Niakatra fitsarana teny Anosy ihany koa androany ny raharaha Kohen Rivo Lala. Tsy nisy ny didy nivoaka momba ny fiampangana ity mpitondra fivavahana ity. Nahemotra amin'ny 21 Janoary ny fitsarana azy.
7 сен 2024