Тёмный

Ampianaro aho - GMMC 

ANDRIAMIHAJAMANANA RAJAONAH Dina
Подписаться 811
Просмотров 1,3 млн
50% 1

Опубликовано:

 

29 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 68   
@randriammichaelandres7078
@randriammichaelandres7078 Год назад
ampianaro aho N’iza n’iza hilaza N’iza n’iza hananatra ahy Raha vao tsy ianao No miteny ahy Toa tsinontsinona Ka izay rehetra atao Tompo apetrako aminao N’iza n’iza hiteny Ananatra ahy ombieny ombieny Hoe izao sy izao No mety ho anao Toa mbola mampanahy Ny ahy ny andrasako aminao Ampianaro aho hiaino anao oooo Ampianaro aho Tompo o Hanaraka ny didinao Hankato izay rehetra lazainao Sy izay lalana efa nataonao ho ahy Tantano tsy ho lasany aho Fa tsy mavita tena irery Ampianaro torohy sy hanaro Zatra miaino anao mialoha izao rehetra izao N’aiza n’aiza ihisy ahy Mety ho azon’ny fankam-panahy Ka raha tsy ianao No ho eo dia Dia mety ho resy iany aho Ny hangatahiko aminao Ampianaro aho hiaino anao Ninona atao Sahirana aho raha tsy eho ianao Ka raha mba mety Na vetivety Tolory Tanana aho Ny ahy ny andrasako aminao Ampianaro aho dieny izao Ampianaro aho Tompo o Hanaraka ny didinao Hankato izay rehetra lazainao Sy izay lalana efa nataonao ho ahy Tantano tsy ho lasany aho Fa tsy mavita tena irery Ampianaro torohy sy hanaro Zatra miaino anao mialoha izao rehetra izao JESO ,dia tsy mahay ka mila anao ho eho hitantana ahy jeso analo indray fa raha tsy ianao tsy havita izany ho ahy Tompo o ,ampianaro aho fa ianao ihany no mahalala ahy Ampianaro aho Tompo o Hanaraka ny didinao Hankato izay rehetra lazainao Sy izay lalana efa nataonao ho ahy Tantano tsy ho lasany aho Fa tsy mavita tena irery Ampianaro torohy sy hanaro Zatra miaino anao mialoha izao rehetra izao Ampianaro aho Tompo o Hanaraka ny didinao Hankato izay rehetra lazainao Sy izay lalana efa nataonao ho ahy Tantano tsy ho lasany aho Fa tsy mavita tena irery Ampianaro torohy sy hanaro Zatra miaino anao mialoha izao rehetra izao
@nathfhm7792
@nathfhm7792 2 года назад
Tena marina fa raha tsy Jehovah no avela manova sy manampy ary manasitraka dia tsy mbola afaka amin'izay mahazo antsika. Misaotra Jehovah amin'ny tanana toloranao anay isan'andro. Amen
@andriamihajamananarajaonah2296
@andriamihajamananarajaonah2296 11 лет назад
Merci ee :)
@rmbladle6193
@rmbladle6193 4 года назад
N’iza n’iza hilaza N’iza n’iza hananatra ahy Raha vao tsy ianao No miteny ahy Toa tsinontsinona Ka izay rehetra atao Tompo hapetrako aminao N’iza n’iza hiteny Ananatra ahy ombieny ombieny Hoe izao sy izao No mety ho anao Toa mbola mampanahy Ny ahy ny andrasako aminao Ampianaro aho hiaino anao oooo Ref: Ampianaro aho Tompo o Hanaraka ny didinao Hankato izay rehetra lazainao Sy izay lalana efa nataonao ho ahy Tantano tsy ho lasany aho Fa tsy mavita tena irery Ampianaro torohy sy hanaro Zatra miaino anao mialoha izao rehetra izao N’aiza n’aiza ihisy ahy Mety ho azon’ny fankam-panahy Ka raha tsy ianao No ho eo dia Dia mety ho resy iany aho Ny hangatahiko aminao Ampianaro aho hiaino anao Ninona atao Sahirana aho raha tsy eho ianao Ka raha mba mety Na vetivety Tolory Tanana aho Ny ahy ny andrasako aminao Ampianaro aho dieny izao Ampianaro aho Tompo o Hanaraka ny didinao Hankato izay rehetra lazainao Sy izay lalana efa nataonao ho ahy Tantano tsy ho lasany aho Fa tsy mavita tena irery Ampianaro torohy sy hanaro Zatra miaino anao mialoha Izao rehetra izao... JESO ,dia tsy mahay ka mila anao ho eho hitantana ahy jeso analo indray fa raha tsy ianao tsy havita izany ho ahy Tompo o ,ampianaro aho fa ianao ihany no mahalala ahy Ampianaro aho Tompo o Hanaraka ny didinao Hankato izay rehetra lazainao Sy izay lalana efa nataonao ho ahy Tantano tsy ho lasany aho Fa tsy mavita tena irery Ampianaro torohy sy hanaro Zatra miaino anao mialoha izao rehetra izao Ampianaro aho Tompo o Hanaraka ny didinao Hankato izay rehetra lazainao Sy izay lalana efa nataonao ho ahy Tantano tsy ho lasany aho Fa tsy mavita tena irery Ampianaro torohy sy hanaro Zatra miaino anao mialoha izao rehetra izao tononkira.serasera.org/hira/gmmc/ampianaro-aho Tsiky dia ampy
@bonnyvivianrakotonirina2776
@bonnyvivianrakotonirina2776 11 лет назад
tena soa ilay hira, mankasitraka e
@hanitriniainapatricyaflori7406
@hanitriniainapatricyaflori7406 10 лет назад
Tena tsar b ka
@maheryrandriamitandrina1855
@maheryrandriamitandrina1855 11 лет назад
mlay lotra le clip...
@franckyandriah144
@franckyandriah144 Год назад
Mampianatra antsika hanao ny fahamarinana tokoa Andriamanitra ary miantso antsika @ fo feno fitiavana amin'ny fotoana tena mahakivy sy mampitomany antsika
@roriiii1
@roriiii1 11 лет назад
@arotsilavinaandrianarivelo8439
@arotsilavinaandrianarivelo8439 2 месяца назад
🥹🥹🙏🏻❤️
@niryraharison1069
@niryraharison1069 10 лет назад
Tena tsara ny midera ny Tompo! misaotra anareo hatrany koa mapahery amin fiderana hataonareo, de misaotra an i Dina amin sary tena kanto, deraina Jesosy...
@AlainCovers
@AlainCovers 6 лет назад
c'est sitriste l'histoire du clip, snif merci an'ilay metteur en scène s'ilay producteur
@kaloinalaingolalaina6776
@kaloinalaingolalaina6776 5 лет назад
tiako be ny hiranareo...deraina ny Tompo
@henintsoaandrianarimalala8059
@henintsoaandrianarimalala8059 9 лет назад
Tena tsara ! (y)
@futurmotion8409
@futurmotion8409 6 лет назад
Magnifique chanson pour la gloire de notre Seigneur et Sauveur Jesus - christ, amen 🙏
@miantraniainamariarazanats7107
Tellement vrai! amen! Mahereza daholo manao ny asan'i Tompo e! Izay maharitra hatramin'ny farany no hovonjena!
@holiarilantojoseeratsimbaz6903
@holiarilantojoseeratsimbaz6903 2 года назад
Hira fihàinoko chaque matin, merci mon Dieu, fa tsapako fa Tia AhY ianao
@sebastienlilicas2985
@sebastienlilicas2985 9 лет назад
manka sitraka anareo engane itombo talenta ianareo@miny fitorina ny asa ny tompo tsika
@randrianiainajeanmario9076
@randrianiainajeanmario9076 10 лет назад
Tena manohina ny fo ny parole moa tsara ilay clip e!
@MrRadaz
@MrRadaz 11 лет назад
anatra amin'ny fianana tanteraka io hira io manka za
@TolotraRAKOTOARINIA
@TolotraRAKOTOARINIA Месяц назад
😍😍🙏🙏
@mariaharilala788
@mariaharilala788 3 года назад
À chaque fois que je l’écoute je fonds toujours en larme. Dieu est tellement bon 💖 merci GMMC
@TsikyFandresena-lj5dn
@TsikyFandresena-lj5dn 2 месяца назад
@sandra-73
@sandra-73 2 месяца назад
@randriamasyarisoa114
@randriamasyarisoa114 11 лет назад
très belle chanson !! est-ce que je peux avoir la parole de cette chanson?? merci :)
@raherinjatovorichiandy6
@raherinjatovorichiandy6 10 лет назад
misaotra betsaka fa manomehy hery ilay hira sady tsara be!
@lantonirinarasolofomanana8084
@lantonirinarasolofomanana8084 6 лет назад
Raherinjatovo Richiandy bib
@KeliiAndria
@KeliiAndria 11 лет назад
Tsara be,tiko be na ny tonony na ny feony
@maheryrandriamitandrina1855
@maheryrandriamitandrina1855 11 лет назад
mlay zalah...iz nkay n realisateur an le clip?
@sandra-73
@sandra-73 2 месяца назад
Shalom, Misoatra Andriamanitra oh
@njakatianajulienandriamana850
@njakatianajulienandriamana850 8 лет назад
tsara beu le hira! ampianaro aho TOMPO
@chanciamartin326
@chanciamartin326 10 лет назад
ampianaro aho Tompo o
@sandrapitia
@sandrapitia 11 лет назад
Tena tsara ! Latsaka mitsy ny ranomaso mihaino an'le hira
@andriamihajamananarajaonah2296
@andriamihajamananarajaonah2296 11 лет назад
Dina Andriamihajamanana sy ny ekipany no nanao ilay clip :)
@NyAinaAndy
@NyAinaAndy 7 лет назад
Hay veh, tsara beuh ny clip :) bravo l'équipe
@SuperBebelou
@SuperBebelou 11 лет назад
02:40 misy fail kely oh!tsy mfanaraka le paroles sy le teneninle sipa...sinon tsara le clip
@mercimee3382
@mercimee3382 9 лет назад
Fa ts I Miora ao aminy TV Plus v io itako ao aminy members io ao?
@manoa973
@manoa973 7 месяцев назад
Ka izay rehetra atao Tompo apetrako Aminao😇
@henintsoafideranarandriana5842
@henintsoafideranarandriana5842 6 месяцев назад
Ampianaro, torohy sy anaro aho Tompo o🙏
@fenomananamampitasoa2826
@fenomananamampitasoa2826 6 лет назад
Yes yes tsara be😢
@ditrarabesaotra1149
@ditrarabesaotra1149 11 лет назад
Tena milay be le clip e! pro be
@rivosoarason9096
@rivosoarason9096 11 лет назад
Mankasitrak'eh !
@josiafinaritra6882
@josiafinaritra6882 11 лет назад
tsara e!!
@Nyfeokanto
@Nyfeokanto 11 лет назад
Un très beau clip. N'oublions pas les paroles qui touchent vraiment le coeur. Tout simplement bien (y)
@radomichelherimbolarandria5532
@radomichelherimbolarandria5532 3 года назад
MANDRIA AMPIADANANA VADIKO
@RenaAina-b1i
@RenaAina-b1i 3 месяца назад
❤❤❤
@marinarobson6671
@marinarobson6671 5 лет назад
Ameeeennn !
@mialyandriamanampisoa8458
@mialyandriamanampisoa8458 4 года назад
❤❤❤❤
@96325874152
@96325874152 11 лет назад
zah nahita anao d latsaka ny foko
@sitrakaization
@sitrakaization 2 года назад
tres bon chanson amen
@ramandiamananarinah7751
@ramandiamananarinah7751 6 лет назад
Tsy mahavita tena irery aho Tompo
@fitiavanaandriamialisoa6715
@fitiavanaandriamialisoa6715 5 лет назад
🥰 ✝️ = 💜
@pattyyoanna1138
@pattyyoanna1138 7 лет назад
hankato izay rehetra lazainw
@sandramahery5043
@sandramahery5043 9 лет назад
mbola hafa ihany ny fiderana
@michelrandriaharinirina5890
@michelrandriaharinirina5890 8 лет назад
mivavaka ho an ny ankohonako aho
@mioraramiandrarivo5838
@mioraramiandrarivo5838 8 лет назад
ampianaro aho Tompo
@Rainbo_mime2
@Rainbo_mime2 8 лет назад
Tsara.
@stephanenatanaandriamanant2312
tsara ny tompo ei
@nohomenjanaharysolofoniain5746
@nohomenjanaharysolofoniain5746 3 года назад
😢
@dylanandriamaheryzo8884
@dylanandriamaheryzo8884 4 года назад
Mercie
@andriamihajamananarajaonah2296
@andriamihajamananarajaonah2296 11 лет назад
Merci Ianja
@VahatryNyAina
@VahatryNyAina 11 лет назад
(y)
@manantsoaritchel4121
@manantsoaritchel4121 11 лет назад
mlay lesy e
@ianjarakotomalala3745
@ianjarakotomalala3745 11 лет назад
Bien lesy e! (y)
@ThierrySitrakaRazafindrakoto
@ThierrySitrakaRazafindrakoto 8 лет назад
♥♥♥♥
@elidabeatrice3986
@elidabeatrice3986 6 лет назад
😍😍😍😍😍
@AndriamihajamananaDina
@AndriamihajamananaDina 11 лет назад
Izaho sy ny ekipako no nanao anile Clip !
Далее
MANANA ANAO GMMC
5:00
Просмотров 518 тыс.
THE SINGERS OF JESUS_MANDONDONA
4:46
Просмотров 1,9 млн
КАК БОМЖУ ЗАРАБОТАТЬ НА ТАЧКУ
1:36:32
"Mitalaho" - Jaw's Band
6:21
Просмотров 1,7 млн
HATSARAN'NY TOMPO | GOODNESS OF GOD | BODOKELY
9:56
Просмотров 438 тыс.
Hatramin’ny Farany
5:13
Просмотров 271 тыс.
MINO AHO RIJA RASOLONDRAIBE
6:20
Просмотров 394 тыс.
ENTO | Bodo | Cevam Church
8:18
Просмотров 1,2 млн
Fanahy Masina - Pepe Shine - clip officiel
8:41
Просмотров 414 тыс.
Raha tonga ny fitsapana
8:16
Просмотров 232 тыс.
FAHATSARANAO
9:28
Просмотров 397 тыс.