Тёмный

Adàlan' i Jesosy | RIJA RAKOTO featuring Joseph d'af | Official video 

Blessing
Подписаться 2,7 тыс.
Просмотров 1,4 млн
50% 1

2ème album de RIJA RAKOTO
Video by Lumahee Films. (C) 2016 Music by Levita Records.
Compositeur et arrangeur: Rija Rakoto.
Adalan'i Jesosy na adalampitia amin'i Jesosy.(Fou amoureux de Jésus)
Follow Rija RAKOTO on / rijahasinarakoto

Опубликовано:

 

25 фев 2016

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 148   
@nantorandria5684
@nantorandria5684 8 лет назад
Tsara be ny arrangement! tiko be! Miroso mankany amin'ny voninahitra ny zanak'Andiamanitra!
@saniahcocochanel7518
@saniahcocochanel7518 7 лет назад
Adala aminao aho Jesosy ô!! Tsi misy atakaloko anao fa ani aminao ihani ni fitiavako, Voninahitra lebe indrindra ho an'Andrinamanitra irery ihany. Andriamanitra raini Jesosy kristy. Tohizo fa tsara le hira ny fahasohavani tompo anie ho ami tsika rehetra. Amen ❤🎼
@nirinaharisoa8757
@nirinaharisoa8757 8 лет назад
Fanahy Masina ô, ampianaro aho mba ho adàlan'i Jesosy koa ! Amena.
@voninalaranaivo52
@voninalaranaivo52 4 года назад
Mahafinaritra mijery tanora manolo-tena ho an'ny Tompo. Ho tahian'i Jesosy daholo isika rehetra 💗
@lacroix5081
@lacroix5081 5 лет назад
Voninahitra ho an Andriamanitra, merci beaucoup pour cette belle chanson je me sens forte grasse amin'ny jesosy lehibe
@mamisoafitahianarandrianir815
@mamisoafitahianarandrianir815 8 лет назад
milatsaka mangoritsiny mihitsy ny fo fanahy mihaino io hita alalan'i Jesosy io aho:kanto loatra e mankasitraka tompoko
@mibebahafahoavyjesosy
@mibebahafahoavyjesosy 5 лет назад
Adalanao aho Jesosy, tiako lotra anao Jesosy. Hafa ihany miaraka aminy Tompo
@solennrzfd1986
@solennrzfd1986 6 лет назад
tena tsara le hira! tohizo fogna ny mideran'i Jesosy!
@tolotranirina6515
@tolotranirina6515 7 лет назад
Mila an'i Jesoa toko ny fiainako rehetra ary andeha mba hataoko ny tonin'ity hira ity fa tena marina mantsy zany !
@ariannamalik2775
@ariannamalik2775 5 лет назад
J'adore, kara fa tsy ambony tany za mitandregn hira zegnè, kara fa andagnitry💗💗💗💗💗💗💗
@ghhjhgcbbnn6336
@ghhjhgcbbnn6336 5 лет назад
Tiako be hira 💕💕 Adala aminao aho Jesosy tsy misy atakaloko anao🙏🙏
@heriniainajary2448
@heriniainajary2448 8 лет назад
Adalanao ah JESOSY a! Tiko loatra Ianao Jesosy! na faly aho na ory dia Ianao foana no tsaroako! Misaotra Tompo.
@dominiqueramiarisoa9630
@dominiqueramiarisoa9630 6 лет назад
tena tsara be ny look izy roalahy é!c'est mignon ils me font penser à mes petits-enfants!!!!!!
@tatianaandoniainaandriaman1707
Mankasitraka anareo mirahalahy fa mampahery ! Izao rehetra izao tsisy atakaloko Anao Jesosy!
@razananoromarcelline5623
@razananoromarcelline5623 8 лет назад
Tiko be lay hira😊!malahelo aho tompo ianao no tsaroiko😚😚
@ranjamialyrandrianantenain791
@ranjamialyrandrianantenain791 6 лет назад
Tena adala an'i Jesosy Marina,tena tiko indrindra.😘😘😘
@lucnanouratsimandrobaka
@lucnanouratsimandrobaka 7 лет назад
MALALAKO IANAO, JE T'AIME JÉSUS ET J'AIMERAI QUE CA SE SACHE PUBLIQUEMENT A TRAVERS MOI, A TRAVERS MES GESTES QUOTIDIENNES.
@tsizehenamanoelazafindrabi8823
Hoan'Andriamanitr irery anie ny voninahitra, Amen!
@johnnyrakotoarison
@johnnyrakotoarison 7 лет назад
marina zanyu Manoela
@misoalalainarandriamifidy3287
@misoalalainarandriamifidy3287 6 лет назад
Adalanao aho Jesosy a , tsy misy atakaloko Anao :)
@gasportstv727
@gasportstv727 7 лет назад
mavesatra be na ny melodie na ny hafatra , rehefa tsy hiova amin'izany hira izany de efa tsy avotra tsony
@zarahanitra2653
@zarahanitra2653 7 лет назад
Gasports Tv 😅😄
@bodosoapatriciarasolonjato8460
Adalanao aho Jesosy.Malalako IANAO.
@verohanitriniainatsilavina9475
misaotra anoa manaiky atao ny Tompo fitaovana itoriana ny filazantsarany @ ireo tanora marobe izay mbola fatoran'ny satana ka menatra ny hanolo tena ho an'i JESOSY.Izy Andriamanitra Ray mahefa ny zavatra rehetra anie homba sy hitantana anao hatrany @ izay rehetra kasainao.Fiadanan'ny Tompo ho aminao sy ny equipe tarihanao rehetra.Ny Tompo hampaita fitia anao hatrany @ny olona rehetra indrindra fa ny tanora.
@Teo_andria
@Teo_andria 6 лет назад
Tahian jesosy sahiko e,mampahery s mampibebaka n tononkira
@dominiqueraherinjatovo3468
@dominiqueraherinjatovo3468 8 лет назад
Tena ao tsara Be mihitsy. Voninahitra ho Andriamanitra
@RijaRakoto
@RijaRakoto 8 лет назад
+Dominique Raherinjatovo Misaotra tompoko
@ravakarakotobe2587
@ravakarakotobe2587 8 лет назад
Tena mankasitraka zareo a.Ho fenoin'ny Fanahy Masina ny andro sisa hiainanareo.
@jamalcell9450
@jamalcell9450 4 года назад
adala anao aho jesosy ô tsy misy atakaloko anao f ianao rery ny fitiavako amen!
@fenoherinjanaharylantoniri8797
Tsy misy atakaloko Anao Jesosy o,mila Anao aho amin'ny andro-piainako rehetra.Mankasitraka fa tena tsara be dia tohizo hatrany e
@ainamandimby839
@ainamandimby839 6 лет назад
tsara be le fampiaraham-peo!mankasitraka e!
@fanovasoafaniriantsoa6962
@fanovasoafaniriantsoa6962 8 лет назад
Tsy misy atakalo anao. Ianao irery no fitiavako. malalako ianao Jeso.
@fidelisjeanmarcheriniaina1306
@fidelisjeanmarcheriniaina1306 8 лет назад
Eny Jesosy malala ô, tsy misy atakaloko Anao
@nadiachristiane946
@nadiachristiane946 4 года назад
Mankasitraka,Jesosy hitahy anareo mandrkariva.
@nirinaarlettefrederic8840
@nirinaarlettefrederic8840 8 лет назад
tsara bé, tokony ho izany mihitsy ny fiainan'ny Kristianina raha te hiavaka
@skannick5382
@skannick5382 8 лет назад
Manomboka zao de ho adàlan'i Jesosy koa za!!! Amena.
@katissyanah9448
@katissyanah9448 6 лет назад
tsaraii tsimisy antakaloko anw Jesosio,, amen!!
@uuj6947
@uuj6947 5 лет назад
Tena tsara be le hira mahfinaritra be ny maharegn tenin'andriamanitra
@SFMANGABE
@SFMANGABE 7 лет назад
Notadiaviko izay maha ratsy an'ity hira ity fa tsy hitako mihintsy,TSARA BE izany ity hira ity,io koa zany raha vao fanandratana an'i JESOSY dia tsara avy hatrany,mirarisoa dia mahefa be amin'ny asan'ny Tompo eh!
@RijaRakoto
@RijaRakoto 5 лет назад
Mankasitraka
@domohinatianarandraramanan4383
Tsara e! ilay look Tom Sawyer koa tsy ratsy :D
@rassouanambininalydia4401
@rassouanambininalydia4401 8 лет назад
vonona aho n'y ho adalanao Jesosy o
@landiniainamamisoaramambas7253
Misaotra an'i Tompo amin'ny talenta nomeny anareo, tsara loatra ny hira
@vonjiharijaonaparsonandria6050
mahery ianao jesosy any aminao irery ihany no fiainako
@haritsimbarakotohaga9536
@haritsimbarakotohaga9536 8 лет назад
ADALANAO AHO JESOSY Ö!!!!! TSY MISY ATAKALOKO ANAO!!!! TENA TIAKO IANAO!
@diamondramamiandrisoa1430
@diamondramamiandrisoa1430 8 лет назад
Tsara loatra
@nayraeskanya8023
@nayraeskanya8023 4 года назад
Tsar iammmmm tohizo fa tsra mankasitraka anw re ❤❤❤
@indiaa8555
@indiaa8555 7 лет назад
Tena tsara ery, Tiako bé❤❤
@estelleramia4214
@estelleramia4214 8 лет назад
misaotra n'y tompo,misaotra n'y mpamorona_,misaotra ny mpihira mantasoa koa mafinaritra eh,tena andalanao tanteraka aho tompo ooh
@salomonlydieprisca692
@salomonlydieprisca692 7 лет назад
Adalanao aho Jesoa ô tsy misy atakaloko anao. tsara b ilay tonon- kira...mankasitrake😇👊👏👍
@eliasyivolana1377
@eliasyivolana1377 5 лет назад
💖💖💖💖💖💖Malalako ianao jesosy 💟💟💟💟💟💟💟
@huyfjjhy9852
@huyfjjhy9852 7 лет назад
tena tsara b zany fiderana zany;manakatra ny finona tena ryreto a!
@faniryherilandy4002
@faniryherilandy4002 8 лет назад
Tsara le tonokira "👍"👍"👍"👍"👍"!
@noroharimalalarakotoarimin2343
Gloire à DIEU tout puissant
@nanahr.627
@nanahr.627 6 лет назад
Lay arrangement vao maika mandona fo tsara, mahafinaritra be lay sensation. Mankasitraka anareo :)
@denisherve2543
@denisherve2543 6 лет назад
Adalanao tokoa aho tompo ô! ka miangavy aza arinao noho ny fahotako!!
@ainamandimby839
@ainamandimby839 6 лет назад
isika zany tkny ho fan an'iJESOSY dhl
@tahinajennyniry7569
@tahinajennyniry7569 4 года назад
Jéhovah anie hampitombo n'y fanomezam pahasoavanareo. Eny Jesosy o ! Tsy misy atakaloko Anao.tehirizo aho Tompo mba hahritra hatraminy farany
@ninahrakotobe2280
@ninahrakotobe2280 6 лет назад
j'adore vraiment
@fredericrajaonarisoa5252
@fredericrajaonarisoa5252 5 лет назад
Alep mihitsy Atala an Jesosy toy izay izao tontolo izao tohizo n'y adalana fa tsara
@ikkerandriamparany5103
@ikkerandriamparany5103 7 лет назад
vao mahatsiaro saina aho ny maraina defa Ianao no tsaroako voalohany Tompo o, alohan'ny hatory aho de ny anaranao no tiako ho entina matory. Tena adala anao mihintsy tokoa aho Tompo o. Ny fiainako tontolo, izay rehetra manjo ahy na faly aho na ory de Ianao hatrany no antsoiko voalohany. tena tia anao aho Jesosy a, malalako Ianao.
@louissylvanno8466
@louissylvanno8466 4 года назад
Tsara le hira eh misotra tompo 🙏🙏🙏
@floreinamitie5021
@floreinamitie5021 5 лет назад
Tena mankasitraka fa tena nampiova zah ity hira Ty.
@levitagasy
@levitagasy 5 лет назад
Mankasitraka.ny Tompo hitahiry anao.
@miarisoafalimiarisoa9523
@miarisoafalimiarisoa9523 4 года назад
Tena oe adalan jesosy .tena tsara be l hira misaotra betsaka
@marieprecia7747
@marieprecia7747 5 лет назад
Adalany jesosy amen
@estherrotha6397
@estherrotha6397 5 лет назад
Tsy misy atakaloka Anao Jesosy.
@nicomelias5883
@nicomelias5883 5 лет назад
Awesome song!!!
@mihantovafandresena4219
@mihantovafandresena4219 8 лет назад
Adala anao za JESOSY A!!!!!
@andoratovo9076
@andoratovo9076 7 лет назад
tsara be :)
@volarakoto1977
@volarakoto1977 8 лет назад
Coeurs be dia be
@saolinantenaina2167
@saolinantenaina2167 7 лет назад
TENA ZAY MITS
@ThierrySitrakaRazafindrakoto
@ThierrySitrakaRazafindrakoto 8 лет назад
Nivaoka ihany ny horaonan-tsary n ito hira ito ;) Tsara e
@RijaRakoto
@RijaRakoto 8 лет назад
+Thierry Sitraka Razafindrakoto Misaotra tompoko
@miotisoa9711
@miotisoa9711 4 года назад
Malalako hianao Jesosy❤️
@reginarahanitriniaina8007
@reginarahanitriniaina8007 7 лет назад
J'aime bcp💟💞💝
@ratovoheryainamirindra1478
@ratovoheryainamirindra1478 7 лет назад
tsara foana ny mihaino an ity hira ity,lafatra e
@tsilavinarandrianarison2591
@tsilavinarandrianarison2591 8 лет назад
Mafinaritra, mankasitraka eee
@RijaRakoto
@RijaRakoto 8 лет назад
Merci cousin
@razafimahefaeldineantoine4579
@razafimahefaeldineantoine4579 6 лет назад
adalanao aho jesosy ohhh ts misy atakaloko anao
@sandadadani4011
@sandadadani4011 5 лет назад
Mankasitraka anareo mirahalahy dia samia tahian'ny Tompo e
@sylviaandriantsilaizina8077
@sylviaandriantsilaizina8077 6 лет назад
Tiko Ianao Jesosy o!
@paulinetsiky6238
@paulinetsiky6238 8 лет назад
tsara lotra tiako loatra
@soniagotting87
@soniagotting87 8 лет назад
👍👍👍 tsara be ...
@RijaRakoto
@RijaRakoto 8 лет назад
+Sonia rakotomavo Misaotra tompoko
@herisoarandriamanana2594
@herisoarandriamanana2594 7 лет назад
ao tsara , matotra tsara!
@tookimirindrarandrianarive2030
zany reto ka kanto an, Mankasitrak eee
@hanitrinirinamarieclaire5428
@hanitrinirinamarieclaire5428 6 лет назад
mavesatra be ny tonony le hira Tahiny Jesosy nareo
@andryrazakamahefa1457
@andryrazakamahefa1457 7 лет назад
Tena tsara be e!
@Pamela-Be
@Pamela-Be 7 лет назад
Tsara e, misaotre !!
@evahfarasoa3252
@evahfarasoa3252 6 лет назад
Adalanao aho Jesosy o
@peaceontheearth4359
@peaceontheearth4359 6 лет назад
Bonjour, j'ai souvent vu que les gens d'origine malgache restent beaucoup entre eux. J'aimerais que les gens comprennent que l'église qu'enlèvera le seigneur Jésus-Christ est une église internationale. Si mes appréciations sont fausses, que le Seigneur me pardonne. Quant aux paroles de ce chant j'aimerais les comprendre. Que Jésus-Christ vous bénisse!
@RijaRakoto
@RijaRakoto 5 лет назад
Peace, vous avez raison, mais on a déjà une vision vers l'internationale c'est pourquoi on a mis la version sous-titrée en anglais , en resumé, cette chanson parle de notre amour pour Jésus, le refrain dit: Je suis fou de toi Jésus, je ne t'échangerai contre rien, mon amour est pour toi seul, tu es mon chéri
@jeandaf4104
@jeandaf4104 8 лет назад
MERCI
@salimhassan6094
@salimhassan6094 7 лет назад
j'aime
@fanirimiaranarazanakolona1285
@fanirimiaranarazanakolona1285 7 лет назад
tsisy atakaloko anao Jesosy ,voalohany eo @ fiainako ianao ary ho voalohany fona fona Amen!
@Arnaud-yp1st
@Arnaud-yp1st 8 лет назад
tsara be tiko lotra
@tojorakotoson5298
@tojorakotoson5298 8 лет назад
misaotra ny mpamorona sy ny mpihira fa tena tsara tena manangoly fanahy tokoa
@kostkaniekostkanie4474
@kostkaniekostkanie4474 6 лет назад
Adala amnao aho jesosy ô
@ranaivosonzoelanto9057
@ranaivosonzoelanto9057 5 лет назад
Tena adala n'i Jesosy aho ho mandrak'izay izany
@fanjanirinamalalaniaina1246
@fanjanirinamalalaniaina1246 8 лет назад
tsara be!
@tsiryrajemison3877
@tsiryrajemison3877 8 лет назад
tiko tiko.
@lindarazanadrazaka2195
@lindarazanadrazaka2195 7 лет назад
tena soa ly hira toy tsiry😃
@lhfa1468
@lhfa1468 5 лет назад
JESOA IRERY IHANY ❤️️❤️️❤️️❤️️❤️️❤️️❤️️❤️️❤️️❤️️❤️️❤️️❤️️❤️️❤️️🙏🙏
@floreinamitie5021
@floreinamitie5021 5 лет назад
Tiko tena Tiako le hira,misaotra
@zofinaritra7823
@zofinaritra7823 7 лет назад
tena marina ve ilay hoe adala an'i jesosy misy nefa ny olona mandeha tsy misy eritreritra indray indray tsy mahatsiaro hoe tokony ametrak ny fianany @ tompo izy!
@RijaRakoto
@RijaRakoto 7 лет назад
tena tokony ho "ADALA" an' Jesosy ny olona iray raha te ho any andanitra
@roselinesoamanoro926
@roselinesoamanoro926 5 лет назад
amen
@michelrakotondrazaka898
@michelrakotondrazaka898 6 лет назад
Isaorana tanteraka Andriamanitra Ray Zanaka Fanahy Masina nanome anw ny Fanomezampahasoavana
@samilalainaratsimbazafy4569
@samilalainaratsimbazafy4569 7 лет назад
merci
@ramanandraibeheritiana6871
@ramanandraibeheritiana6871 6 лет назад
mafinaritra be le vazo ralahy
@stevenandry2522
@stevenandry2522 7 лет назад
Misaotra ny Tompo.
@joellieravaoharisoa778
@joellieravaoharisoa778 4 года назад
@rolandrakotondramanana6854
@rolandrakotondramanana6854 6 лет назад
Tsara le clip rangahy e! Taiza io toerana io? Tany Mada ve?
@ralambotianaony9771
@ralambotianaony9771 5 лет назад
2018?
@andrianarisoahanitramamini279
@andrianarisoahanitramamini279 7 лет назад
Tiako be ty hira ty...... ilay toerana nanaovana clip koa mahafinaritra ery
@rhefifrance8096
@rhefifrance8096 3 года назад
😂Adalanao aho Jesosy ô 😍
Далее
Tsy hangina - Joseph d'Af ft Mihanta CLIP OFFICIEL
5:14
HATRAMIN'NY FARANY | Henika | Cevam Church
5:13
Просмотров 3,3 млн
ФОКУС С БАНАНОМ🍌
00:32
Просмотров 128 тыс.
Secret Experiment Toothpaste Pt.4 😱 #shorts
00:35
MITONIA - REKO (Official lyrics video)
5:32
Просмотров 1,9 млн
Rija RAKOTO   Ianao  no antony hivelomako
5:50
Просмотров 76 тыс.
Mialy RAKOTOMAMONJY  - "Tiako loatra"
4:26
Просмотров 2,5 млн
Joseph d’af - ny mangina
4:46
Просмотров 42 тыс.
NOVONJENAO - Joseph D'Af Team*
4:46
Просмотров 27 тыс.
Hain'ny Tompo - Pasteur Jocelin (lyrics)
7:31
Просмотров 373 тыс.
"Mitalaho" - Jaw's Band
6:21
Просмотров 1,6 млн
Mendrika IANAO (Medley) - Mahandry Raherivahatr'aina
8:47
ФОКУС С БАНАНОМ🍌
00:32
Просмотров 128 тыс.