Тёмный

Ato amiko ny Fanahy, ny Fanahin'ny Tompo (Hira Katolika Malagasy) 

VAVAKA HIRA KATOLIKA
Подписаться 3,5 тыс.
Просмотров 37 тыс.
50% 1

👉👉 • HIRA FANEVA FAHA-75 TA...
Karine Dera p. "423
Fihirana Hasina p. "413
1. Ato amiko ny Fanahy, ny Fanahin'ny Tompo,
Fa nanosotra hitory vaovao mahafaly
Amin'ny malahelo sy naniraka ahy
Hankahery izay torotoro fo.
Ampio aho, tantano am-pitiavana aho, Jesoa o.
Fa raha ny heriko ihany dia ho kivy an-dalana aho
Hanatontosa ny irakao no mamiko
Fa omaly, anio ary mandrakizay
Tsy miova ianao, Jesoa o.
2. Ato amiko ny Fanahy, ny Fanahin'ny Tompo,
Hitoriako fahafahana amin'ireo izay voafatotra
Fahiratana ho an'ny jamba ary koa fahafahana
Amin'ireo izay ampahoriana
3. Ato amiko ny Fanahy, ny Fanahin'ny Tompo,
Mba hampionona izay tra-pahoriana rehetra
Ao anatin'ny fanompoana sy fandavan-tena
Am-pitiavana hatramin'ny farany

Опубликовано:

 

17 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 17   
@dignimalala1842
@dignimalala1842 4 месяца назад
Tiak💖💖💖 Ianao ry JESOA Ô Tsy miova ianao, omaly sy anio ary mandrakizay 💒Tantano hatrany izahay ry JESOA Ô, 🕯️🕯️🕯️🕯️🕯️🕯️🕯️ Ato anatinay lalandava anie ny Fanahy Masina Fanahy 🕊️🕊️🕊️Misaotra Tompo be fitia 🙏🙏🙏Amen ALLÉLUIA
@VictoireRasoamanarivo-h5l
@VictoireRasoamanarivo-h5l Месяц назад
Misaotra. Anao. Izahay. Andriamanitra. O. Mankasitraka. O. Mankatelina. O. Misaotra. O. Amen
@samuelaimeandriambololona7850
@samuelaimeandriambololona7850 2 года назад
Hira tena ankafiziko sady mampivavaka ahy!
@lucierasoanaivo8873
@lucierasoanaivo8873 3 месяца назад
Ne me quitte pas Jésus ! Tu es mon sauveur ❤❤❤
@AndryJeanJudicaelANDRIATAHINA
@AndryJeanJudicaelANDRIATAHINA 6 месяцев назад
Tiako be foana ❤
@paulinetsiky6238
@paulinetsiky6238 Год назад
Tsara rooo tena tsara
@sidonie6764
@sidonie6764 2 года назад
Amen ♥️ 🙏 ♥️ Amen ♥️ 🙏 🙌 👏 ❤️
@miaras7485
@miaras7485 Год назад
Ampio aho, tantano am-pitiviana Jesoa ❤❤❤ fa raha ny heriko ihany dia ho kivy an-dalana aho. Hanantontosa ny irakao no mamiko ❤❤
@sylviaandriambololona9137
@sylviaandriambololona9137 2 года назад
Ampio aho tantano am- pitiavana Jesoa o raha ny heriko ihany dia ho kivy an - dalana aho. Tsara tokoa ny tononkira
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 Год назад
Amen.
@Laylahindillah
@Laylahindillah 3 месяца назад
❤❤ ampio aho , tantano am-pitiavana jesoa o ❤
@fenosoarakoto336
@fenosoarakoto336 4 месяца назад
Ampio aho, tantano am-pitiavana aho, Jesoa o..tena mila anao aho Jesoa aah..tena mila anao ahooooo
@MalalaRazafimanantsoa-p6s
@MalalaRazafimanantsoa-p6s 11 месяцев назад
Ampio aho tantano ampitiavana Jesoa O!
@lalatianarajaoherinirina8382
Tongava ry Tompo aza ela intsony
@VictoireRasoamanarivo-h5l
@VictoireRasoamanarivo-h5l Месяц назад
Victoire’s. Rasoamanarivo
@rafikevaikhanamhad1301
@rafikevaikhanamhad1301 Год назад
🙏❤🙏
@irinnaandrianarijaona8013
@irinnaandrianarijaona8013 7 месяцев назад
VICTOIRE. RASOAMANARIVO
Далее
Inty aho, Jesoa - HIRA KATOLIKA
5:48
Просмотров 170 тыс.
Ry Tompoko 'Lay Endrikao (Antsa)
5:26
Просмотров 71 тыс.
Это было очень близко...
00:10
Просмотров 3,4 млн
Wildest 10 SECONDS OF HIS LIFE 🤯 @TomIsted
00:14
Просмотров 4,8 млн
ITZY "GOLD" M/V
03:20
Просмотров 7 млн
Tompo ô mangovitra ny vava / Tsy mendrika izahay
5:31
Fihirana  FFPM Hira paska
27:33
Просмотров 91 тыс.
Deraina
8:47
Просмотров 66 тыс.
Misaotra bevata, P SHERZ
5:30
Просмотров 407 тыс.
MBA FOTSY MANJOPIAKA/Chœur d'Hommes
7:36
Просмотров 39 тыс.
NY AINGA FIAINAM-BAOVAO
6:21
Просмотров 16 тыс.
Vetson'i Fianara - Atolotra ampitiavana
6:47
Просмотров 22 тыс.
HIRA KATOLIKA Inty aho ry Jesoa (It's Nathie)
6:06
Просмотров 44 тыс.