Тёмный

agnao oladad karaoke 

Maminiaina RMN
Подписаться 340
Просмотров 21 тыс.
50% 1

Miasa saina lav'izao (hé!),
mangin'irery le tsa eo agñao
manigna agñao aho e!
magnina an-droky aho e!
(mahatsiaro agnao aho,malahelo agnao aho)
tsa zarizary ny fiainako (hé!),
navelanao ny foko tea!!
manigna agñao aho e!
manigna an-droky aho e!
(miangavy agñao aho, aza ilaozanao aho!)
ny adiady nandeha,
nahatonga agñao ho roso e!
miangavy agñao miverena,
fa sasa miandry aza avela
nangaigña teo aho,
saika roso gegy anie aho!
refrain: ié! aia ko ro ahitako agñao
mangin'irery aho le tsa eo agñao
(ia ko ho'aho ro asoloko agñao e!)
hé! aia ko ro ahitako agñao
mangin'irey aho le tsa eo agñao
(ia ko ho'aho ro asoloko agñao e!)
rap: zatra misy anao,
tsy teo ianao
nahatsiarotsiaro natadidy
ireo zavatra natao
niaraha tsika sy ianao
tsisy pahalala ireny
f'izaho sy ianao ihany
tsy ambaratelo, tô lasa alahelo
tô mila tsy ho zaka fa
maranitra mandratra
te hiantso mafy anao,
hitady hoe aiza ianao?
aiza ianao? aiza ianao???
aaaia agñaaao???
refrain: ......
nivoendrivoendry aho,
sy mba nanova hafa e!
n tsa nahita aho!
ny foko ro naratse!
agñao tiako ô!
fa agñao ro tiako ô!
eko mba miangavy aho!
mipodiagna agñao azafady e!
sasa miandry aho!
mitalaho aho mba miangavy iei!!
agñao tiako ô! f'agñao ro tiako ô!!!
mmmm mijaly an'iaho,
mararirary an'ia,
fa mila ho roso gegy an'ia!!
(tsa hitako ro hatao e!)
manigna, fa manigna,
manigna an-droky an'iaho!!!
refrain (3 fois)....
swing: tiako agñao!! eee tiako agñao!!!
heeee ia ko hoa ro asoloko agñao eee!!!

Видеоклипы

Опубликовано:

 

28 сен 2018

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии    
Далее
ZEZEX - ANKOSO BOLAMENA (KARAOKE)
6:01
Просмотров 25 тыс.
KARAOKE VELOMA FARANY (VERSION KEN FEAT TSIORY)
4:55
Просмотров 4,3 тыс.
Flo Rida - Whistle НА РУССКОМ 😂🔥
00:29
Kettim gul opkegani😋
00:37
Просмотров 439 тыс.
OLADAD - DE HO MAMO KOA VE (clip officiel)
4:39
Просмотров 475 тыс.
JEANNOT TIANA
4:29
Просмотров 22 тыс.
HOY ABA TEARANO karaoké by riri MP4
5:45
Просмотров 7 тыс.
Karaoke gasy: Rija ramanantoanina - Fiainana kely
3:59
Karaoke gasy: Samoela - Havako mamomamo
3:47
Просмотров 182 тыс.
Karaoke Gasy ITY HIRAKO ITY - Thiera Bruno & Aloma
4:52
MAGE 4 - Rediredy (Karaoké Officiel)
4:22
Просмотров 46 тыс.
Karaoke Mahaleo Isekely
2:59
Просмотров 10 тыс.
POOPY & BODO /// MEDLEY [ KARAOKE ] GASY
9:20
Просмотров 105 тыс.
KIZARU - OBUZA
2:25
Просмотров 500 тыс.
Malohat
3:35
Просмотров 1,1 млн