Barinjackson ! Mahafinaritra fa miezaka hatrany ianareo e (na dia misy tsy mety @ sofina sy masonay aza). Fa le hitsak'i CHerie kosa midingina be eh! Folaka @iny ndri, basket mahafatifaty kely anaovana dia mety akia ah !
WTF?🙄🤔 Tsara lay mivoatra fa SAINGY mivaona. Aleo ihany lay authentic tambawoax. Ny hira lasa tsmisy tsirony intsony, ny Clip toa zeste no bobaka. Tena lasa ratsy franchement🙏
Tsiaiko lotra le atao hoe kanto ao anatinilay hira fa de zao no asehonareo eo,de sendra mandalo de kivy tanteraka,samy manan fomba ivelomany angamb ny tsiray2 ,de zao no itan fa mety,de mahereza ee🤣🤣
mahatsiravina be na ny miheno le hira ary! Indrindra fa le fanalana barak any #michael #jackson sy #Sia no mahasosts be na ny miertserts any iry zala aza!
Jean Victoir Ivar aiz d b fialonana Razoky a, mb manaova ko rah mahavita f aiz d ty mitsikera ny vitan olona. Enw no ts ty f zay ty. Le toe tsaina lo morona wa d ts ho afk @gasy mihints