HORA ITO ZA NA MAHITA ANY ZANAK'Y DAMA NA LE DAMA TIA IROTSAKA PRÉSIDENT DIA GAGA ZA SADY MALAHELO BE HOE FA DE NAHONA MARINA, INONA NY ANTONY?? ??? ???? Dama n'a firy n'a firy ny zaza any eneo olona malaza ka mandratra fo an'irzo zaza reo enao no ny bandy rehetra eratany satsy ita hoe iny le dada panary anaka dia itany ry zareo koa hoe tokony mavita nefa tsy manao dia tsisy excuse kory le zaza. Lay loa atao DAMA ah? Zay fina ny teneniko @olona hoe alo any ande iady an'izao tontolo izao dia miediva loa @tsika tsirairay hoe vitatsika tsirairay ve no manatrika ny tenantsika hoe za zao fa tsy le izaho tiako afeniko fa zay no tena mahizy ahy dia refa vita zay dia possible no ande anafika sy ny anatsika an'izaniza fa tsy hoe ny tenako tsy vojeriko fa ho avita izaho ijery faran'izay lavitra ndrindra. Mialatsiny lava be dia miala tsiny @dama fa ela ela dia ela za no tia iteny an'ito fa tsisy occasion za talo dia tsy nanao réseau zany za talo fa tato ato za vo nanao dia efa @mataona ito hira ito no tsy eniko fa efa itako le zanaky DAMA mihira fa tsy hira ty no tena nikapoka any saiko...
Hotsarovantsika eto Irony andro fahizay Fony mbola tsy nisento Velon-dreny, velon-dray Zany andro fahakely Fony isika nilalao Tsy hadino velively Fa ao an-tsaina ao Tadidinao va re ? Tsaroako tsara indrindra e Lala o, lala o , lala o, lala o, lala o Sambatra re Izay mifankatia Lala o, lala o
Tonga vahiny ianareo Hitondra ny hafatra sy ny feo Koa samia mifaly , samia miravo Fa samy tantanan’ny Avo Faly manatrik’entoana Sarasara tsy ambaka , tompoko ô ! Toy izao ny fiarahaban’andriana Ataonay amin’olon-tiana Lalao re no ataonay amin’ny anatra soa Ataovy voankazo an’ala Ny mangidy re aloavy , ny mamy kosa atelomy Mahaiza mifidy ny tsara ho todin’ny soa any ampara Mahaiza mifidy ny tsara ho todin’ny soa sy ny anjara Arosoy amin’izay re fa manina azy Fa fitia mivaly , fitia tena mivaly fitia Fararano aza tonga ririnina mainka izany fa raha fahavaratra (bis) Sarasara tsy ambaka , tompoko ô ! Toy izao ny fiarahaban’andriana Ataonay amin’olon-tiana