Тёмный

AMBOHINAVELA : TANTARA RADIO DON BOSCO [RDB] 

Tantara an'onjampeo malagasy
Подписаться 8 тыс.
Просмотров 31 тыс.
50% 1

Tanàna iray niharan'ny loza nohon'ny tsy fitandremana fady Ambohinavela ka maty ringana avoko ireo mponina tao, tsy mponina avy tao ihany anefa fa nisy koa ireo avy teny amin'ny fokontany manodidina ka mitady fanampiana ny mba hanafahana azy ireo.
Tantara indroa miseho hatolotray ho indray mihaino ho anao.
Onjam-peo : RADIO DON BOSCO [RDB]
Karazany : Misitery, Mampatahotra
Mpanoratra : RAZANABARY Voahangilalao Joséphine
Mpamelona ny tantara : Lanto sy Holy ary Liva miaraka amin'i Bruno, Faly, Rakoto ary Synèse
Mpandray feo : Tojo RAZANAMAMONJY
Mpanatontosa : Anjahariliva
Mihainoa finaritra tompoko !

Развлечения

Опубликовано:

 

19 июл 2019

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 19   
@AndritianaHerilala
@AndritianaHerilala 21 день назад
Mankasitraka tompoko❤️🎧🇲🇬
@maminiainarasolofo4421
@maminiainarasolofo4421 Месяц назад
Salama daholo o ! Tena tsara ti tantara ti, fa n'a dia ef henoko aza d ankafiziko eto indray aloha e. Misaotra betsaka nizara o
@rasoanatoandrohanitriniain4136
Efa enoko fa mbola ho enoko iany manjasitra o❤
@bynanniaina8623
@bynanniaina8623 3 месяца назад
Tsara 🤩
@gshvs8057
@gshvs8057 6 месяцев назад
Misaotra indrindra tompoko❤😊
@enindratrerabellaursula7433
@enindratrerabellaursula7433 6 месяцев назад
Mankasitraka ❤❤❤❤
@yousafyousaf3693
@yousafyousaf3693 6 месяцев назад
Mankasitraka tompoko mercy nizara
@mendrikarazafi3063
@mendrikarazafi3063 5 лет назад
Ndryyy ahatsiarovako an i dadabenay ity tantara ity, tiko ery ilay vary sosoa maraina miaraka @atody 😍😍😍
@annahasinandrainarakotozan6606
@annahasinandrainarakotozan6606 6 месяцев назад
Tsara fona ny tatara Rdb
@clive-cynthiadaniels2269
@clive-cynthiadaniels2269 5 лет назад
Misaotra mizara,mba mangataka an'ilay tantara mitondra ny lohateny hoe (Tsy misy fiverenana)raha misy e,tiko be fa tsy naeno atram farany.
@tantara.malagasy
@tantara.malagasy 5 лет назад
Clive-Cynthia Daniels salama, anananay tokoa iny saingy banga ny andro faharoa, izany hoe andro voalohany tonga dia andro fahatelo avy eo fahaefatra ka hatramin'ny fahaenina farany
@clive-cynthiadaniels2269
@clive-cynthiadaniels2269 5 лет назад
Zarao aminay fona zay misy e, 😊☺️
@rasoanatoandrohanitriniain4136
Vao omaly mintsia nieno tsisy Tapaka fa complet tsara
@floridagasy868
@floridagasy868 5 лет назад
grave ty misotra fa tsara k
@nasarilala9171
@nasarilala9171 5 лет назад
Mankasitraka tompoko
@jeanolivierrafanomezantsoa9432
Mahafinaritra be le tantara fa misaotra betsaka Rdb
@troptisseron9266
@troptisseron9266 6 месяцев назад
Misaotra e
@katissyanah9448
@katissyanah9448 5 лет назад
Tiako mbee
@rolandrakotondramanana6854
@rolandrakotondramanana6854 4 месяца назад
Trangam-piainana miavaka voarakitra tantara. MBA taiza ary oviana?
Далее
Ankasoparana 👉🏻👉🏻 Tantara RDB #gasyrakoto
1:04:55
ZAZA MENAVAVA 👶 - Tantara an'onjampeo malagasy
1:25:42
БАТЯ И ТЁЩА😂#shorts
00:58
Просмотров 1,7 млн
ANGATR'I DIAMONDRA 💀 - Tantara an'onjampeo malagasy
1:10:08
Fiainana roa: [Rdb] #gasyrakoto
1:22:44
Просмотров 20 тыс.
BARIKA TOMBAKA - Tantara an'onjampeo malagasy
1:03:34
Просмотров 10 тыс.
TANTARA MAMPATAHOTRA NY RDB . AMPASANJINA
1:09:41
Просмотров 31 тыс.
Nisangy fady (MBS) Tantara malagasy
1:02:59
Просмотров 16 тыс.
NANOVA ZAVATRA - Tantara an'onjampeo malagasy
56:59
Просмотров 19 тыс.
ЧУТЬ НЕ УТОНУЛ #shorts
0:27
Просмотров 9 млн
Как без этого..😂
0:15
Просмотров 1,1 млн