Mouais... Bof... La voix de la meuf ne va pas du tout sur ce genre de son un peu jazzy/groovy... Elle a un jolie timbre mais c'est clairement pas un univers musciale calé sur ce genre de voix trop "légère"
Y;faran-teny, ilay lalan-tokana nasampanana hanavery, hanamandry ny hery masina lazaina f biby ratsy. nanomboka teo napanedina amzay ny masoandro sy ny volana, rah lehilahy voahozona hiasa vo hanakohanina rah vehivavy kosa lasa pamosavy nefa tokana ny fitambarany. hany ka hazavana tena izy efa nariana ka very raolombelona. Y;faran-teny: ilay sampanana mitambatra ho lalantokana ka hanaitra ny cobra sady misy pozina mahery vaika mitsabo ny aretina rehetra. hoan'izay mizotra ny lalana marina tsy leo mitady na be sampanana aza. reseo ny tahoatrao dia zoty ny lalanao. Hecate miaro anao ka zory ny dia.