Ten mitomany fon za rah vao mande io hira io,tsis azo antenain marin rah n eto antany.ny miantehitr @ Andriamanitra iany no ahitana fahombiazan sy fahasambaran.Amen.
.marin mintsy zany rijasoa a.mihatr amiko io teninao hoe mananjara n tiankavana.nef mino aho fa ts hanary ahy jesosy nade eo aza izany.ny hany fahendrena dia ny mangina.