Тёмный
Lovaniaina Rodin
Lovaniaina Rodin
Lovaniaina Rodin
Подписаться
Iraimbilanja - Radio (Lyrics)
3:57
10 лет назад
Satry -  bodo & Hery (Njila)
3:50
10 лет назад
Tena Fitia- Bodo feat Balita Marvin
5:56
10 лет назад
Adeline - Alfa sy Omega (Lyrics)
4:47
10 лет назад
SOLOMIRAL - Hafatra
4:36
10 лет назад
Mba te hiantefa - Bodo & Mahery
3:15
10 лет назад
Maro mpitia - TIANA
3:51
10 лет назад
Комментарии
@MioraHasina-cx3hm
@MioraHasina-cx3hm 25 дней назад
❤❤Tiako loatra. Mankasitraka
@vanessalloret1422
@vanessalloret1422 Месяц назад
Dry , mandeha tokoa ny fotoana... Hatsoarovana ny fahazazana. Mangataka hira sy hafatra amin' ny " Radio Relax, Ambatondrazaka " tamin' izany andro zany dia : ( Alfa sy Omega ) faly erỳ izahay mihaino azy ❤❤❤. 🙏🙏🙏
@NicoleRABE-fo4yq
@NicoleRABE-fo4yq Месяц назад
Tononkra re izao,tena misangodingodina mihitsy,
@estherlouise8027
@estherlouise8027 2 месяца назад
20 Mai 2024 . Mbola mankafy
@JuMarvine
@JuMarvine 2 месяца назад
2024 Mbola misy namako manfy anty otranah ko ve ato
@HanitriniainaRazakamanga
@HanitriniainaRazakamanga 2 месяца назад
2024❤
@Daddy-id4oi
@Daddy-id4oi 3 месяца назад
Hira anisan'ny tena tiako❤
@user-rs3pe5wx7w
@user-rs3pe5wx7w 3 месяца назад
2024, fa dia mbola mijanona ho hira mampahery ahy 😢 tsara loatra...
@andorazanamorasoa5478
@andorazanamorasoa5478 5 месяцев назад
Tena tsara❤Jimmy Harrison moa izany no nahalalako ity hira ity
@nirinanellah
@nirinanellah 5 месяцев назад
Hmmmm,, mankasitraka eee,,Hira tiako t@ adolescente ko kkkkk Ary Mbola tsàra fogn ahhh nad EF 2024 atsika zao
@poundalee5281
@poundalee5281 6 месяцев назад
Tsara izany hira izany, 🎵🎶izaho tsy dia mahafantatra ny tarika solomiral, i Neninay no nitondra K7 ho ahy tamin'izany Milay ny tonony sy ny arrangements Misaotra nizara
@user-iy1ds1yd2s
@user-iy1ds1yd2s 6 месяцев назад
❤❤❤
@Tefusun
@Tefusun 7 месяцев назад
Tsara tokoa.from Nicaragua.
@mayahraholison4263
@mayahraholison4263 7 месяцев назад
❤❤❤
@rolandapostinona6107
@rolandapostinona6107 9 месяцев назад
Andriamanitra o toroy ,ny lalana marina Fa ianao no fivoy tsy hampivarina Ny fo sy saiko miharatsy , fa takona hazavana Hery tsy haiko no mamatsy,mahabe fahotana Mba miezaka aho ny hitraka , nefa ny heriko mitana Ny famelanao ry mpanjaka,no mandresy ny gejan’ny satana Ry tompo omeo hery aho Entiko hanompo ny anaranao Fa ny fakampanahy,mbola mananontanona ahy Ny fitiavan-tena mamenatra jarena Vonjeo aho ry tompo F’ao izy e hanome lay anjara fitia F’izy anie no mandre ny antson’ireo very dia f’izy anie no hany mandre Ny antso manginan’ireo zay mani
@rayandriantsoa9932
@rayandriantsoa9932 9 месяцев назад
Ary mba aiza i Francia zay moa e? tena mahafinaritra koa izy io an !
@user-sz7tb6ko8s
@user-sz7tb6ko8s 10 месяцев назад
Adeline❤voix original tiko be fon Repose en paix a son ame
@juliennerazafy7144
@juliennerazafy7144 5 месяцев назад
IZAO TONTLO IZAO MIDERA ANAO
@nanamad2403
@nanamad2403 11 месяцев назад
❤❤❤🙏🙏🙏
@alainramparany1288
@alainramparany1288 Год назад
ianao no alfa sy omega
@gilbertrakotomandimby5444
@gilbertrakotomandimby5444 Год назад
Fa mba nankaiza la Tian e?..tiko b le iranao.
@santatriniainanathalie5095
@santatriniainanathalie5095 Год назад
😍😍😍
@andrytianaramiandrisoa-px1hq
d tsy maheno hira toy izany tsony am radio nefa tena tsaraaa, merci TIANA
@anidboutit
@anidboutit Год назад
C'est la chanson de ma mère décédée il y a 3ans et aujourd'hui elle aurai du avoir 69ans Paix à son âme
@kiadyrandrianaina198
@kiadyrandrianaina198 Год назад
tsara loatra eh 😎😎😯😯
@hrb323
@hrb323 2 года назад
mety tsara. misaotra ê!
@sidonie6764
@sidonie6764 2 года назад
🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🤲🤲🤲🤲🤲🤲🤲💯🤲🤲🤲🤲🤲💯🤲🤲🤲🤲🤲🤲
@sidonie6764
@sidonie6764 2 года назад
Amen 💞 🙏 💞
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
😘
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
❤️
@gabrielleratsirahonana8536
@gabrielleratsirahonana8536 2 года назад
Yessddd❤️✅✌️♥️
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
❤️
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
❤️
@fenomanantsoatoky3842
@fenomanantsoatoky3842 2 года назад
2022 😍
@tosoathomas8076
@tosoathomas8076 2 года назад
RIJA RASOLONDRAIBE
@haingotianaomega1746
@haingotianaomega1746 2 года назад
🙏🙏🙏🙏👏👏👏
@maneritsenajulia1444
@maneritsenajulia1444 2 года назад
Amen 🙏
@ranaivosoaheri2578
@ranaivosoaheri2578 2 года назад
merci ee
@ranaivosoaheri2578
@ranaivosoaheri2578 2 года назад
faly be aho hitako androany ihany, tonga dia pe
@deraniainafanomezanjanahar1584
@deraniainafanomezanjanahar1584 2 года назад
mahatsiaro ny fahazazako aho izany !!!!!!
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Mankasitraka 😘🎤
@bodovohiranaandriamasinoro4604
@bodovohiranaandriamasinoro4604 3 года назад
Tsara loatra e !
@andyratsihoarana8794
@andyratsihoarana8794 3 года назад
Kiaka
@bary77nou
@bary77nou 3 года назад
Mankasitraka oo
@quessmichlutte.1713
@quessmichlutte.1713 3 года назад
N'y tena itiavako ny Tarika Iraimbilanja taloha Dia tena mahay mampiara-peo raha tsy hita ilay mpihira Dia ohatry n'y hoe olona iray ihany no mihira
@nadiamayah8463
@nadiamayah8463 3 года назад
2021 Mbola mankafy
@lazafanomezana980
@lazafanomezana980 3 года назад
tsy lefy laza io hira amiko na rahoviana na rahoviana
@teletrottoir5751
@teletrottoir5751 3 года назад
Mandrankizay ho Anao Alfa sy Omega
@laloulalou187
@laloulalou187 3 года назад
💋💌💌💋💋😘😘😘👌
@fabricetatatsiresy2675
@fabricetatatsiresy2675 3 года назад
Classique
@teletrottoir5751
@teletrottoir5751 3 года назад
Foiko ho anao hidera Anao Tompo