Тёмный

Avia isika hiara dia - Kalon'Imerina Volume 3 

Saralisy
Подписаться 123
Просмотров 59 тыс.
50% 1

Paroles/Lyrics : RAMANANARIVO
Musique/Music : Andrianary RATIANARIVO
in "Ranomody" Rodlish - N : Troupe Jeannette
Interprété par R'Imbosa
Traductions/Translations : RALALASON Noro, RABENASOLO Mamy (Mimi), ANDRIANASOLO Bruno (Geba)
-----------
Avia isika hiara-dia
(Hikalokalo) Hikalo sy hiriaria
Venteso mafy ny hira hifamaly
(Fa) tratry ny taona
Ka miara-paly
Ho lavitra anio ny sentosento
Tarehy sariaka izao no hoento
Koa dia arahaba mifankahita
Tratry ny taona samy tafita
Raha misy alahelo mandalo
Reseo fa aza mimalo
Ny zavatra mampitomany
Fampieritreretana ihany
Ny anatra aposaka anio
Tsarovy sy mba tadidio
Ny fo te ho hendry no sokafy
F'ireny no voa izay afafy
------
Venez, faisons la route ensemble
Chantons et réjouissons-nous
Martelons fort nos touts de chants
Nous voici dans le nouvel an
Alors soyons tous en liesse
Ce jour-ci pas de mélancolie
Que les visages brillent de gaieté
Félicitons-nous d'être entrés
ensemble dans la nouvelle année
S'il survient un peu de tristesse
Combattez-là n'en soyez pas affligés
Les choses qui provoquent les larmes sont seules à méditer
La morale en ce jour
A retenir et se souvenir
(c'est d')ouvrir nos coeurs à la sagesse
Car ce sont-là les graines que nous semons.
-----------
Come and let's walk together
sing and delight ourselves
Hammering strongly each song we share
Together we are in the new year and so enjoy it
Today keep away melancholy
Our faces will be only joyfull
So let's greet together
Entering the new year
If sadness will happen
Fight it and don't worry
Those things which give way
to tears make us to mind life
The moral on this day
To care and keep in mind is
Open the wisdom-loving hearts
Those are seeds to sown

Опубликовано:

 

29 июл 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 11   
@sylvoalias
@sylvoalias 8 лет назад
Ny anatra aposaka anio Tsarovy sy mba tadidio Ny fo te ho hendry no sokafy F'ireny no voa izay afafyManja re fa misaotra anareo....Misaotra e.. E.Tratra ny taona e...!
@ernestinelegros2460
@ernestinelegros2460 9 лет назад
Misaotra ê, zany ka hira malagasy,mamohafoha ny fahatanorana.
@alanandrianavalson4888
@alanandrianavalson4888 6 лет назад
Tiako ! Tsara be Tompoko !
@marie-annickandrianavaly6437
@marie-annickandrianavaly6437 3 года назад
afa ihany ny hira gasy tena miteny
@mimiseemonnot5425
@mimiseemonnot5425 4 года назад
Hommage et souvenir à Denis rasolomanana de l'arum à ses débuts : misaotra sy manina
@vivianemarcellin1207
@vivianemarcellin1207 5 лет назад
ZANY HIRANY PAPANAY INDRISY RY PAPA MANDRIAM PIADANANA IANAO 😭😭😭😭😭😭😭😭😭
@jhonyfredrazafindrazaka3449
@jhonyfredrazafindrazaka3449 2 года назад
Tsy mety tonta na dia antitra aza e! Mankasitraka indrindra tompoko ô!
@lydieandriantsilefimiampit2568
@lydieandriantsilefimiampit2568 2 года назад
MISAOTRA tena tsara be
@pierrotrazanajatovo617
@pierrotrazanajatovo617 Год назад
TENA MISAOTRA É ! SAROBIDY AN ! AINA IFANOMEZANA, MITENITENY MIHITSY NY AN-TSIKA NA NY TONONY NA NY ANGOLA METY TSY ANY @ HAFA !
@gasyrakoto8958
@gasyrakoto8958 8 лет назад
Misaotra tompoko
@nivoharyramaroson7850
@nivoharyramaroson7850 2 года назад
fampianaranamitendrypianozozo
Далее
MAMA NENILAVA (feo) - 1/2│ Hira sy toriteny (1976)
25:21
Поём вместе с CLEXXD🥵 | WICSUR #shorts
01:00
СЛУЧАЙ В ЧЕРНОБЫЛЕ😰#shorts
00:19
Просмотров 327 тыс.
МЕГА ФОКУС С ЧИПСАМИ
00:42
Просмотров 283 тыс.
Rakoto Frah - Rehefa maty aho
5:41
Просмотров 136 тыс.
BACKSTAGE LIZAH RASETA BY MALAGASY TV
1:05:28
Просмотров 6 тыс.
23 Sompatra
12:46
Просмотров 13 тыс.
Havako anie izy izay. - Mama Bako
3:04
Просмотров 155 тыс.
FARAKELY FITIA MANGINA
3:32
Просмотров 218 тыс.
Lakan-drafitra - R'imbosa (Justin Rainizanabololona)
5:14
Itondray tsikitsiky
4:41
Просмотров 1 млн
Поём вместе с CLEXXD🥵 | WICSUR #shorts
01:00