Тёмный
TUTO SØN GASY
TUTO SØN GASY
TUTO SØN GASY
Подписаться
Fifampizarana ny tontolon'ny SON sy ny fandrosoana ara technolojia amin'ny alalan'ny video.
Misy fampianarana, fizarana, fanorona ny olana amin'ny tsirairay ao anatin'izany hoantsika Malagasy rehetra.


RU-vid - facebook - instagram
fitaovana tokony hananana
4:39
3 месяца назад
AKG K-52
6:43
5 месяцев назад
Ampli casque H1
11:02
5 месяцев назад
TBONE MB85BETA
11:04
5 месяцев назад
Ny guitare électrique azonao vidiana
11:36
6 месяцев назад
WING Snap tuto son gasy
26:37
7 месяцев назад
Safidy micro hoan'ny home studio
7:03
8 месяцев назад
Branchement LOOP Guitare
7:01
Год назад
Zavatra 3 mila fehezina
5:05
Год назад
Entiko 72h miaraka amiko ianareo
13:34
Год назад
PADRE - NATHANAEL PAREDES
4:37
Год назад
Halavan'ny reverb
2:12
Год назад
Fitaovana home studio 2023
8:58
Год назад
Fanadiovana Kick Batterie LIVE
12:11
Год назад
Metronome mety indrindra
14:21
Год назад
Fanaovana Balance
13:12
Год назад
Nord Electro ny hevitro manokana
14:55
2 года назад
Toe-po Joseph d'Af Live Frankfurt
4:54
2 года назад
Bruit rehefa manao prise
3:19
2 года назад
Joseph d'Af tonga ato aminay
4:46
2 года назад
Mari-panan'ny fiderana JOSEPH D'AF
4:34
2 года назад
Distortion Harmonique tutosongasy
11:38
2 года назад
AIDE STAN
6:44
2 года назад
Ecouteur KZ fanaovana retour in ear
8:54
2 года назад
Комментарии
@andrygabrielraherinirina
@andrygabrielraherinirina Месяц назад
Tsara be ilay Hafatra misaotra eeeee❤❤❤❤
@NevAda-k5o
@NevAda-k5o 2 месяца назад
Merci pour cette chanson gloire à dieu 💖💖🙏🙏🥰.
@NyAinaFitiavanaFITAHIANTSOA
@NyAinaFitiavanaFITAHIANTSOA 2 месяца назад
tena tsy mahay dia mba te hanontany e, - manana mémoire ve zany ilay table afaka anaovana enregistrement satria zao efa tsy en live intsony nefa mbola io afaka anaovana demonstration io ilay hira ? - Zany hoe mbola afaka verenana mixena zany ilay izy après live de afaka exportena ho lasa wave après? mankasitraka indrindra!
@Redminote-s4r
@Redminote-s4r 2 месяца назад
Ratsy be ve lay original no nialana lavitra be?? Sa amzay wen tsara zay manarakaraka an'lah hira😢
@johns.rakuth
@johns.rakuth 3 месяца назад
Salama Haja, Raha voalaza mialoha tany anaty fiche technique ve ohatra dia mbola mitondra ihany? Cablage sy multi-prise ohatra :) Mirary soa eh
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY 3 месяца назад
Salama e, Rehefa milamina oe manana ny sonorisateur dia tsy voatery hitondra ka.
@johns.rakuth
@johns.rakuth 3 месяца назад
@@TutoSonGASY Mankasitraka dia mirary soa eh
@hajanantenainarandriamahaf1949
@hajanantenainarandriamahaf1949 4 месяца назад
Miandry ilay tuto fanamboarana son ooo🤝🏽
@kalilbeatz
@kalilbeatz 4 месяца назад
j'aimerais tellement avoir ce casque
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY 4 месяца назад
il est pas si mal
@maeritsimi
@maeritsimi 5 месяцев назад
Mankasitraka foana amin ny fizarana e. Ito mba misy fanontaniana kely: Rehefa maninona no tokony hisafidy ampli casque PASSIF(Thomann MB2 ohatra) ary rehefa maninona ny hisafidy ampiasa ampli casque ACTIF tahaka an'io H1 io? Misaotra e
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY 4 месяца назад
miankina amin'ilay workflow ihany satria raha efa ambony ny niveau de sortie dia tsy mila préamplifier intsony à priori dia passif no ampiasaina mba hijanona ho neutre ilay signal kanefa raha ambony be ny impédance an'ilay casque die mety tsy hahazaka indray. Ny actif izany no "standard" kokoa raha tsorina.
@maeritsimi
@maeritsimi 4 месяца назад
@@TutoSonGASY ok merci
@fanilovalisoa4119
@fanilovalisoa4119 5 месяцев назад
Manahaona ito par rapport amle Roland RH5?
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY 4 месяца назад
amin'ny courbe ve ? RH5 mety kokoa amin'ny musicien raha ny hevitro fa malaky mandreraka sofina
@JtendryB
@JtendryB 5 месяцев назад
Inona ny référence an'ilay enregistreur ampiasainao? 🙂
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY 5 месяцев назад
Zoom H6
@zokybearchive
@zokybearchive 5 месяцев назад
Asio demosy eee
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY 5 месяцев назад
ndao asiana e
@zokybearchive
@zokybearchive 5 месяцев назад
@@TutoSonGASY merciii
@andrinirinaerick1852
@andrinirinaerick1852 5 месяцев назад
Merci lesy 👍
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY 5 месяцев назад
mankasitraka e
@OnyRomyAndrianjakarison
@OnyRomyAndrianjakarison 6 месяцев назад
Raha anao hard rock de guitare double bobinage ny micro
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY 6 месяцев назад
Izay no tena ideal kanefa tsy mametra ihany izy raha toa ka
@andryrakotoarisoa
@andryrakotoarisoa 6 месяцев назад
Misaotra eee, question : raha tsy manana ilay budget ohatra raha nanomboka, fa tao anaty 200 - 300 euros ohatra , dia manomboka mahita rirany amin'izay au fil du temps, te hi-upgrade fa tsy hanolo guitare indray fa hanolo pièces tsikelikely an'ilay "low cost" iny ihany. intéréssant ve par rapport @ ilay miova guitare "ambony" kokoa ? Merci amin'ny fizarana.
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY 6 месяцев назад
Tena tsy intéressant iny satria ny finission indrindra fa ny manche tena ilaina tsara. Aleo aza amidy ny guitare dia mividy indray.
@ranaivojaonasarobidy9405
@ranaivojaonasarobidy9405 6 месяцев назад
Mety otrin izany iny tonga aty fa tena resy lahatra
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY 6 месяцев назад
Afaka miresaka amin’ny tsog varotra amin’ny facebook ianao dia hanao devis ry zareo
@sakaizanitanora
@sakaizanitanora 6 месяцев назад
Mankasitraka.Tsisy conseil ve @ Guitare électro acoustique ?
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY 6 месяцев назад
Misaotra e, hoavy eo ihany Misy zavatra tianao ho fantatra manokana ve ?
@sakaizanitanora
@sakaizanitanora 6 месяцев назад
@@TutoSonGASY misaotra @ réponse apide, ny marque na modèle tsara vidiana raha débutant, inona corde ampiasaina? dia inona firy watt ny ampli ampiharina aminy ? Misaotra mialoha
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY 6 месяцев назад
@@sakaizanitanoraaleo fa hojereventsika izany. Miankina tanteraka amin’ny type de son tadiavina foana ny guitare fa ny ampli dia ilay fishman loudbox no tena henoko tsara be ny son
@armelandrianarivo7717
@armelandrianarivo7717 7 месяцев назад
Tsara ve ny combinaison_ko ho any home studio:focusrite 4i4 4th gen, micro rode nt1 A?misaotra mialoha
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY 6 месяцев назад
Io configuration anao io izao mety kokoa amin’ny son moderne
@barivolaRakotohariniaina
@barivolaRakotohariniaina 7 месяцев назад
Tena tsara ilay feony, ilay jeso mino anao tokony mba natao lavalava akana sopapa fa tsy mahay ny tenanay hihihi
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY 7 месяцев назад
aoka re
@njaratianaandriamihajamana3483
@njaratianaandriamihajamana3483 7 месяцев назад
Mankasitraka indrindra eh. Ilay compression parallèle tena ilaina be mihitsy
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY 7 месяцев назад
izay indrindra
@ralambondrainymisaina2618
@ralambondrainymisaina2618 7 месяцев назад
Misaotra foana @ fizarana e! 👌
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY 7 месяцев назад
mankasitraka e
@todinymalalarafaralahy875
@todinymalalarafaralahy875 7 месяцев назад
Mankasitraka e
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY 7 месяцев назад
Misaotra e
@todinymalalarafaralahy875
@todinymalalarafaralahy875 7 месяцев назад
mankasitraka e
@lalainajaschko2874
@lalainajaschko2874 8 месяцев назад
Je tsy mora milanja ny hazo fizalina,fa tsara
@ralambondrainymisaina2618
@ralambondrainymisaina2618 9 месяцев назад
Misaotra foana ny amin'ny fizarana e 👊
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY 8 месяцев назад
mankasitraka e
@drianabbay8117
@drianabbay8117 9 месяцев назад
Merci lesy pour la mentalité. Mampahery foana handroso hatrany
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY 9 месяцев назад
Merci beaucoup e
@fanilovalisoa4119
@fanilovalisoa4119 9 месяцев назад
Mazava tsara. Merci an🤝💥
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY 9 месяцев назад
Mankasitraka
@faniryfytiajonah
@faniryfytiajonah 11 месяцев назад
Misaotra ny amin'ny fizarana fa tena mahaliana sy manampy be
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY 11 месяцев назад
Mankasitraka indrindra
@faniryfytiajonah
@faniryfytiajonah 11 месяцев назад
@@TutoSonGASY Azafady tsy maintsy mampiasa an lay ampli casque zany rzha hanao retour casque na ecouteur? Tsy mety ve raha tonga de manamboatra cable avy any amin retour de afaka hanatsofohana jack?
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY 11 месяцев назад
Tsy ampy hahatosika ecouteur ny niveau de sortie
@faniryfytiajonah
@faniryfytiajonah 11 месяцев назад
@@TutoSonGASY Misaotra tompoko Mirary soa!
@herifitia8863
@herifitia8863 Год назад
Mankasitraka Haja, fanazavana mahakasika ny IR sy ny manodidina an'izay ny ahy no mba ianadrasako e 😊
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY Год назад
Oui izay koa tena intéressant tokoa Hojerentsika miaraka e
@hajafalyravo3553
@hajafalyravo3553 Год назад
Mankasitraka eh.
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY Год назад
misaotra indrindra e 😉
@andriamanantenamisaariasin6689
Zah efa nampiasa ilay version pro niaraka tamin'ny tarika iray izay fa tena mampahazo aina Fa mb tiako andramana Ty version lite ity Sady sur Aho f mahazaka azy tsara ny Windows
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY Год назад
tena maivana izy na ny chargement aza mety
@rajaofetraandrianainasandy9260
Inona ilay hoe impédance ?
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY Год назад
L'impédance électrique est mesurée en Ohms, et représente la résistance totale que présente le câble au courant électrique qui le traverse.
@seraphinremamehy3939
@seraphinremamehy3939 Год назад
Misaotra hatrany nizara! Fa mba te hahazo ny fomba idealy amin'ny fametrahana ny laharan'ireo effets fotsiny aho hoe iza no tsara atao ambony na atao voalohany raha ireto manaraka ireto nonampiasaina? Ze mahazatra anao fotsiny moa zany!! Eq, Limiter, Comp Misaotra e!
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY Год назад
Miankina amin'ny contexte foana ilay izy satria tsy voatery hanaraka fa raha omeko ohatra fampiasako matetika raha malefaka dia EQ-> COMP -> LIMITER Fa raha tiana tena rapide ny attaque de compression di a ny COMP -> EQ -> LIMITER
@seraphinremamehy3939
@seraphinremamehy3939 Год назад
Misaotra! ilay filaharana nolazainao faharoa io manko zao no lasa fahazarako kokoa, ay kay zay lay fanazavana azy! Azoko ndray izay
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY Год назад
@@seraphinremamehy3939 andramo foana dia manaova comparaison kely foana koa anefa
@hajafalyravo3553
@hajafalyravo3553 Год назад
Mankasitraka fa mafinaritra. Fa mba afaka amianarinao misimisy ve ny mikasika an'ilay Enveloppe teo azafady?
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY Год назад
Misaotra ny amin'ny fanontaniana L'enveloppe sonore est la courbe décrivant l'évolution d'une propriété d'un son (par exemple son volume) en fonction du temps. (source wikipédia)
@anjarasoa.m
@anjarasoa.m Год назад
J’ai trop aimé 😅 Je suis trop impressionnée par le matos qu’il y avait 😮‍💨(même si j’y connais rien)
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY Год назад
Hey salut et bienvenue sur ma chaîne !! Merci beaucoup :)
@poisdebambara3417
@poisdebambara3417 Год назад
Vlog de qualité ! On aime ! Tsara le format ! Mankasitra 😁
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY Год назад
Bonjour et bienvenue sur ma chaîne Merci de votre commentaire la biise :D
@seraphinremamehy3939
@seraphinremamehy3939 Год назад
Tsy hay zay lazain´ny tononkira fa mahafinaritra kosa lay mozika! #guitariste_solo mihitsy izy zany
@ainamirija
@ainamirija Год назад
Merci ee
@andrinirinaerick1852
@andrinirinaerick1852 Год назад
Misaotra nizara e,fa fanontaniana kely oe tokony samy hafa ve ny reverbe isakin'ny piste (samy manana ny azy ve ny instru rehetra) sa ve reverb ray ian zan itambaran izy rehetra? Merci
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY Год назад
iray foana no hitambarany à priori
@seraphinremamehy3939
@seraphinremamehy3939 Год назад
Misaotra nizara e!
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY Год назад
mankasitraka anao manaraka e
@JtendryB
@JtendryB Год назад
Mahafinaritra foana ny vidéos anareo! :)
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY Год назад
Misaotra indrindra e
@neutrinou
@neutrinou Год назад
Nena kosa ilay KZ ZSN Pro tao efa simba e! 😂😂 Efa tokony hanafatra vaovao fa tsy nahay nitandrina. 🥲🥲
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY Год назад
Izany ve inona no nahasimba azy ? Mba zarao mba hijerena azy oe maro ve no tratra
@jackyemilcourjourasoafara9566
les artistes MALAGASY doivent se faire connaitre en Allemagne afin de conquérir les 5 continents,JOSEPH d'AF a su saisir l'occasion. Tout mes encouragements & félicitations à tout les participants de représenter notre TANIN-DRAZANA en Allemagne & entre autre à FRANKFURT ,le hub intercontinental de LUFTHANSA;dixit un métisse de BETAFO (VAKINANKARATRA)
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY Год назад
merci beaucoup
@vonjiensy3540
@vonjiensy3540 Год назад
manaja fona zoky a🙏
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY Год назад
misaotra e
@discipleofmashiah26
@discipleofmashiah26 Год назад
Taiz ao anaty baiboly no Misy anzany maripana ny fiderana izany, ?? Jesosy ve d nanao fapisehoana tahak'izao? Na ko le clip? Ts Misy iraisany maizina sy ny mazava, dia Mba vakio le baiboly e
@maminiainahoseaandriamanan6370
Merci fa mamy be fona e ! 🙏
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY Год назад
mankasitraka e
@seraphinremamehy3939
@seraphinremamehy3939 Год назад
Misaotra foana e! Respect🙏🙏🙏
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY Год назад
Misaotra e
@SitrakiniavoMahefasoaRamanitra
Miarahaba e, ary ny Superlux HD-681 ve mety tsara? io no ampiasaiko hanaovako mixage mantsy
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY Год назад
miarahaba, mbola tsy nampiasa superlux mihitsy aho fa raha eno mazava daholo ny fréquence rehetra ka zatra azy ny sofinao dia mety
@santsou1
@santsou1 Год назад
Tonga de Jaojoby no ao an-tsaiko
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY Год назад
ny ahy indray ilay taloha tsy aiko
@rajaodafe578
@rajaodafe578 Год назад
Merci 🙌🙌
@HERINTSOA2899
@HERINTSOA2899 Год назад
Merci hadja prime
@TutoSonGASY
@TutoSonGASY Год назад
Bienvenue sur la chaine et merci pour votre commentaire😉