Тёмный
zaka4828
zaka4828
zaka4828
Подписаться
Tarika Njila- Aina
3:01
8 лет назад
Tarika Njila-Rivotra
3:51
8 лет назад
Tarika Njila- Ndeha ho any aho
4:12
8 лет назад
Tarika Njila- An-tananao
3:32
8 лет назад
Tarika Njila- Avelao ny revy
5:49
8 лет назад
Tarika Njila- Fanahy ô midina
5:32
8 лет назад
Omeko anao-Alain & Malala
3:54
8 лет назад
Flamboyants
4:40
9 лет назад
Fêtes du 14 07 2014 à Saint Denis
6:29
10 лет назад
Gebageba
5:02
12 лет назад
Комментарии
@noronanahary9446
@noronanahary9446 23 дня назад
Tena mlay reto musicien reto
@kallakelly
@kallakelly 6 месяцев назад
Tsara be fa misaotra ô !
@Just___Louane
@Just___Louane 7 месяцев назад
Tsara loatra
@voahangirakotoson3975
@voahangirakotoson3975 Год назад
Mampatsiahy ny hatanorako. Misaotra e
@nirinaramangasalama5868
@nirinaramangasalama5868 Год назад
Mifaly sy mampafifaly ny mpanakanto :-)
@andrianjafiharisonmahasetr547
Hafa ihany izy 3 mianadahy eh
@andrianjafiharisonmahasetr547
Tsara loatra 👏👏👏
@onjaniainarakotonirina5582
@onjaniainarakotonirina5582 Год назад
Manja mihitsy e
@manohisoarandrianalison1728
Merci bcp!
@manohisoarandrianalison1728
Fahiny marina zany!! hafa ihany❤❤❤
@tsiresyvalisoa1445
@tsiresyvalisoa1445 Год назад
Kanto ny hira malagasy🇦
@andrianjafiharisonmahasetr547
Hafa ihany rehefa izy 3 no miaraka👏👏👏
@andrianjafiharisonmahasetr547
Tsara 👌
@andyrafamantanatsoa8117
@andyrafamantanatsoa8117 Год назад
Nataonay mivady duo tamin'ny mariage nay
@nanourafia2959
@nanourafia2959 2 года назад
Tsara b fa mamalan-kira foana "Richard" farany, tss ...tsy miady ilay clé, lasa clé an'i Do ny Da!
@ravoramarozatovo5237
@ravoramarozatovo5237 2 года назад
💖💞
@sylviarakotovao5937
@sylviarakotovao5937 2 года назад
Fanahy ô, midina🙏 Henoy ‘ty feo manoina O raiso am-pifaliana ‘ 🤲 Ty ondry izay nantsoina🙏 E !sedra izao fa lavo 😪 Manenina hatrany🙈🧎‍♀️ Tantanonao, Ray Avo 🙏 Malama anie ny tany😭 Ka afoiko tanteraka 🙋‍♀️ ‘Reo tsiniko Mba hianarako👩‍🎓 ny fiainan-danitra ⛪ Havaoziko isan’andro anie 🧎‍♀️🧎‍♀️ ‘Zao teny izao E ! sambatra aho ry Ray❤🙏 Fa miaraka aminao ❤❤❤ Jehovah Ray Mahery🙏 Ity ilay zaza very 😪😪 Fa tonga mba hanoina Ka miandry ampandrosoana🤝 Ny fiainako tontolo🤷‍♀️ Ento ho Anao daholo🤲 Hanaiky sy hanompo🧎‍♀️🧎‍♀️ Ho fanirin’ny foko❤❤❤ Ka afoiko tanteraka🧎‍♀️🧎‍♀️ ‘Reo tsin i iko Mba hianarako 👩‍🎓 ny fiainan-danitra⛪ Havaoziko isan’andro anie 🧎‍♀️🧎‍♀️ ‘Zao teny izao E ! sambatra aho ry Ray❤ Fa miaraka aminao❤❤❤🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏 Amen...
@voahangyrakotobe6375
@voahangyrakotobe6375 2 года назад
Tsara sy kanto
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Hafa ihany n'y Tsiky s'y n'y hira, m'anome fifaliana. TIAKO 😃💓
@nicolasrakotondramiandravo8800
@nicolasrakotondramiandravo8800 2 года назад
ahatsiarovana ny fahazazana .
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Ndriii... Fitiavana izany! :-)
@haingotianarabakolalao9480
@haingotianarabakolalao9480 2 года назад
Nahatsiaro ny fahazazana 😍
@nirinalisoaraharimahefa8789
@nirinalisoaraharimahefa8789 2 года назад
tsara! misaotra ô!
@hanitrarakotomalala6550
@hanitrarakotomalala6550 3 года назад
❤️
@volaambinintsoa
@volaambinintsoa 3 года назад
Tiako!
@nirinalisoaraharimahefa8789
@nirinalisoaraharimahefa8789 3 года назад
Tsara e! Misaotra.
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 года назад
Fanahy o , 😃 midina. Malama Anie n'y tany. Sambatra izay miaraka amin'ny Ray. :-)
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 года назад
Miara-peo hanome fifaliana.:-)
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 года назад
Mamangivangy havan-tiana. Handalo indray andro any.
@sylvialefebvre1482
@sylvialefebvre1482 3 года назад
Plein de souvenirs gros bisous a vous tous
@noronanahary9446
@noronanahary9446 3 года назад
Tsy lefy laza
@noronanahary9446
@noronanahary9446 3 года назад
Tena tiko e
@andriantianamichel5094
@andriantianamichel5094 3 года назад
Firaisankina no titre ny hira
@martiallala6980
@martiallala6980 3 года назад
tsara ilay hira eh ny mpihira torak'izany
@noelvivian5432
@noelvivian5432 3 года назад
Merci bcp amle hira fa mba tena tian ny zokiko vavy zay io hira io de mazava ho azy fa tena lasa tiko be Misaotra nizara e
@Letasona
@Letasona 3 года назад
Souvenirs souvenirs! Hafa mihitsy ity na nisy ilay clip vaovao taty aoriana aza; sao misy clip n’ilay « iny habakabaka iny, atokako an’ialahy » koa ?
@HarittinaRANDRIAM
@HarittinaRANDRIAM 4 года назад
Ity ny reprise taty aoriana ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-sRA59JDDycU.html. fa ny ahy aloha ilay original no tiako foana
@herizoranaivoson9684
@herizoranaivoson9684 4 года назад
Tiko ty hiranareo ty 🥰😍💝❤
@dominiqueramiarisoa9630
@dominiqueramiarisoa9630 4 года назад
29/05/20 meerci pour le partage j'adore l'orginal! merci!!!!!!
@andrianonyhanta9828
@andrianonyhanta9828 3 года назад
nov 2020
@gabrielleamd3966
@gabrielleamd3966 4 года назад
Hitako ihany ity hira ity !!! ❤️🥰😘👏🏻👏🏻merciiiii
@harinanjajonhson7592
@harinanjajonhson7592 4 года назад
Mahatsiaro tanteraka ny fahatanorana e! Misaotra
@sahondrarey-vignau2071
@sahondrarey-vignau2071 4 года назад
2022 tsara e! Mankasitraka !
@sahondrarey-vignau2071
@sahondrarey-vignau2071 4 года назад
Mampatsiahy ahy an i dago taon dasa maro Zay 😢👍
@sahondrarey-vignau2071
@sahondrarey-vignau2071 4 года назад
Tena tsara ty hiran i poopy s'y richard Ty 🎸🎸👍🇲🇬💃🕺
@kotorazaka4364
@kotorazaka4364 4 года назад
Aiza koa misy micro tsy mandeha mintsy mandritrin'ny hira iray manontolo
@fenosoapiso7670
@fenosoapiso7670 10 месяцев назад
Ka Mety nisy ni-gafy kosa n'y microny, tsy navela nihira.
@sisifara8899
@sisifara8899 4 года назад
tena tsara e !kanto loatra misaotra ny Tompo sy ny tarika mpamorona, mahatsiaro ny fahiny
@angelinehamon194
@angelinehamon194 4 года назад
Merci, tsara be tsy mety lefy
@jeanwilsonramarokoto7652
@jeanwilsonramarokoto7652 4 года назад
Roman d'amitié gasy mihintsy misaotra betsaka mampatsiahy by taloha
@herizoranaivoson9684
@herizoranaivoson9684 4 года назад
Tsara ♥️
@sharafhamidi9543
@sharafhamidi9543 4 года назад
Tsy play-back io, tsy kitikitika ordinateur: ireo dia mpihira, mpanoratra sy mpitendry mozika tokoa! Mpamorona! ARTISTES!