Тёмный

ANTSAN KIRA FIDERANA 'GROUPE LAURENT RAKOTOMAMONJY' 

Jean-Jacques ANDRIAMPARANY
Подписаться 2,7 тыс.
Просмотров 84 тыс.
50% 1

Arahinao eto ireo hira rehetra tsy lefy laza hatrizay nahafantarana ny Groupe Laurent Rakotomamonjy. Mahazoa hery ara-panahy eo ampanarahana izany. Mihainoa finaritra tompoko.

Опубликовано:

 

31 янв 2021

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 18   
@andreahjhennie2080
@andreahjhennie2080 7 месяцев назад
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany 🙏. Mahafinaritra ny hira fiderana 🎧🇲🇬❤️🇱🇧😍🙏✝️🛐💃
@andreahjhennie2080
@andreahjhennie2080 3 месяца назад
Mahafinaritra ny midera an'Andriamanitra 🎧😍🇲🇬❤️🇱🇧 . Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany 🙏. Mankaaitraka ny groupe Laurent Rakotomamonjy fa tsara daholo ny hira fiderana 🙏
@chavillevely700
@chavillevely700 3 года назад
Mankasitraka Laurent Rakotomamonjy,tena tsara sy mampahery daholo ny hira,ho ela velona tahin Andriamanitra atrany
@bezenandrasoavorombolasergine
Misaotra betsaka ❤
@safidyrasamison3361
@safidyrasamison3361 Год назад
Mankasitraka an'ny pamorona fa tena tsara daholo ny hira ❤😊
@radomarcelrazandrinapela7616
@radomarcelrazandrinapela7616 10 месяцев назад
misaotra an'Andriamanitra amin'ny nanomezan anareo mapita ny hafany, mahereza mitory ny filazantsara hatrany, mankasitraka indrindra
@hanitriniainaraoelison4907
@hanitriniainaraoelison4907 Год назад
Tena mahay ka, miaiky aho.
@jhennieandreah1688
@jhennieandreah1688 3 года назад
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany, mankasitraka fa tena tsara ny mihira fiderana ho an'i Tompo
@user-bz6yb3to5e
@user-bz6yb3to5e 10 месяцев назад
❤❤❤❤
@fleurettegirault7722
@fleurettegirault7722 2 года назад
Mankasitra topoko Amen
@abigaellerakotoarisoa8499
@abigaellerakotoarisoa8499 3 года назад
Mankasitraka Tompoko tena tsara
@DoRabenjamina
@DoRabenjamina 2 месяца назад
Trompettes
@solonirinamamyranaivoarivo3447
@solonirinamamyranaivoarivo3447 2 года назад
Mankasitraka tena mahazo haimpanahy mihitsy eo ampihainoana ilay hira de ho tahian'Andriamanitra hatrany
@estilefoucu3906
@estilefoucu3906 2 года назад
Misaotra fa tena tsara e !
@fanjanirinarajaonarivelo964
@fanjanirinarajaonarivelo964 2 года назад
tena ankafiziko ny hiranareo Tompo!mankasitraka ee
@hanitrarasolofozafy4137
@hanitrarasolofozafy4137 10 месяцев назад
Azoko antoka ny fitiavany ahy
@ntsprass6836
@ntsprass6836 3 года назад
Makasitraka , mafinaritra, tontolo hafa mihintsy !!!!
@mikasaadms5813
@mikasaadms5813 3 года назад
Misaotra tompoko, fa tena mahazo aim-panahy mihitsy ny mihaino ny hiranareo...
Далее
ANTSAN KIRA FIDERANA TARIKA 'NY AVO'
41:28
Просмотров 37 тыс.
1h 30 Hira sy fiderana || Seventh-Day Adventist Malagasy
1:32:57
Я КУПИЛ САМЫЙ МОЩНЫЙ МОТОЦИКЛ!
59:15
EVOLUTION OF ICE CREAM 😱 #shorts
00:11
Просмотров 4,8 млн
ANTSAN KIRA FIDERANA 'MIALY RAKOTOMAMONJY'
50:17
Просмотров 64 тыс.
Fahotana ve ny manao sipa ??
45:24
Просмотров 4,3 тыс.
Mialy Rakotomamonjy Paris 2023
3:27:40
Просмотров 5 тыс.
ANTSAN KIRA FIDERANA 'GROUPE HANITR'I KRISTY'
56:51
Просмотров 23 тыс.
Marka 16: 15 - NY TSIAMBARANTELON'NY FIFADIANKANINA
15:01
ANTSAN KIRA FIDERANA 'V H F GROUPE'
1:05:15
Просмотров 76 тыс.
LIVE Hosana Ambohijatovo Fitiavana 12/11/2023
3:49:46
Просмотров 17 тыс.
ANTSAN KIRA FIDERANA 'GROUPE GIOVANNI PASERA'
52:30
Просмотров 4 тыс.