Тёмный

Dama Nosy Milalao 

ramahavory feno
Подписаться 130
Просмотров 96 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

10 авг 2013

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 84   
@voxpopulis3183
@voxpopulis3183 Год назад
Et dire qu'aprés ce chef d'oeuvre , pour l'édition 2023 on aura du agrad et du jerry marcos comme hymne des jeux, le tout composé par DJ président qui a veillé toute la nuit pour l'écrire 😂😂😂
@raivokelykely7217
@raivokelykely7217 11 месяцев назад
Vraiment ce morceau est un chef-d'œuvre ❤
@dimbyambi2421
@dimbyambi2421 Год назад
Nohirain'i Dama ito tamin,ny alatsinainy tena kayyy...niray feo, niray fo😍😍😍😍 Tsara be, misy hafatra tsara be ! Misaotra eh !
@vonjyralijaona4091
@vonjyralijaona4091 Год назад
Mbola tsy teraka tamin'izany fa tena tsara lavitra nohon'ilay tapez les mains 2023 ity ka ☺
@learatsiazo9887
@learatsiazo9887 Год назад
🤣🤣tapez les mains mihintsy ve 🤣🤣
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 6 месяцев назад
​@@learatsiazo9887😂😂😂😂😂😂
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 6 месяцев назад
Tiako lay mozika ny DAMA ty mahatsiaro Donia voalohany teto Nossy-be Hell-ville, tonga teto i Dama nihira ity hira ity, namalifaly ny vahoaka teto Nossy-be Hell-ville, tsy adinako zisaka mandrakizay fa tsara loatra. ❤❤❤❤❤❤❤❤
@nasoloriri8411
@nasoloriri8411 9 месяцев назад
Kanto loatra,mankasitraka Dama a. Mbola kely tamzany fa tsara foana ilay hira hatramin’izao.❤❤❤❤❤
@TahinalovasoaRakotomalala
@TahinalovasoaRakotomalala 15 дней назад
La nostalgie me fond le cour,
@holynirina3286
@holynirina3286 Год назад
Nangoritsina mihintsy tamin'izany vao mandeha io hira io. Zao 2023, hira faneva, na ny akoho vavy mikakaka ary mahafinaritra kokoa ny mihaino azy
@ramarosonmbolatiana4926
@ramarosonmbolatiana4926 Год назад
😂😂😂😂
@estellesoumira7010
@estellesoumira7010 6 месяцев назад
🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣🤣
@user-xg8xy2wr3s
@user-xg8xy2wr3s Год назад
Tsara tena tsara! zoridira be le hira 2023 ampitahaina amin'ity :(
@user-gt6gp7gx2w
@user-gt6gp7gx2w Год назад
Tadidiko mihitsy tamin'izany namaraina na ariva dia izany fona no teo amin'ny molotra. Ity indray mitoraka ity kosaaa ...
@marysue1146
@marysue1146 Год назад
maromaro angamba ny Malagasy misy saina tonga mandrotsirotsy saina ato après la merde qu'on nous sert pour les jeux de 2023
@kianjarapetera8740
@kianjarapetera8740 5 лет назад
Qui écoute en 2019 , moi je l'ai écoutée
@hobinandrianinarazafimanan5506
@hobinandrianinarazafimanan5506 4 года назад
2020
@erlhaine
@erlhaine 4 года назад
2020!!!!
@kmlg1044
@kmlg1044 Год назад
2023
@tsioryrakotosoa7024
@tsioryrakotosoa7024 Год назад
2023 avant les JIOI
@manorak9781
@manorak9781 Год назад
Pour me rappeler qu'on peux faire plus que tapez les mains
@powerplusmadagascar9994
@powerplusmadagascar9994 2 месяца назад
Super et et 🏄🏻‍♂️🏄🏻‍♂️
@jean-louismarolahy1616
@jean-louismarolahy1616 3 года назад
2021,,mbola mitandregny izy nostalgie années 90 fahazazagna
@perlehope5599
@perlehope5599 5 лет назад
quand la nostalgie nous tienne
@user-hc8jg3yl8j
@user-hc8jg3yl8j 10 месяцев назад
Afa iany😍😍😍
@powerplusmadagascar9994
@powerplusmadagascar9994 2 месяца назад
Et dire ce se chef de 😢😢
@zavaniarivonirina6342
@zavaniarivonirina6342 Год назад
firaisan-kina no ajoro fa io no vato fehizoro! 🥰
@paradoxsystem6955
@paradoxsystem6955 Год назад
tadidiko ilay mascotte Lémurien taminy 1990.efa 32 ans sahady.
@rianaraj
@rianaraj 8 лет назад
misaotra e!!! ny fitadiavako anio hira io :-)
@vonyhanitriniaina2256
@vonyhanitriniaina2256 9 лет назад
njiiiiiiiiii, tam zany mbola teo anilan’i dada s mama Malala,
@coulimanantsoa70tana
@coulimanantsoa70tana 11 месяцев назад
ZANY KA HIRA JEUX DES ÎLES tsy ho adino mandrakizay, tena we hira na athlètes tsy mpandray anjara aza velombolo vao maheno hira ny maty hanina,🌹🌷🥀🌹🥀👍👍, efa taona maro aty aorina fa mbola tsy AFAKA AMBAVAKA ....... fa ty hira DJ 2023 ty kosa tena tsy izy eh , reraka niaritory namorokira nga rainy nefa tena tsy izy akory 😀😀👎👎
@enzo-br7iu
@enzo-br7iu 3 года назад
T@ jeux des îles 1990 ity, i Dadah mbola tany France...
@ainamalala4148
@ainamalala4148 7 лет назад
ndriiiiiii souvenirs souvenirs❤ hafa ihany e..
@ranaivosolohernani4420
@ranaivosolohernani4420 Год назад
Tsy aleo v ti ihany no atao hira faneva 2023
@mamisoarandrianary30
@mamisoarandrianary30 10 лет назад
ndriiiiiiiiiiiiiiiiiiiii misaotra eeee izany ny fahazazako fa taddiko daholo
@louisranaivoharijaona4543
@louisranaivoharijaona4543 Год назад
Tsara be ny chorégraphie Merci
@learatsiazo9887
@learatsiazo9887 Год назад
lafatra eeee
@nyavorasoldier6256
@nyavorasoldier6256 11 месяцев назад
Izany no tena matsiro...hafa ny tena mpamorona
@fara-ew2im
@fara-ew2im День назад
Ses m'a chanson à l'école
@fara-ew2im
@fara-ew2im День назад
Et je t'aime ❤❤❤mon cœur 💓💓💓
@enileon5137
@enileon5137 8 лет назад
😍😍😍😍😍😍😍 Tena babo aho. Mahatsiaro ny fahazazako ❤️
@jeannotnarcisserazafitsala451
@jeannotnarcisserazafitsala451 8 лет назад
Hafa ihany ny taloha é!
@wandry5422
@wandry5422 7 лет назад
T@ 3em jeux de il t@ taona 1990 no nivoahan'io hira io fa tsy t@ 19886 na 2006
@harsoa2326
@harsoa2326 2 года назад
Magnifique 💐💃🎸🕺👍
@powerplusmadagascar9994
@powerplusmadagascar9994 2 месяца назад
🎉🎉🎉
@andonainaarison9401
@andonainaarison9401 7 лет назад
manakarena zavakanto ny malagasy Mankasitrak e ts tsariako akory oe ovina zani io no nanomboka nalaza
@powerplusmadagascar9994
@powerplusmadagascar9994 2 месяца назад
👍👍👍❤❤
@RindraDodax-xq8tg
@RindraDodax-xq8tg Год назад
Ndriiii
@razafindraberovatianahariv1868
ZANY KA ZAVA-KANTO.
@TanjoniavoRakotoarimanana
@TanjoniavoRakotoarimanana 10 лет назад
misaotra an'i Dama sy i Mahavory
@miarynampoinarasoanaivo6647
@miarynampoinarasoanaivo6647 6 лет назад
hitako iany ty hira ty ny farany ,mankasitraka fa tsara e
@jcrak245
@jcrak245 5 лет назад
Mahatsiaroo ny fahazazako aho tena tiko loatra io hira io
@maheryniainarazafimanantso9249
Mampatsiaro ny fahazazana,jeux des îles
@hobinandrianinarazafimanan5506
@hobinandrianinarazafimanan5506 4 года назад
Vo 9 taona ah tamzan... nijery jeux des îles ☹️☹️
@benoussenicombo2354
@benoussenicombo2354 8 лет назад
eh mafinaritra sady ts adino 2016 mbola enoko ehhh.
@hassanlastucieux2785
@hassanlastucieux2785 9 лет назад
j'aime ! hassan ihany e
@radomahenika6465
@radomahenika6465 6 лет назад
2018 :)
@mamygasy1223
@mamygasy1223 6 лет назад
Rado Mahenika eo tsika a
@lucierabearinaivo1301
@lucierabearinaivo1301 7 лет назад
Iza no nametraka hoe "Tsy tia "io ?...!!! Chanson de fête qui booste rahefa manimanina, merciii !!
@dolvanaendo4842
@dolvanaendo4842 7 лет назад
za mba gaga
@mamygasy1223
@mamygasy1223 6 лет назад
jeux des îles zany !!!
@aneeshahlorie3120
@aneeshahlorie3120 6 лет назад
Mbola Jardin d"afent tamizany matory milalao zany fona atao any ampianarana
@jesmankarimu7757
@jesmankarimu7757 7 лет назад
vahoaka nosy be , mahatsiarotsiato
@antoneizema4738
@antoneizema4738 7 лет назад
ndriii! misaotra Dama a
@zakariaramarozatovo287
@zakariaramarozatovo287 6 лет назад
efa elabe ity hira ity no notadiaviko misaotra betsaka o
@powerplusmadagascar9994
@powerplusmadagascar9994 2 месяца назад
Ses tro col
@ranaivosonxavier4455
@ranaivosonxavier4455 7 лет назад
Mahafinaritra e...
@powerplusmadagascar9994
@powerplusmadagascar9994 2 месяца назад
❤❤😂
@rijaandry3869
@rijaandry3869 9 лет назад
nddriiii, ny fahazazana! tena mampahatsiaotsairo sy mahamanimanina mijery ny hira otran'itony! mankasitraka e!
@jeannotnarcisserazafitsala451
@jeannotnarcisserazafitsala451 8 лет назад
Hafa mintsy hoao ny taloha
@delanoulucas63
@delanoulucas63 7 лет назад
matso fahazazako taminy zay andro zay tagnilany dada sy mama zay aro
@gabrielleamd3966
@gabrielleamd3966 4 года назад
👏🏻🍀🇲🇬👑Queen
@zazahzazouh3885
@zazahzazouh3885 5 лет назад
Ni fahazazako
@tokyramahandrinoro9638
@tokyramahandrinoro9638 7 лет назад
tamin'ny taona firy mo izy io
@dolvanaendo4842
@dolvanaendo4842 7 лет назад
ôtran'ny efa ela ihany ah! 2006 zao no tadidiko sa efa talohan'zay ?
@jaotahiana2426
@jaotahiana2426 7 лет назад
Efa tamin'ny 1ère jeux des iles de l'Océan Indien tamin'ny 1986 io hira io fa tsy tamin'ny 2006 izany! Tsy mbola lefy laza hatramin'izao! Izaho hatramin'ny 1976 mpiondana Mahaleo! Merci Dama!
@andriamanamihajairina920
@andriamanamihajairina920 6 лет назад
Jeux des Iles 1990 no nisy an io hira io
@user-bs8yg8bu3e
@user-bs8yg8bu3e Год назад
tapez les mains🙄🙄🤦🤦
@miuvideo803
@miuvideo803 11 месяцев назад
🤣🤣🤣🤣👏👏👏
@Ra-F
@Ra-F 7 часов назад
🤍❤️💚
@powerplusmadagascar9994
@powerplusmadagascar9994 2 месяца назад
I
@rabemananjarafranck8451
@rabemananjarafranck8451 6 лет назад
Io no vato fehizoro marina !!!milay !!!
@powerplusmadagascar9994
@powerplusmadagascar9994 2 месяца назад
Tes vraiment trop trop nul 👎 pour le
Далее
Rossy - Bienvenue
5:01
Просмотров 337 тыс.
09 Nosy Milalao - Dama Mahaleo
4:20
Просмотров 2,7 тыс.
НАШЛА У СЕСТРЫ СЕКРЕТИК
00:36
Просмотров 441 тыс.
Mausolée - Backom Le Rasta & Monique
5:18
Просмотров 358 тыс.
DAMA & Theo RAKOTOVAO//Nahoana Kay(LIVE)
7:22
Просмотров 18 тыс.
REVY MAHALEO TARANAKA
4:34
Просмотров 16 тыс.
Mandrora Mantsilany
4:29
Просмотров 104 тыс.
JEDY  Akory aby agnareo
4:42
Просмотров 504 тыс.
Annicette   Nosy Milalao
3:48
Просмотров 10 тыс.
Itondray tsikitsiky
4:41
Просмотров 999 тыс.
Dama - Manimanina
4:26
Просмотров 321 тыс.
Revy MAHALEO - Medley
3:26
Просмотров 184 тыс.
Medley kaiamba
8:57
Просмотров 195 тыс.