Misaotra betsaka anareo mihintsy mampita ny hira Malagasy, ary tena miaraka ny fitaovana Malagasy eo @ ara-mozika! Mankalaza sy mankasitraka tanteraka eh! Mahavita soa ary alefaso hatrany eran-ny Nosy-ntsika! Betsaka ny Malagasy manana talenta! Fa ianareo tena mampiseho ny zava-misy eto @ ity Nosy.ntsika ity! Daphne Tantely
Merci à Haja pour la création, merci Jérôme pour le partage. C'est très harmonieuse 🙏🙏 ça sent le rythme Androy et sa tradition. "Mangataha dia omena, mitadiava dia ahita, mandondonaha dia hovohai na" 🎉🎉❤❤
Ich habe durch einen Bericht von Navid Kermani zum ersten Mal von der Gruppe ghört und bin sowohl von der Musik als auch von den Videos sehr berührt und begeistert. Günter Zöller aus Siegen, Allemagne,80 Jahre