Nudacy Records est le Distributeur Digital qui met l'Artiste au cœur de ses priorités.
Que vous soyez seul ou en groupe, auto-produit ou avez un producteur, vous êtes créateur d'une œuvre originale ? Nudacy Records vous offre la possibilité de promouvoir vos titres au delà des plateformes gratuites et vous positionne sur des sites Premium comme Spotify, Deezer, et iTunes.
Rejoignez-nous pour vous faire entendre au-delà de vos frontières natales en touchant des revenus sous forme de Droits d'Auteur.
Notre Dashboard, outil central de supervision, vous permet de suivre en temps réel tous les chiffres relatifs à votre compte Artiste.
Bénéficiez d'une carte MasterCard® pour un paiement plus rapide de vos Droits d'Auteur.
Fa tena mba mangataka raha azo averina t@ ilay version voalohany iny ilay "tsy hita" nama ah vazo tsy tonta ny ela ireny no naha lehibe koa nohon'ny fitiavana ny Metaly Malagasy eh 🙏🙏
Nandalo teto nitady hono ianao Nidobodoboka ny foko injao Ho to ihany ve ilay faniriko Ka ho tia ahy ilay olona tiako Izany izaho toa tsy mandia tany Ka sady faly no toa te hitomany Mihovitrovitra ny anaty rehetra Ssao nofy ihany izany ka misy fetra Inona anefa no ’ndeha ho antenaiko Mifendrofeendro toa miha- kely ny aiko Sao sanatria tsy fitiavana akory Ty antsonao efa tsy mampatory Nihazaakazaka aho hitady anao Sao tsy hiverina in-droa ny toa izao Nisalasala toa manadala Ahoana raha tsy tia ahy ianao? Inona ary no nitadiavanao Tsy fombafombanao ny toy izao Sao zavatra hafa ilainao tafa Tsy ho any indray aho sao marina izany Hahamenatra ahy ny ho hitanao hitomany Ny tsara angamba dia aleo aho mody Ka manadino anao no fanafody. Inona no itadiavanao ahy.