Тёмный

Dadazily NY AINGA 

maskin8
Подписаться 3,2 тыс.
Просмотров 116 тыс.
50% 1

Mozika Malagasy

Видеоклипы

Опубликовано:

 

4 ноя 2008

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 25   
@sylvoalias
@sylvoalias 14 лет назад
Antitra vo be ny sovenira ! Misaotra... e ! manja be o ! mankasitraka !
@MASRENA
@MASRENA 15 лет назад
ééééééhhh! samy manao ny tsara za raha mbola velona fa fohy ny ftôn e!
@RAMAHASAHALA
@RAMAHASAHALA 8 лет назад
Ny aina tsy mifametra e! izao i om-gui indray no lasa nialoha lalana. :(
@alasora
@alasora 12 лет назад
entina mora eny ihany ny fiainana fa tsy misy irodorodoana ê ! misaotra an'i Ianjanavalona fa mitovy ny revy
@tojonatenainarakotonirina2205
@tojonatenainarakotonirina2205 5 лет назад
Milay lesy ry Nanta ny mivazo an'zany any @karaoke a! Malaelo lesy fa aty ts misy karak's a! Merci an'zoky OM-GUI fa tsara le kantony e
@alasora
@alasora 13 лет назад
mbola samy ho antitra ê ! samia ho tahian'Andriamanitra
@hermannrabemananjara595
@hermannrabemananjara595 10 лет назад
antitra marina vao be ny tanora,fitohizan'ny fiainan'ny olombelona daholo dikan 'zany.fa sambatra ny tratra antitra leretsy!
@onemode3928
@onemode3928 8 лет назад
Marina izany! Mbola samy hoantitra lesy e!
@andonirinasuzelleandrianas5844
elah veloma handao ny tany eee......rip om-gui.
@Randombeing555
@Randombeing555 9 лет назад
Mbola samy ho antitra daholo, samy hijaly daholo samy handao ny tany daholo ka samia manao soa e...
@astienback
@astienback 8 лет назад
Mbola samy ho antitra leitsy... Ce n'est pas sûr, certains partent jeunes...
@ramorasataandry9008
@ramorasataandry9008 6 лет назад
Ejana leretsy à !Mbola handalo eo daolo
@bonjourjespere1627
@bonjourjespere1627 5 лет назад
Antitra vo bé ny tanora
@benibrahim7333
@benibrahim7333 9 лет назад
mampalahelo koa indraindray nefa tsy mety ho tanora lalandava
@Ianjanavalona
@Ianjanavalona 13 лет назад
mafy rehefa antitra leisy eh... mbola samy ho antitra leisy ah!!!
@raneharisoahery5479
@raneharisoahery5479 11 лет назад
Misaotra amleh hira e! ahatsiarovako an'i Dadanay io! De mitovy! tena manina azy aho zany!
@rianaandriamandroso1359
@rianaandriamandroso1359 6 лет назад
Raneharisoa Hery Neildiamond
@natachaharimahefasoa6982
@natachaharimahefasoa6982 9 лет назад
:'(:'(:'(:'( trop malheureux!!!
@Ianjanavalona
@Ianjanavalona 12 лет назад
tena marina izany samy mbola ho dadazily eny daholo isika rehetra
@dafafanomezantsoa71
@dafafanomezantsoa71 6 лет назад
marina mintsy zany. samy mbola ho dadazily daholo
@blendereasy91
@blendereasy91 10 лет назад
Ny tsy manna lova ho apetraka ho an'ny ankizy no mety ampahory ahy indrindra refa rafizay antitra...fa faly a nisy fahendrena ko navelako ho azy reo
@Randombeing555
@Randombeing555 9 лет назад
Mbola ho samy antitra lesy a.
@brianrakotoarisoa4699
@brianrakotoarisoa4699 10 лет назад
sura ranga amle vazo lele, soara soara...
@jeffduclot4743
@jeffduclot4743 12 лет назад
Misaotra betsaka ny tarika NIAINGA mahatsiaro any GASIKARA mafy mihintsa aho zany so fa nisy ny hira toy itony ahatsiarovana nilasa foiny tany atanana.MISAOTRA BETSAKA NY TARIKA GASY REHATRA ATO AMINY YOU TUBE E!!!!!!!!
@norberttotovelona3146
@norberttotovelona3146 8 лет назад
..e.e.e atao ahoana e..spectacle any Manandona any ialahy veloma handao ny tany.
Далее
Ho an'i chérie-ko NY AINGA
5:05
Просмотров 21 тыс.
Jangobo
4:40
Просмотров 95 тыс.
ТРОЛЛИНГ СКАМЕРА СТАНДОФФ 2
00:59
VANGIO ZAHO Rossy
4:08
Просмотров 96 тыс.
Tsara tsy lany  5X5
4:40
Просмотров 44 тыс.
REVY ANY AMBALA - NY AINGA
5:26
Просмотров 48 тыс.
Bessa - Tojo anao
2:57
Просмотров 212 тыс.
Ny Ainga "Maseran'i Masindahy Joseph d'Aoste"
6:10
Просмотров 33 тыс.
Delphin  Sipa Tsisy Tanjona
5:44
Просмотров 246 тыс.
Ny Ainga : courage rasipa
5:30
Просмотров 233 тыс.
Ny Ainga - Bon anniversaire
5:06
Просмотров 58 тыс.
20 taona milay NY AINGA clip officiel
6:12
Просмотров 100 тыс.
NY AINGA, Frera Raphael Louis Rafiringa
9:42
Просмотров 45 тыс.
Султан Лагучев - Гасишься
3:02
Просмотров 150 тыс.
VUDOO - Пьяная луна (Official Video)
2:11
Просмотров 69 тыс.
СЛОТ - С.М.Г.О.  (Official Music Video)
4:01
Просмотров 189 тыс.
KIZARU - OBUZA
2:25
Просмотров 576 тыс.
MACAN, A.V.G - Привыкаю
2:55
Просмотров 480 тыс.