Тёмный

DO RAJOHNSON /// MIARAKA AMINAO [ CLIP GASY ] 

MADAGASIKARA ALEFA MOZIKA
Подписаться 14 тыс.
Просмотров 161 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

7 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 25   
@mamiharisondomoina3657
@mamiharisondomoina3657 Год назад
Rehefa eo ianao mamiratra fitia ny efitranoko lalovanao, tarafinao. Mientanentana ilay foko toa niahiahy nefa fitiavana tsy notambazana foiko ho anao efa babonao. Sambatra aho manana anao Eo anilako eo, eo foana ianao Sambatra aho miaraka aminao Fitiavako ! Omaly ianao nataoko vazivazy dia nolaviko ny angolanao, ny teninao, kanjo tonga ianao nanolotra fitia izay vao tsapako fa tiako ianao tsy handao. Tsy handao ! Tsy handao ! Hmmm sambatra aho eo anilanao...
@nirinanellah
@nirinanellah 7 месяцев назад
Belle chanson ❤❤❤belle parole ❤,, mankasitraka Do Rajonson
@andolalaina7277
@andolalaina7277 2 года назад
Tiako loatra, hira ts afaka ao am-bava ko ❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️🙏🙏🙏🙏🙏🙏
@jeanyves3999
@jeanyves3999 8 месяцев назад
❤tsy misy ambara fa♥️♥️♥️
@celestinahtsako8257
@celestinahtsako8257 2 года назад
2022 zao tena mbola mihaino tsara ny hiranao aho ry Do Rajohnson Mankasitra e tiako daholy ny hiranao ❤️❤️❤️❤️❤️
@finaritrarakotondramanana8857
@finaritrarakotondramanana8857 4 месяца назад
Tena tsara ity hira ity , nahafantarana an'i Lalie
@hanitranil4489
@hanitranil4489 Год назад
Tsara feo kosa le Do Rajohnson👌❤️
@gabrielleamd3966
@gabrielleamd3966 4 года назад
Aiza i Lalie ? Tiko be 🥰Tsara be ny feonao Do Rajohnson ♥️
@itsmykael
@itsmykael 3 года назад
omg, ahatsiarovako ny fony tany dago haha. merci e
@yunaleray8403
@yunaleray8403 2 года назад
Do rahjinson
@elinahpignon3352
@elinahpignon3352 5 лет назад
2019??💋💋
@felanarakoton7662
@felanarakoton7662 5 лет назад
tiako be...efa ela no nitadiavako an ty hira tia.. tonga dia manohana beuuu ...
@fuchsiasrose8539
@fuchsiasrose8539 5 лет назад
Tiako be , tena tiako ity hira ity. Tsisy kianina na paroles . Merci bcp.
@nanamad2403
@nanamad2403 7 месяцев назад
2024 ❤
@rakotozarivelolalanirinada3758
@rakotozarivelolalanirinada3758 2 месяца назад
Kanto ery😍..07.07.24 -12:33 Am
@francoisegerminacarron4500
@francoisegerminacarron4500 2 года назад
Tiho hira ity izy jiaby complet
@fenomanantsoatoky3842
@fenomanantsoatoky3842 2 года назад
Tsara loatra. 2022 ❤
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Kanto ❤️
@MendrikaLavorary-gp9lr
@MendrikaLavorary-gp9lr Год назад
❤❤❤❤❤❤❤
@jackieharison8532
@jackieharison8532 6 лет назад
Tsara ity hira ity.
@tsalamarafaralahy8292
@tsalamarafaralahy8292 4 года назад
Merci zoky a!!tena oe tao anatin fiainako e!!fahazazana,,fahahatanorana!!ankahiteiny tsy oe antitra a!!fa efa Tanora zokiny mbola miheno sy mankafy!!!misaotra btska anle nizara ihany ko aloha e!!na de aty ivelan ' i Dago aza de mbola mahita sy mankafy!!fa io sipa miara amnao io ve Do mbola ao @ group_nao ao??-
@fararakotomanantsoa1065
@fararakotomanantsoa1065 2 года назад
🎧🎧👏👏❤️❤️
@joellerasamimalala401
@joellerasamimalala401 Год назад
2023 😂
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Tsara.:-)
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
😄
Далее
DO RAJOHNSON /// FITIA HO ANAO [ CLIP GASY ]
4:07
Просмотров 193 тыс.
Ny jihy -  Ahy ianao
4:55
Просмотров 553 тыс.
Cristiano Ronaldo Surpassed Me! #shorts
00:17
Просмотров 16 млн
Starman🫡
00:18
Просмотров 7 млн
DO RAJOHNSON /// SATRIKO FOANA [ CLIP GASY ]
3:48
Просмотров 42 тыс.
Tiako loatra ianao - Rebika (Fa tena tia)
4:45
Просмотров 61 тыс.
Ndondolah - Efa 'zay mihintsy  [ clip ]
4:03
Просмотров 724 тыс.
Mifona fa diso (new) - WILLY.m4v
5:16
Просмотров 108 тыс.
Tsoriko - Anja - Nary - Lola - tovo j'hay
5:56
Просмотров 323 тыс.
Tsy maninona Theo RAKOTOVAO feat Do RAJOHNSON
4:08
Просмотров 959 тыс.
BEST SLOW OF BABAIQUE (VIDEO COMPILATION)
40:04
Просмотров 230 тыс.
Ianao sy 'zah - Nanie
5:07
Просмотров 249 тыс.
Dô Rajohnson & Lalie - Miaraka aminao
4:06
Просмотров 291 тыс.