Тёмный

Ambondrona - Ny Lalanao Atao (Concert 20 ans, La Cigale, Paris (02/07/2022)) 🔥 

Liva RR
Подписаться 164
Просмотров 2,5 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

4 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 1   
@karimosolo3467
@karimosolo3467 2 года назад
Raha sendra ireny avonavon-teny Iniana lazaina ho fandemen-tsaina. Fandrabirabiana, fanambaniana Hilofika hono, tsy hiraka intsony Tafio ny ambom-po, vimbino tsiky koa Dia hoento mangina, iaino am-pitoniana Ny anao no ifantohy, ny lalanao no zory Mba ho tsara rindra ny famindra oh, oh, oh, oh Na misy hanakivy, na misy hankahala Ny nofinao fikiro, aza misalasala Fa ndrao taraiky hihaino ireo "be lazao" Ny hafa avelao, ny lalanao atao. Rehefa vonona ianao, sahia mijoro Fa tsy mba hangina ireo mpanakora Ireo vina efao, ifalio izay atao Ny ratsy ho vizana sy ho lao. Ny anao imasoana, omeo fotoana Hamafy hahavanona, hioty hasasarana Araho finoana, amin'ny fo tony Manetre tena, ho hery ny fahalemena oh, oh, oh, oh Na misy hanakivy, na misy hankahala Ny nofinao fikiro, aza misalasala Fa ndrao taraiky hihaino ireo "be lazao" Ny hafa avelao, ny lalanao atao. Aza mba variana miandry izay ho anjara. Ataovy izay vita hampandroso hahatsara. Ho vita hatrany izay natombokao. Ny omaly no hatsarao, ny lalanao atao. (...) oh, oh, oh, oh Na misy hanakivy, na misy hankahala Ny nofinao fikiro, aza misalasala Fa ndrao taraiky hihaino ireo "be lazao" Ny hafa avelao, ny lalanao atao. Aza mba variana miandry izay ho anjara. Ataovy izay vita hampandroso hahatsara. Ho vita hatrany izay natombokao. Ny omaly no hatsarao, ny lalanao atao. oh, oh, oh, oh ifalio izay atao, itsikio Ny lalanao atao oh, oh, oh, oh Fikiro ny nofinao Sahia, Ny lalanao atao A/C Beranto
Далее
Ambondrona Concert Montréal Novembre 2013
21:52
Просмотров 6 тыс.
AmbondronA - Ny Lalanao Atao (Official video)
4:38
Просмотров 145 тыс.
AmbondronA à la Cigale part #11/11
9:13
Просмотров 1,1 тыс.
Stromae - Santé @ Centre Bell 2022-11-26
6:15
Просмотров 19 тыс.
Saino - Ambondrona ✅
4:03
Просмотров 751
AMBONDRONA MEDLEY 2024 - Louvto company
5:18
Просмотров 84 тыс.
3T - WHY (THE BIG REUNION LIVE CONCERT 2014)
6:21
Просмотров 1,6 млн
Fête de la musique 2021 - Ambondrona
26:06
Просмотров 56 тыс.
AmbondronA - Ny Fitempon'Ny Foko (Live Coliseum)
5:38
Просмотров 350 тыс.