Тёмный

BISMAK - Ditra Manadala 

BISMAK
Подписаться 244
Просмотров 25 тыс.
50% 1

© 2012 Annick Herimalala - www.bismak.fr
"Ditra manadala" est la chanson présente au générique de la série éponyme diffusée sur TVM (Madagascar), interprété par BISMAK.
Paroles, musique, arrangement: Annick Herimalala/Philippe Robert.
Clip réalisé par Annick Herimalala.
Montage: Mamy Tiana Raberahona.
Ditra manadala
Tsy ho lavon'ireo fihetsika voarara
Mijanona! Aza mankany!
Hijanona eto aho, hiambina anao
Tsy ho resin'ireo ditra
Tsy mbola maty ilay jiro mpanazava,
Mety ho lavitra izy fa any ho any
ny anjara anie miankina aminao
Ka aza mora kivy
Ny ho avy no banjino satria:
Hamotika anao ireo Ditra Manadala
oh oh oh
Hamotika anao , ka ho simba ho ratsy fiafara.
Be loatra ny fankam-panahy miantso anao,
Mijanona! Aza mankany!
Hodio tsy re izay lazainy, avelao
Na efa voafatotry ny ditra
Mbola misy ny fotoana
aok'izay sao hamono anao
Ny anjara anie miankina aminao
Ka aza mora kivy
Ny ho avy no banjino satria:
Tsy sasatry ny miantso anao ilay fakam-panahy
aok'izay sao hamono anao an an an an an
Tsy sasatry ny miantso anao ilay fakam-panahy

Видеоклипы

Опубликовано:

 

30 ноя 2012

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 42   
@joshrasolo6823
@joshrasolo6823 7 лет назад
c'est toujours bien d'entendre les musiques de sa génération, ... surtout de mon groupe de rock préféré à l'époque. Dommage que Bismak ne produise plus.
@herisoarajaonarivelo3843
@herisoarajaonarivelo3843 11 лет назад
Tena tsara be le hira ka ! fa le ditra tsy tsara ! merci beaucoup de me l'avoir envoyé !
@inessekoura
@inessekoura 11 лет назад
MERCI ANNICK J4AIME TROP VOTRE CLIP , JE VOUS ENCOURAGE A PRODUIRE D'AUTRES CLIPS C ' MAGNIFIQUE BRAVO ET BISOUS .
@thefaniry
@thefaniry 11 лет назад
Ay ve le hira @le série Malagasy iny e .. hihi ... TSARA !!!! J'aime be! Le feo efa taloha ela be mbola iny ihany ... tsara eeeeeeee
@JKF2089
@JKF2089 11 лет назад
mercie bcp namaly ana!
@ahabnar
@ahabnar 11 лет назад
Tiko le hira, tiko le Serie, sady mpakafy le mpihira
@TheVANKOLO
@TheVANKOLO 11 лет назад
TSARA KA. Merci Annick. On a hâte de te voir sur seine. Si non, une autre chanson. A+
@GuyLimon
@GuyLimon 11 лет назад
j'ai écouté,j'ai aimé.Vive Mada.
@tahinavictorianomenjanahar659
@tahinavictorianomenjanahar659 11 лет назад
c'est très reussit comme zik d misaotra, am fanadratana avo ny mozika an antany lavitra any e....izahay mankafy foana
@cedricfandro158
@cedricfandro158 Месяц назад
2024🎉🎉
@zigguytare
@zigguytare 11 лет назад
Ma fy bé anao !! tu m'impressionnes ! j'adore ! tout à ton honneur ! hoy izaho Zigguy bonne découverte pour moi .
@Mozikantsika
@Mozikantsika 11 лет назад
Ditra manadala..et B.O de la série Ditra Manadala sur TVM :D Kantooo oooo, tohizo hatranyii
@editionsjjrebillard
@editionsjjrebillard 11 лет назад
Bonjour Annick, trop cool de te réentendre chanter en malgache, bien ce morceau. Bises JJ
@LALAINARA
@LALAINARA 11 лет назад
Tsara be e! Sady gasy ka manja ;-)
@GuyLimon
@GuyLimon 11 лет назад
très bien,j'aime
@tendrisoaandriamitandrina9819
@tendrisoaandriamitandrina9819 7 лет назад
miliay foana ^_^
@henrikoto4995
@henrikoto4995 11 лет назад
Tsara ka !
@nirinavelo5194
@nirinavelo5194 11 лет назад
merci
@Mini0Vanilla
@Mini0Vanilla 11 лет назад
thnks for the share its wonderful merry christmas
@zararajaonarisoa
@zararajaonarisoa 11 лет назад
Mankasitraka ô!. Misaotra nizara.
@felanarajerisaona3470
@felanarajerisaona3470 11 лет назад
mer6 e!!mankasitraka e!!
@inessekoura
@inessekoura 11 лет назад
I LIKE THANK'S SO MUCH ..............
@harifidyandriamasinoro9146
@harifidyandriamasinoro9146 11 лет назад
sûr mitsy!
@mahita58
@mahita58 11 лет назад
bjr mahafinaritra, manja e!
@musiciankavy4825
@musiciankavy4825 9 лет назад
Tsara Anick a. Mankasitraka
@razafindraibetololo5752
@razafindraibetololo5752 3 года назад
Tohizo f tsre %
@mikeagrand
@mikeagrand 11 лет назад
tsy miteny hoe ratsy aho ra miteny fa tsy dia mahafapo ahy loatra io hira io...vous pouvez faire mieux. En tout cas on est content de vous revoir!
@volanalov
@volanalov 11 лет назад
J'aime :) (otran vaovao tsinn le clip fa ts le a film iny)
@rarickybe
@rarickybe 11 лет назад
aiza ny manaraka o
@andrymijoro110
@andrymijoro110 11 лет назад
tiako foana ilay feo! na Dillie na Bismak... tiako e.
@ellenspinnler
@ellenspinnler 11 лет назад
Tsara be :-)
@hsn64
@hsn64 11 лет назад
Milay eh :)
@rasolomadiharivelojules6632
@rasolomadiharivelojules6632 11 лет назад
misaotra ami,zay nanolotra ilat hira eh
@Camille6421
@Camille6421 11 лет назад
mlay eee
@malagasyvaovao
@malagasyvaovao 11 лет назад
tsara ka
@vonjymamy7265
@vonjymamy7265 4 года назад
Mankafy hatrany.... ilay vocal mahafaly ny sofina raha vao henony. Mankasitraka ô
@findrarandria2568
@findrarandria2568 11 лет назад
ao tsara ka na tss anle mpilalao,
@rinahasina2350
@rinahasina2350 6 лет назад
tsara
@Rrarado
@Rrarado 11 лет назад
misaotra
@CosmBilly
@CosmBilly 11 лет назад
Ca va ka :D
@benrey9
@benrey9 11 лет назад
Thanks . You sing so well. Where are you from? Happy New Year to you & your band..
@gasyrakoto8958
@gasyrakoto8958 7 лет назад
tsara
Далее
BISMAK / DILLIE - "Efa ela"
3:59
Просмотров 16 тыс.
DILLIE (mandehana-raha mbola hiverina-tsy irery ianao)
13:08
DIY rocking horse for your kid #diy #parenting
00:57
Просмотров 3,4 млн
Maybe a little TOO much gel 😂
00:12
Просмотров 12 млн
Ny Finoanao
4:31
Просмотров 2,3 тыс.
ditra manadala.
14:05
Просмотров 6 тыс.
Xhi & M'aa - Besorongola
3:12
Просмотров 1,2 тыс.
Fahazazana -INIAH
5:37
Просмотров 19 тыс.
Dillie- Bismak.mp4
4:16
Просмотров 8 тыс.
U TAWNA'N MAMI A HMANGAIH # BASED ON TB AWARENESS
15:16
Maika aminao -  Samoëla - sy Melky      🎼
4:20
Просмотров 4,6 тыс.
DILLIE - Tsy mitana izay tsy tamana
3:00
Просмотров 11 тыс.
TSY HAY
6:03
Просмотров 401 тыс.
Scally Milano, uglystephan - Сутенер
2:01
Просмотров 138 тыс.
MACAN, A.V.G - Привыкаю
2:55
Просмотров 421 тыс.
Malohat
3:35
Просмотров 1,1 млн
ДжаЯмми - Туман
4:18
Просмотров 216 тыс.