Тёмный
No video :(

𝐒𝐀𝐌𝐎𝐄̈𝐋𝐀 - 𝐌𝐈𝐇𝐎𝐃𝐈𝐍𝐀 🇲🇬 (Official Video Clip / Extrait de l'Album "BANDY RANGAHY") 

Samoela
Подписаться 10 тыс.
Просмотров 520 тыс.
50% 1

#madagascar #samoela #bandyrangahy
Ecoutez & téléchargez « BANDY RANGAHY » de Samoëla sur toutes les plateformes digitales :
▶️Spotify : open.spotify.c...
▶️Apple Music : / bandy-rangahy .
▶️Deezer : www.deezer.com...
▶️Amazon Music : music.amazon.c....
▶️Tidal : tidal.com/brow...
𝐋𝐲𝐫𝐢𝐜 :
Mbola mihodina any i kala hatramin’izao an
Mbola mitady patrô manambola hilalao an
Mbola mitady, mitsakaraka, izay hamelomana anaka
Saingy ny entana efa tsy avotra, rodana, raraka
Tsy manaiky resy, manao fetsifetsy mandrapaka izay tratrany
Mitety bar sy fety, Itaosy , Ampefitety, fa izay mba fantany
Ny trosa fripy, ny trosana beks, etsy manaraka
Ny zaza tomany, miandry an’i mama, tsy mety mahasaraka
Kanefa hatramin’izao an
Anaty « game », mbola tamana
Madama kely tia milalao
Kaofina mihitsy ny hatanorana
Kôndrakôndrana ary ve ‘ty kalakely ‘ty, sa kosa azon’ody
Ataony daholo, na toaka na môly, mihinam-panafody
Efa hatry ny omaly ‘ty no hitako teto, « Permanence »
Tsy mifemaka mihitsy, mizara virus i Madama kely anaka
Mitady razoky mba hanome toky, hanangana ny ho avy
Ratsy tarehy manam-bola, na sima, na sola fa maty mosary
Mivavaka mafy manao Haleloia, mba ho sendra ny goavy
Ho sendra ny dondrona, hahita ny pondro, ho tojo matavy
Kanefa hatramin’izao an
Anaty game, mbola tamana
Madama kely tia milalao
Kaofina mihitsy ny hatanorana
« Professonnelle » be madama an
Kikina mihitsy izay mihanahana
Ilay zavatra anefa mivoaka nana …
A/C : Samoëla RASOLOFONIAINA

Опубликовано:

 

28 авг 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 35   
@Penjaboli
@Penjaboli 2 года назад
Je suis français et moi j'aime vraiment beaucoup 🇲🇬❤ 🇷🇪🙏🏻 🇲🇫❤🇲🇬
@FanomezanaAntonio
@FanomezanaAntonio Месяц назад
Tsara be
@BondyMMG
@BondyMMG 2 года назад
Salama daholy e, mankasitraka “SAMOELA” 🙏🏻isika rehetra mahita an’ity hira ity mba ho samy hi-abonné ary hanisy j’ame mba ho marika ny firaisan-kina . Ka andao ary 😍
@zoherilalarakotoarison6622
@zoherilalarakotoarison6622 Год назад
Tsara be eee!!miandry indray bira
@heliosthierry6609
@heliosthierry6609 6 месяцев назад
Ny saka lehibe amin'ny mikoro...!
@tahianaratsimbazafy970
@tahianaratsimbazafy970 Год назад
Misaotra Samoela amin'ny theme Hira. Tena misongadina be dia be tokoa ny talentanao "Artista" ary tena anisany mamporisika hatrany anao hanohy amin'io taranjanao io ny tenako mba hahatonga saina ny olona amin'ny loza mitatao maro isankarazany mitranga ao amin'ny fiarahamonina malagasy. Hita fa miezaka milaza ny zava-misy ao amin'ny fiarahamonina amin'ny alalan'ny hira ianao. Tena milaza ny zava-misy ao amintsika Mcar ao io hiranao io ary tena mampalahelo tokoa. Mila amporisihina handranto fahalalana bebe kokoa ny tanora ao amintsika Mcar ao mba hijery lavitra kokoa ka hiezaka eo amin'ny fiainana hisafidy ny lalana tsara indrindra (ny fianarana) ho amin'ny fandrosoana.
@andorakotomalala3399
@andorakotomalala3399 2 года назад
Milay, tsy lany inspiraka mihintsy Mr Sameola, efa voavidy le album vaovao. Mankasitraka!
@rakotoniainahantalalao1860
@rakotoniainahantalalao1860 2 года назад
Milay foana le inspiraka
@mireillerandrianjafy3403
@mireillerandrianjafy3403 2 года назад
Bravo.tonon-kira azo raisina fa tsy le je t'aime bb reny fona
@anialaari9678
@anialaari9678 2 года назад
Hafa ihany oa samoela
@hasimalalaandrianantenaina3284
Tsra bee e👍👍👍👍👍
@S.Ratsimisetra
@S.Ratsimisetra 2 года назад
Mankalaza e 👍
@randrianarivelohasiniaina6753
@randrianarivelohasiniaina6753 2 года назад
tsara tena tsara eeeeee, miarak am kiala Antso
@ainafanevaemmanuelmbolahen1715
@ainafanevaemmanuelmbolahen1715 2 года назад
Mlay e, hainao le game
@nomenjanaharyrakotoarison2544
@nomenjanaharyrakotoarison2544 2 года назад
bon scenario et good vibe . On est fan
@olivaranelson660
@olivaranelson660 2 года назад
tena tsara! Bravo!
@andryeugenefalinirina6660
@andryeugenefalinirina6660 2 года назад
Tena mbola mi-kifa an'ilay kanto atreto e
@valeriefernandez6754
@valeriefernandez6754 2 года назад
Tsara be Merci
@rabevazahagaston3251
@rabevazahagaston3251 2 года назад
mahay mozika...
@chantaldupuis4002
@chantaldupuis4002 Год назад
Tena ok fa ny mampalaelo dia tena tantara misy ary misy tokoa :(
@licomlg6451
@licomlg6451 2 года назад
good vibes
@kennedyjudith1021
@kennedyjudith1021 2 года назад
Milay ee
@vahatriniainaramaheninariv1127
@vahatriniainaramaheninariv1127 2 года назад
enjana le tonon-kira hahahahahah
@alinemanouh2764
@alinemanouh2764 2 года назад
mahay koa le madama kely am clip hahaha sa aona ry Antso
@nomenarasata
@nomenarasata 2 года назад
Samoela @ le itiavanay azy tsara miints, le miteny ny marina d makarary n sain'ny hafa 😂
@herylalainaraharison1547
@herylalainaraharison1547 2 года назад
ndeh hikôka ny atanorako a louh leh
@RAKOTOANDRIANIRINATahina0
@RAKOTOANDRIANIRINATahina0 2 года назад
Mamely mafy mintsy nareo am le clip an, kkkkkk
@natiorajacques6981
@natiorajacques6981 2 года назад
Mlay le vazo zoky be a,sad mahay koa le pandray anjar am clip a,mafinaritra rangah
@juanparfait127
@juanparfait127 2 года назад
milay e.misaotra
@ralaivaojoseph5290
@ralaivaojoseph5290 2 года назад
mlay e
@magairimagairi1097
@magairimagairi1097 2 года назад
kôfina mits oun
@arilalaandrianavony7558
@arilalaandrianavony7558 Год назад
norm tsara le vazo fa le Antso koa pro be a 😅
@tolotraerica1824
@tolotraerica1824 2 года назад
Tena tsara lay hira,toy izay koa ilay clip,isaorana betsaka an i Antso
@finaritrarado9273
@finaritrarado9273 2 года назад
mafy enao zoky a