Izay Aho vao nahafantatra ilay Marion koa tamin'ny fanarahana ny fandaharan'ilat mpankanto nidaosan'y fahafatesana tsy Iza fa Itompokolahy Rak'Roots Dia ilay mpihira bé fitiavana ahy mbola misy hafa koa manana n'y talent a'ty Madagascar Dia i Marion Sady manam-peo ka tohizo , Ary bonne continuation
Ary ny any Comores no misy fisamborana fa ny teto Madagasikara zany dia tena malalaka tsara mitsy? ny voasambotra any aza moa angatahana famotsorana ndray!
Ny mapalaelo dia tsy asina resaka mihitsy ny orinasa mpamokatra simenitra eto an-toerana (HOLCIM) kanefa dia azo fehezina tsara. Sa ve izay ilay hoe biznan'ny zalah fanjakana? sa hoe karàna sy frantsay no tompony dia efa misy contrat efa vita any ho any? mampalaelo !!! ny vahoaka no mibaby ny tsy fahaiza-mitantana sy gaboraraka
Tsy maintsy atao miaraka Daholo reo ,zay efa ataony pitondra , manala ny embouteillages koa zany no tsy mivagogo ao Tanarivo daholo . Ny fapadrosona tsy manakana ny kere sy ny social bahoka , ny lalana sy ny sisa , miaraka daholo reo ,
Ty raclemence ty tena tsy alehany mitsy fa efa impito , apidiro refa madika lalana . Le avocat ko mahagaga ??? Tsy afaka manao ny asany raha tsy mitata rehefa manao ny asany
Reto taxi ty ko ,refa tsy hiasa tokony mijanona . Samy manana fidirany ,otrany hoe misy b ny mpivarokena ,ny pivarotra mofo, sy ny sisa Samy mitady e !