Тёмный

AFABARAKA❗PAUL RABARY MPANAO "MASTURBATION INTELECTUELLE" | KOTO 

ROATELO3
Подписаться 15 тыс.
Просмотров 12 тыс.
50% 1

"Tsy nampoiziko hoe ianao mpampianatra eny amin'ny anjery manontolo no ndeha hanohana olona tsy manana BEPC " - Koto
✅POUR PLUS DE VIDÉOS, ABONNEZ-VOUS
▶️RU-vid : / @roatelo3
▶️Facebook : / roatelo3
✅Contact : roatelo3.mg@gmail.com
.
.
.
.
.
.
.
.
.
.
.
.
.
.
▬▬▬▬▬▬▬▬▬▬▬▬▬▬▬▬▬▬▬
#malagasy #madagascar #gasy
Malagasy, Madagascar, gasy, paolo Emilio, ntsay_christian, mapar, Malagasy Madagascar gasy 2023 gasy Andry Rajoelina Andry Rajoelina Andry Rajoelina Andry Rajoelina Andry Rajoelina koto lilahimahitsoambo zatia rocher nally abdala politika barea bareaMadagascar Malagasy Madagascar gasy nally abdala patrickrajoelina mamygotso tencemena blacknadia elidiot damaMahaleo marghe ibc Madagascar Malagasy Madagascar Andry Rajoelina mamy gotso andry rajoelina Ravalomanana tvplus Madagascar Mbs vaovao malagasy gasy film gasy 2023 nouveauté 2023 film gasy 2023 nouveauté 2023 tantara malagasy film gasy film gasy vaovao tantara gasy rdb tantara rdb nouveauté clip 2023 gasy 2023 Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo gasy clip officiel 2023 gasy clip officiel 2023 Fanirisoa Ernaivo gasy clip officiel 2023 gasy clip officiel 2023 Fanirisoa Ernaivo gasy clip officiel 2023 gasy clip officiel 2023 big Mj wendy Cathalina zatia rocher zatia Chantal gasy rossy stade barea dreamin nally abdala nally chic by fabiola mozika gasy fanirisoa fanirisoa Ernaivo koto Koto Lilahimahitsoambo, Malagasy en france zatia zatia rocher mpanakanto big mj black nadia tence mena, lamozika mbs ibc hcc politika Rolland ratsiraka ibc news Madagascar wendy cathalina wendy cathalina wendy cathalina cathalina wendy cathalina wendy cathalina jaojoby jaojoby jaojoby jaojoby jaojoby Big MJ Johane Big MJ Johane Big MJ Johane malagasy malagasy malagasy malagasy malagasy malagasy malagasy malagasy malagasy malagasy malagasy malagasy malagasy malagasy malagasy malagasy Real TV Madagascar, Gascar fenosoa Tinoka Roberto Lalatiana Rakotondrazafy Andriatongarivo Jirama brice randrianasolo mahamasina mahamasina mahamasina mahamasina mahamasina mahamasina mahamasina mahamasina mahamasina mahamasina brice randrianasolo brice randrianasolo Gasy Film Malagasy Rinah rakotomanga air madagascar RANJATOELINA Rolland Rinah rakotomanga air madagascar RANJATOELINA Rolland Rinah rakotomanga air madagascar Fanirisoa Ernaivo Fanirisoa Ernaivo RANJATOELINA Rolland Rinah rakotomanga air madagascar RANJATOELINA Rolland Fihevitr'olombelona Film Gasy Vaovao 2023, Dedekely Film Gasy Complet Totoim-Bitana Sarimihetsika Malagasy (Version Originale / 1080p) vaovao an-tsary vaovao an-tsary vaovao an-tsary vaovao an-tsary vaovao an-tsary vaovao an-tsary vaovao an-tsary vaovao an-tsary vaovao an-tsary vaovao an-tsary vaovao an-tsary vaovao an-tsary vaovao an-tsary vaovao an-tsary vaovao an-tsary vaovao an-tsary vaovao an-tsary vaovao an-tsary vaovao an-tsary vaovao an-tsary vaovao an-tsary vaovao an-tsary vaovao an-tsary vaovao an-tsary vaovao an-tsary vaovao an-tsary vaovao an-tsary vaovao an-tsary vaovao an-tsary vaovao an-tsary vaovao an-tsary vaovao an-tsary vaovao an-tsary vaovao an-tsary vaovao an-tsary Sarimihetsika Malagasy 2023 Film Gasy 2023 Sarimihetsika Malagasy 2023 Film Gasy 2023 Sarimihetsika Malagasy 2023 Film Gasy 2023 Sarimihetsika Malagasy 2023 Film Gasy 2023 Sarimihetsika Malagasy 2023 Film Gasy 2023 Sarimihetsika Malagasy 2023 Film Gasy 2023 Sarimihetsika Malagasy 2023 Film Gasy 2023 Sarimihetsika Malagasy 2023 Film Gasy 2023 Sarimihetsika Malagasy 2023 Film Gasy 2023 Sarimihetsika 2023 Film Gasy 2023
Vola Sy Lanja / Sarimihetsika Malagasy (Version Originale 2022)
Mama Sôsy .1 / Sarimihetsika Malagasy (Version Originale)
Izy Mianaka.1 / Sarimihetsika Malagasy (Version Originale)
Saringotra 17 - Film Gasy Vaovao 2023 Saringotra 17 - Film Gasy Vaovao 2023 Saringotra 17 - Film Gasy Vaovao 2023 Saringotra 17 - Film Gasy Vaovao 2023 Saringotra 17 - Film Gasy Vaovao 2023

Опубликовано:

 

25 сен 2023

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 41   
@FR-no2os
@FR-no2os 10 месяцев назад
@ Koto, bravo, vous étiez excellent pour ce débat. Vos propos et votre démonstration sur les thèmes débattus sont convaincants.
@herinirinadr6150
@herinirinadr6150 10 месяцев назад
Mety nividy diploma rabary. Fomba ratsiy toy ny andreniny Rabary Mathilde io. Egoisme. 100%
@vazimbatongasaina5061
@vazimbatongasaina5061 10 месяцев назад
Bas d gamme bé ry poly e, nahazo goûté tao namana de nivadika annn.hiii Hannnn ko zan
@raharivony8212
@raharivony8212 10 месяцев назад
Mivqdibadika ohatran ny lela May i Paul.Pody merci Koto
@stalinina
@stalinina 10 месяцев назад
Tianay fona i Koto ❤
@sidoniesidonie9722
@sidoniesidonie9722 10 месяцев назад
Madiniha tegna Rabary, fa manampahezana , fa tsisy fagnahy 😂😅
@olienrandriambalonomena9405
@olienrandriambalonomena9405 10 месяцев назад
Mba anisan'ny nankafy ny fenitr'i Paul Rabary ny tenako tany aloha sy hatrzay kanefa ankehitriny dia nandiso fanantenana be dia be zaho izy ary inoako fa ny maro koa, tsy izy ihany koa anefa fa ireo izay milaza fa tia tanindrazana satria fantatra fa tsy misy an'zany amin'izy ireo, soa ihany fa misy an'ireto antoko mpanohitra izay azo henoina feo sy hevitra, amiko dia ireo no tena tia tanindrazana.
@jobellsybevahiny1996
@jobellsybevahiny1996 5 месяцев назад
Koto Lehilahy Mahitsoambo 😂🫶c’est un grand Cultivé !
@miangalyandy2032
@miangalyandy2032 10 месяцев назад
Menatra izahay vahoaka Malagasy hoe mba efa ministre fampianarana sy mpanabe eny @ ambaratonga ambony nefa fanehon-kevitra tena mahakivy ary tena tsisy raisina
@olyrolland9380
@olyrolland9380 10 месяцев назад
tsy fananian'i Paul Rabary ny hanohana an'i ANR fa misy zava-miafina ambadika ao,
@inayatsama6059
@inayatsama6059 10 месяцев назад
Koto misaotra fa tianay fona ianao ee 👌❤❤❤❤
@EDDA-Rve
@EDDA-Rve 10 месяцев назад
Tsis arguments Paul rabary n'y lainga tsy Aresy ny' famarinana Merci Koto ✊
@olyrolland9380
@olyrolland9380 10 месяцев назад
Oui satria tsy mahazatra azy io toe tsaina ataony io ka tsy hainy izay hitondrana azy
@olyrolland9380
@olyrolland9380 10 месяцев назад
satria mbola débutant amin'ilay toe-tsaina mivadibadika izy
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 10 месяцев назад
Izy io miitsy no nilaza hoe reefa ny filoha no miloko orange, d ny maire Antananarivo koa d tokony miloko orange, dia mandroso i Antananarivo...nefa inona, fa Antananarivo maloto sy be tohana sy be olo mahantra no hitantsika.
@RafarasoaOdile
@RafarasoaOdile 9 месяцев назад
Jamba ny vola ianao Paul Rabary
@herinirinadr6150
@herinirinadr6150 10 месяцев назад
Tsy menatra i poly satria ny rainy mpqmpianatra ny reniny dokltera sady mpanao politika TIM. Tena very ny fitaizan ny nyny
@ranaivosonjeansen3354
@ranaivosonjeansen3354 Месяц назад
hafa ihany ny olona nianatra rangahy a!
@volahantasolofoharimanga7885
@volahantasolofoharimanga7885 10 месяцев назад
Vola nariana fotsiny ny nanakaraman’i upar an’i Ra covid rabary
@sidoniesidonie9722
@sidoniesidonie9722 10 месяцев назад
I KOTO misaigna @ Fo, fa enao kosa miaigna @ vody
@PatrickPatrick-bz6lg
@PatrickPatrick-bz6lg Месяц назад
Tsisy Ilana an'i Paul Rabary
@henryrandriamazava3347
@henryrandriamazava3347 10 месяцев назад
MISAOTRA BETSAKA AN I MR KOTO
@elisarotha888
@elisarotha888 10 месяцев назад
Mazava anie izany ry koto e,voavidy vola lay Paul Rabary 😂
@olyrolland9380
@olyrolland9380 10 месяцев назад
oui , hita mihitsy fa tsy ny tena vrai Paul Rabary no miresaka satria tsy mahatohana akory izay tena heviny izy, satria koa tsy rehefa zavatra tsy hay no atao dia io no vokany; tsy tena vokatry ny fony no nanohanany an'i ANR fa misy zava-miafina ambadika ao.
@jobellsybevahiny1996
@jobellsybevahiny1996 5 месяцев назад
Zay ny atao hoe Mampandihy Zaza Balagna 😂😂😂 Zay kay tsy mampandroso i 🇲🇬 Madagascar 🇲🇬 malalanai nai ty . Zao vo azoko
@elisarotha888
@elisarotha888 10 месяцев назад
Koto a ,mihaino anao tanteraka izahay,ar tena misaotra betsaka anao sahy mijoro,manohana anao izahay koto e ar manohana anao hatram farany Misaotra koto e
@jobellsybevahiny1996
@jobellsybevahiny1996 5 месяцев назад
Kkkkk HS 😂!
@herinirinadr6150
@herinirinadr6150 10 месяцев назад
Ny vadin drabary koa tsy gasy 100%. Tokony ho fantatsika tompoko izany. Mitambadratsy ry zareo ao. Zaza maroroka daholo.
@fleurettekobel5797
@fleurettekobel5797 10 месяцев назад
Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Mijery sy mihaino ity Meur.Rabary ity dia :(olona Arrogant , tsy ampy fanajana ny hafa). Olona toy ity Rabary ity no manimba ny toe- tsaina Malagasy ! Ikoto eo anoloanao ry Meur. Rabary dia feno fahalalana bebe kokoa ! Ikoto amiko , dia ampy fisainana nohon'ny ity Meur.P.Rabary ity .Mendrika bebe kokoa ny mihaino an'i Koto ! Tena misy maromaro izy mianakavy manana toe- tsaina ratsy avonavona sy mpandainga ao Madagaskar ao ! Olona bevava toy itony misehoseho tahak'izao mihintsy ireo mpanimba ny tany sy ny Fanjakana ! Masina ny Tanindrazana
@henryrandriamazava3347
@henryrandriamazava3347 10 месяцев назад
MISAOTRA BETSAKA ANAO KOA MADAME FQ TENA OLONA MANANA PERSONNALITE' ANAO MADAME
@ranjatohery2731
@ranjatohery2731 10 месяцев назад
Tena te ahazo fahefana@io système corrompu io Rabary de nahavita niteny zavadoza oe :tombony hoan i mcar ny fananan i cedric zompirenena frantsay, Rabary o , aiza no azahoana io îles éparses io ra ny filohan i Cédric frantsay, aza manabado gasy Rabary a
@samuelrandrianarivo1627
@samuelrandrianarivo1627 10 месяцев назад
Tsy noeritreretina ho ity Paul RABARY ity no hanao izao, mpanao politika mivadibadika tsy mikatsaka afatsy ny tombotsoany fotsiny tsy mijery ny fahoriam-bahoaka!!!!.🤔
@swann6
@swann6 3 месяца назад
mazana le ikoto ty sady be coco be , vitanlery matavy Paul Rabary , nefa olona enjana be io, tena zan le oe natao tsetsi tatatra le
@jeanlouisrakotoarinala8556
@jeanlouisrakotoarinala8556 10 месяцев назад
Zah ko manana kasta Koto é😂😂😂
@herisoaandriamampianina6744
@herisoaandriamampianina6744 10 месяцев назад
Mbô mahalala megnatry agnao Mr Paul Rabary ! Olo kara nao , vô - piègie-ndreo @ seza , lasa mpisolelaky . Tegna maro ny olo vignitry aminao." Dégradation totale". Lasa mijotso ny image -nao. Tsy misy manjary ny raha jiaby volagnao. C'est vraiment NULLLLL.
@herinirinadr6150
@herinirinadr6150 10 месяцев назад
Adino ve ny IEC sy ny volkswagen nitondrandray amandreninao anao taloha rabary a ? 😂
@user-sadika
@user-sadika 10 месяцев назад
Normal ihany raha hoy i Koto Adala hoe masturbation intellectuelle , satria tsy dia ainy lotra ilay therme, satria resaka intellectuelle no entika, ka raha tsy olona initié @ politika tsy maharaka izany. Olona mpanao vendran ny Malagasy ve moa hatakatra an'izany. Fa misy koa ny atao hoe la prostitution politique ao Mcar. Ireo candidat 12 no prostitués , fa ireo antoko, na fikambanana no proxénètes. Mazava @izay.
@andriramaroson8520
@andriramaroson8520 10 месяцев назад
Ireny lay hoe mandrora mitsilany, nisikotra biby an-davaka ka nifoteran'ny rambony , ela nitoratorahana ka nahavoa mason'angatra!!! Tsy hoe akory manana diplôme dia manampahaizana ! Ary hitany fa tsy naharesy lahatra an'Ikoto izy dia nanao hors sujet dia lasa Big MJ ndray no namilian'ny sain'ny Malagasy=> tsy manana ligne de conduite, tsy misy plan de débat kanefa hoe mpampianatra eny @ université hono.Clin d'oeil pour Rabary, soies humble, ne soies pas hautain, atteris fa aza miseho ho boby! Sady manambany olona=> il est en contradiction avec lui-même !!! Entre ce qu'il dit et ce qu'il fait, y a une enorme différence ! Sa mafy sequelles covid?
@zafinjanadambo
@zafinjanadambo 10 месяцев назад
Hanohana olona tsy manana bepce. Vendrana izany rah olona..f angah olana diplaoma nahavitana zava drehetra vitan drajoelina reo e..mba betsaka ihany na député n'a maire na iza manao politika mba diplômes fa hiandry olona toy inona mahavita zava drehetra toy vitan drajoelina ireo..eo zao iz hanao lay telepherique..fa ilana diplaoma inona vao manana droit hanao izany..ny anareo aloha koto..tsy fananam panahy..tsy mba midera lelahy be karah anao io tsy mba midera zavayra vita hoan.ny taranakao???lilahy foka.lilahy by foka ..
@fararabemanantsoa7217
@fararabemanantsoa7217 10 месяцев назад
Mercie. Paul. Rabary.
@HeryRANDRETSA-zr7js
@HeryRANDRETSA-zr7js 10 месяцев назад
Déjà, ilay niveau hoe nanaiky hanao débat @ olon-tsotra dia efa nanao fausse route. Suicide politique voire même professionnel en direct no nataon'i Ramosé
Далее
Каха заблудился в горах
00:57
Просмотров 2,1 млн
Européennes 2024: le débat"
3:11:24
Просмотров 736 тыс.
PAUL RABARY TALOHA 🆚 ANKEHITRINY
12:09
Просмотров 3,8 тыс.