Тёмный

Afakandro Christian - TSY EKEN'NY REHETRA NO SADY TSY MANANA MANDAT i Rivo RAKOTOVAO ... 

Révélation
Подписаться 7 тыс.
Просмотров 4,4 тыс.
50% 1

TSARA RAHA MAZAVA : Article 13 ao @ statut firaisanankina , Président Marc Sy siteny no manao Sonia mandat ..... Raha misy Dia avoay ... tsy manakana ny Malagasy hilatsaka ho fidina @ taniny ny tenako ...
AZA ADINO MI ABONNÉ NY CHAÎNE ✅

Опубликовано:

 

22 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 55   
@arivo14
@arivo14 5 дней назад
Olona tia tena be Rivo Rakotovao , mitady voninahitra sy vola ihany ny azy par tous les moyens.
@bodoratsimbazafy6817
@bodoratsimbazafy6817 4 дня назад
Misaotra anao M le député, zany ahay mba olo mendrika, mijoro am fahamasinana, tsisy idiran Rivo Rakotovao mitsy Mahajanga e,,, fitiavan tseza no betsaka,,,
@RichardRatrimoarison
@RichardRatrimoarison 5 дней назад
Tena marina n'y anao Zandry a, izaho manohana Firaisankina fa tena deraiko n'y fahendrenanao . Rehefa tena tsy mety ry zareo Dia samy mandrotsaka n'y Dia aleo hifaninana eo ,Aza asiana disadisa fa rehefa vita n'y fifidianana Dia Mino aho fa afaka hifanaraka tsara ihany ,hifanohana ihany . Resaka politique Io e,. Averiko indray midera n'y FAHENDRENAO n'y tenako , Mahereza
@nadiajhayras4372
@nadiajhayras4372 4 дня назад
Mazava tsara Fa rah amko manoka de milatsaha @ fikambanagna zay misy anao zao Avelao izy hilatsaka @ firaisankina rah tsara ny toetra na de avelao vahoaka hitsara ny safidy @ fifidianagna le 11/12/2024 io Zah matoky anao no ho lany eo fa aza de kropaka loatra Afakandro lasa manimba image nao stop 🛑 fa io ts ho ahitanao signature siteny zany Avelao rivo hilatsaka eo ahitana izay tena mahery ❤️❤️❤️❤️❤️
@Fatouma-u3p
@Fatouma-u3p 5 дней назад
Zeny maha tsara tanana fona no hilaina, zeny maha tsara vahoaka no hilaina, raha mandroso tanana sy mahita hasabarana vahoaka tsisy koa hasa loha aminy zany marina zavatra resahy nao 👏 👏 ❤❤❤❤
@danielgoineau1959
@danielgoineau1959 5 дней назад
Aza atao amboletra ny raharahampirenena fa izay tena hahasoa ny tananan'i Mahajanga no atao ,aza atao bodongero ny raharahampirenena tompoko ,tsy raharahampianakaviana izy ity,taiza i Rivo Tamy ora nidona e ! Efa teo amy fitondrana ianao tamin'nyandrony,inona no mba vitanao sy mba soa napetrakao tao Mahajanga ???
@FanjawandineRabearivaina
@FanjawandineRabearivaina 5 дней назад
Merci, mazava tsara 👏
@HélèneRaveloson
@HélèneRaveloson 4 дня назад
Hotrany manavakavaka be ianao zany a Majunga atsika Malagasy jiaby
@FernandoBasile-o9r
@FernandoBasile-o9r 5 дней назад
Ka le Olona tianao ve efa vitan'i Ravalomanana sy Siteny sonia ny filatsahany
@bodoratsimbazafy6817
@bodoratsimbazafy6817 4 дня назад
io parachutage ndR8 io foana no nanimba ny laminasa sy nanakorontana ny antoko, misaotra M Christian, marina ny teninao, mahitsy fijery enao misaotra indrindra mahereza.
@zakaramanantsoa5245
@zakaramanantsoa5245 5 дней назад
Misy video ao ambadika ao leisy a , miaraka @ Rivo sy ny filohan’ny Pro Siteny Mahajanga , dia misy koa video , nanome fahalalahana azy , ho kandida Mahajanga , vita Sonia ny Filoha 4 !!!
@PierreRambolarijaona-cw3sd
@PierreRambolarijaona-cw3sd 5 дней назад
Ny tena tiako ho valianao dia ilay tenin'i Président Paraina Auguste hoe : "Olon'ny TGV (PDS lefitra) no candidat natolotr'i honorable Afakandro Christian"? io no setrin'ny filazanao fa tsy nifampierana ny candidat an'ny Firaisankina eto Mahajanga. Mahamenatra kosa aloha raha namorona fotsiny izany president an'ny Tsaratahafina. Na TGV, olom-boatendrin'izao fitondrana izao, ilay candidat anao na tsia anefa noho izao tsy fifanarahan-tsaina izao, dia efa manome vahana ny 🍊 sahady. Mampanahy mihitsy ny fahaizany nandresy lahatra anao hanohana TGViste na dia mba resaka "éthique" fotsiny aza, satria tsy sanatria lany olomanga (olo-marina) i Mahajanga.
@nicolasralibetra4074
@nicolasralibetra4074 4 дня назад
Tokony nataonao entre nareo samy Firaisankina zao resaka zao fa manao jeu n'ny mpitondra ianao. Ary raha ny Firaisankina tompoko dia misy mpitarika fa tsy samy manao zay fatany isaky ny région
@coolman3322
@coolman3322 5 дней назад
inona moa zavatra vaovao nataonolo teto mahajanga depuis 1960 .tsy hitako bar lasa maro leglise pamoriky lagine dro maro eto .mpanedaka mpagalatra mpisoloky voretra jery sy toetra no maro raisanareo tompony tany amizay mahajanga fa potika dia tena potika ary tena tofoka izahay
@balimalalachou9625
@balimalalachou9625 5 дней назад
Saika manerana an'i Madagougou mihitsy io lazainao io fa tsy ao Mahajanga ihany.
@Fatouma-u3p
@Fatouma-u3p 5 дней назад
@@coolman3322 azafady aza miresaka kabary ny Église ny Mosquée ata maro raha reo tsisy raha robaka samby trano zagnahary aby izy reo atsika ty olo raiky jiaby fivavana io raiky fo fa isaka olo modifié fomba fivavahany fa zagnahary raiky tsisy roa na telo olo raiky atsika ty mahaiza mifankatihava lalana raiky samby vovoka atsika jiaby volagno hoe sarimbavy maro, mpanedaka fa io kabary jiaby reo c'est maintenant générations izeo io taloha tsiary nisy zavatra karaha io ,merci beaucoup
@rivoandriason4243
@rivoandriason4243 4 дня назад
Mise mila ray hita misy ambadika mal-être indry ity
@Margue-er5sw
@Margue-er5sw 5 дней назад
Tsy azo antoka ity bandy, Afakandro Christian ity. Tena mpanao mokondoha be. Manao lohan'Andry RAJOEL DJ mihitsy.
@heryZafirsimietry
@heryZafirsimietry 5 дней назад
JAOLAHY BE ,,aza mety KATRAMOEN_ DREO ,,anao STRONGMAN. !!!!
@Alnbi115.nofysm
@Alnbi115.nofysm 5 дней назад
Fa inona loatra no hatahoranao e!
@rivoandriason4243
@rivoandriason4243 4 дня назад
Tena tsy misy ilaina Amy le ranamana ity fa mitady hanao adimpoko
@noromalala-e7r
@noromalala-e7r 3 дня назад
Bady ratsy loha le afakandro Ty olo zealouz esory le sosotra
@Margue-er5sw
@Margue-er5sw 5 дней назад
Aza milahatra lainga be eo ry Christian Afakandro. Efa nazava tsara ny vidéo nanazava io filatsahan' Rivo RAKOTOVAO io. Ndana jereo dia heno zay vao mandany rora eo. Ny A-Z MIARAMANONJA KOA EFA NANAZAVAIN' député Fidèle @ antony hilatsahan' Rivo RAKOTOVAO ao Mahajanga ka inona ihany no tsy mazava aminao sy hanasao atidoha ny olon' tampontanana mahajanga?. Mamboly korotana ianao. Fa sao TGV FOZA marina ianao sy ny olona halatsakao? Mandreraka
@gaetantovondrainy2239
@gaetantovondrainy2239 5 дней назад
tsy mety parachutage zany
@FR-no2os
@FR-no2os 5 дней назад
Misy zavatra maro maro no azo tsoahina amin'ny fanazavana entinao eto. Voalohany: - miteny ianao fa hoe tsisy zavatra tapaka ny firainkina ny ho filatsahan'i Rivo Rakotovao any Mahajanga. Dia hoy aho hoe, ny firaiasankina indrindra zany no tompony ny hadisoana satria hoatra ny manao " parachutage " fotsiny izao... Faharoa : - Marina tokoa ny voalazanao fa tokony hisy ny fampiresahana amin'ny vahoaka any fotony , any Mahajanga ifanarahanareo ao anatin'ny firaisankina. Tsisy zany hoy ianao, azo raisina ny lazainao. Fahatelo : - Rivo Rakotovao efa nitondra niaraka amin'i Hery Rajaonarimampianina, nefa aiza ny vokatra ? Fahaefatra : Na dia izany ary, olompirenena Malagasy i Rivo Rakotovoa, nohon'izany afaka milatsaka izy na any Mahajanga na any Toliara na koa amin'ny faritra hafa, raha ohatra hanao zavatra tokoa i Rivo Rakotovao raha ampitahaina ny kandida te hilatsaka any ifotony. Izay angamba no fijeriko azy. Tsara koa fa niezaka nanazava ny hevitrao ianao ny momba an'ity raharaha ity, ka dia makansitraka.
@rivoraza9227
@rivoraza9227 5 дней назад
Ny OVECH ve manana pouvoir sy légitimité hitsara ny problème internen' ny firaisankina ?
@leroabalita687
@leroabalita687 5 дней назад
A manjunga il ne manque pas de gens compétents et intelligents pourquoi parachuter une personne de Tana ? Le soucis des ambaniandros ils n ont aucuns respects pour les cotiers non il ne faut plus accepter cela est ce que un enfant de Majunga se permets de briguer sa candidature à Tana commun leroa arrêtons cela
@jeannotrazafindrakoto5719
@jeannotrazafindrakoto5719 5 дней назад
Bravo
@sebastinerasoahariline4411
@sebastinerasoahariline4411 5 дней назад
Suis d'accord avec toi mais ma question est ceci : qui est ton nouveau le prétendant Meur Afakandro C??
@leroabalita687
@leroabalita687 5 дней назад
Tu as raison zandry
@rivoraza9227
@rivoraza9227 5 дней назад
Tena mitovy @ mpitondra koa ireto mpanohatra ireto., manao bodongerona.
@Tsiambaninabryano
@Tsiambaninabryano 5 дней назад
ela tia fahefan be, va nahazo toerana kely dia ef te ilaza dadany, hita fa ts ankasitrahinw filatsahan ao.
@tianasaib9003
@tianasaib9003 5 дней назад
Miaraka aminy fotondrana io lehilahy io fa mitandrema
@zakaramanantsoa5245
@zakaramanantsoa5245 5 дней назад
Mialaha ialahy tsy ho deputé ny Vondrona FIRAISANKINA é , dia hampiarina @ lah ny règlements intérieurs ny Assemblée Nationale ….. vita ny carrière politika n’lah ???? On est dans un pays démocratique et LAÏQUE , fa sao tadiavin’lah hatao Province islamique , fady KISOA ????
@Fatouma-u3p
@Fatouma-u3p 3 дня назад
@@zakaramanantsoa5245 aza miresaka kabary ny Église ny Islam aminy politique fa raha marina no tadiavy vahoaka fa tsy risoriso sy politique , tsy zaka nareo resaka marina (la vérité ça blessé les gens) avelao ny vahoaka ba hiadana, tsiary nihainy Madagascar resaka < LAÏQUE > mitovy jiaby atsika jiaby tompoko tsiary nisy fanjakana Madagascar 🇲🇬 niresaka hotrany zany il faut pas faire remarquer stp n'importe quoi ,azafady ba maheza mivola fa tsy Islamique fona no fady kisoa misy razanolo hafa koa tsy mihina kisoa anao zany hotranolo rasiste fomba firesahanao essaie de réfléchir quand on parle d'accord, c'est pas que musulman dans ce pays qui mange pas des porc attention parce que Madagascar 🇲🇬 tsiary nisy fivolagna comme ça, merci beaucoup .
@coolman3322
@coolman3322 5 дней назад
manana anao jusqu'à la fin zahay zanaka mahajanga. anjary raha toy .majunga tsy fananany babany na mamany ravalomanana . aminareo imerikasina any ataonari didijadona nareo Leo toetranareo zahay akao amboletra ataonareo io fa bola ho fidinareo lafo izy io aoka zay aoka izay aoka aoka aoka . anareo misybtoetra ratsy masiso toetra .anareo fa mila mizarazara place . alefaso Cristian izay manao bâton eo nanay .ataovy ihany ny rarany
@dehecqdehecq7971
@dehecqdehecq7971 5 дней назад
Tsy afaka n'y hanao izany IZY Raha tsy nisy n'y fandaminana Fa ainao no Mila mampiditra n'y akamakamanao .Zany no marina .
@dehecqdehecq7971
@dehecqdehecq7971 5 дней назад
Ka Tsy hitanao ve n'y kabarin'i Siteny IZY tompony no niteny fa n'y firaisankina no nanolotra azy ho candidat any Mahajanga .
@zakaramanantsoa5245
@zakaramanantsoa5245 5 дней назад
@zakaramanantsoa5245
@zakaramanantsoa5245 5 дней назад
Efa via diso daholo ny hambaran’lah ry pré-foza a …. Efa nambarako na fa fanapahankevivitry ny FIRAISANKINA io , ary RIVO Rakotovao tenany anatiny ,,,, Tara be ilay publication ,,,, valio ny voambara ny Filoha mpanorina rehetra !!! Aza mba pendravory ihany , tsy an’lah I Mahajanga !!
@RamanambitanaTahinjanahary
@RamanambitanaTahinjanahary 5 дней назад
Tia tena enao ee
@marielefrancois9525
@marielefrancois9525 5 дней назад
QUELLE HONTE
@Fatouma-u3p
@Fatouma-u3p 3 дня назад
@@marielefrancois9525 à qui la honte ? en tout cas raha resahiny Afakandro Christian marina jiaby , teny marina tsy zaka nolo < la vérité ça blessé les gens >
@marielefrancois9525
@marielefrancois9525 3 дня назад
@@Fatouma-u3p QUELLE VÉRITÉ ??????????????
@Fatouma-u3p
@Fatouma-u3p 3 дня назад
est-ce que anao namaly questions nakay ? à qui la honte ? anao zany tsy mitandregny resaka fa direct anao milaza hoe la honte, vous croyez que Gouvernements ty héritage fa tsisy loi , tsisy décisions n'importe quoi
@marielefrancois9525
@marielefrancois9525 2 дня назад
@@Fatouma-u3p ...cal- mez VOUS madame, monsieur ??? ... savez-vous au moins à qui vous vous adressez
@Fatouma-u3p
@Fatouma-u3p 2 дня назад
@@marielefrancois9525 alors est-ce-que quand on parlé dans les commentaires il faut savoir la personne à qui vous parlez ? est-ce que je vous parlé mal où nanompa anao ? vous êtes qui? Bon Dieu ?
@zakaramanantsoa5245
@zakaramanantsoa5245 5 дней назад
Misy video ao ambadika ao leisy a , miaraka @ Rivo sy ny filohan’ny Pro Siteny Mahajanga , dia misy koa video , nanome fahalalahana azy , ho kandida Mahajanga , vita Sonia ny Filoha 4 !!!
@zakaramanantsoa5245
@zakaramanantsoa5245 5 дней назад
Mialaha ialahy tsy ho deputé ny Vondrona FIRAISANKINA é , dia hampiarina @ lah ny règlements intérieurs ny Assemblée Nationale ….. vita ny carrière politika n’lah ???? On est dans un pays démocratique et LAÏQUE , fa sao tadiavin’lah hatao Province islamique , fady KISOA ????
Далее
Marco R - RY MPANOHITRA : OVAY ILAY SYSTÈME ...
27:58
Просмотров 3,9 тыс.
Luc Hervé - TSY MILA MPAMOSAVY IZAHAY ...
22:18
Просмотров 5 тыс.
ZO HITENY DU 20 SEPTEMBRE 2024
42:43
Просмотров 1,4 тыс.
DINIKA ZOMA 20 SEPTAMBRA 2024
45:12
Просмотров 1,8 тыс.
TAHALAN-KEVITRA 01 FEVRIER 2018 RIVO RAKOTOVAO
49:11
Просмотров 3,2 тыс.
NY VAOVAO DU 16 SEPTEMBRE  2024 BY TV PLUS MADAGASCAR
1:17:53