Тёмный

DONA: Tantara gasy vaovao (Aceem Radio)  

Gasy RAKOTO
Подписаться 32 тыс.
Просмотров 21 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

24 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 26   
@hhhh-pm9hv
@hhhh-pm9hv 10 месяцев назад
Musique ny feux de l’amour 😂kosa zany ka
@LucetteRasoarivelo-mr5lq
@LucetteRasoarivelo-mr5lq Год назад
Dalila mba alefaso complet ato tohiny fa ohatrany efa misy my pub tapatapany tsy feno any annn. Mankasitraka indrindra ❤
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 Год назад
Dona ny titre koa Josefa faharoa no mipoitra 😅 lol Hihihi feux de l'amour mihitsy ny musique 🎶 🎶 miaiky ahy zay 😂
@roz1046
@roz1046 Год назад
Misy mikasôsôka le izy Misotra nizara e!
@marielesage1254
@marielesage1254 Год назад
Misaotra sy mankasitraka fa tegna mampalahelo be lay tantara 😍 🥰 😍 🥰 😍 🥰 😍 🥰 ❤❤❤❤❤😢😢
@garciazafiarifine
@garciazafiarifine Год назад
Otrany mihaino " feux de l'amour" zany ah lol
@holimalalatahiry4994
@holimalalatahiry4994 Год назад
Tena mahay ny mpanoratra,ny mpandrindra ,ny mpilalao za manonkana de nandray ze tandrify ahy mankasitraka ny Kanno Malagasy
@GarciaMarieGarcia-uh6cr
@GarciaMarieGarcia-uh6cr Год назад
Misaotra nizara fa tena mampalahelo be ty tantara ty marina eee 😭😭😭😭
@asmineasmine1819
@asmineasmine1819 Год назад
Misaotra betsaka indrindra tompoko 🥰🥰♥️🙏
@gshvs8057
@gshvs8057 Год назад
Makasitraka hatranu tompoko❤😊
@lilydaubec6298
@lilydaubec6298 Год назад
Mankasitraka ny mpizara ô
@rinnalaurette2859
@rinnalaurette2859 Год назад
Mankasitraka nizara 🙏 🙏 ❤❤
@malala06andrian98
@malala06andrian98 Год назад
Misaotra hatrany mizara o, tsara le tantara fa mikasokasoka
@MichouBeauty
@MichouBeauty Год назад
Enganie ka miampita tsara ny hafatra…
@marrymarry8826
@marrymarry8826 Год назад
Makasitraka hatrany tompoko
@anarajaonarivony3162
@anarajaonarivony3162 Год назад
Tena mhakivy sy mampitanondrika ny zava- midona eo @ fiainana.Raha mbola omen’Andriamanitra fahavelomana dia tsy maintsy miezaka mitraka satria tsy afaka handoa-danitra. Misaotra tompoko nizara ary ny kolikoly diatsy misy fiafarana mihitsy.
@mamanymayrah9301
@mamanymayrah9301 Год назад
Mankasitraka oo
@enindratrerabellaursula7433
Mankasitraka indrindra anareo
@rovasoa
@rovasoa Год назад
Misaotra nizara oo😍👋👍🙏🇲🇬
@Lou-fg6ti
@Lou-fg6ti 10 месяцев назад
Mikatsotsoka lotra d najanoko 😔
@vivianeraminosoa2159
@vivianeraminosoa2159 Год назад
Misaotra nizara!!
@yantia2520
@yantia2520 Год назад
Mankasitraka tompoko
@lilydaubec6298
@lilydaubec6298 Год назад
Misaotra o
@hanitranil4489
@hanitranil4489 Год назад
Fa adala ve Claudel e! Dialyse ve ho sitrana amy fitsaboana e... Be moral fotsiny ,bla bla ..
@gsjejhebsbs-wr8vy
@gsjejhebsbs-wr8vy Год назад
Maro lesona zany ii , misaotra betsaka fa afapo
@danielboyer6348
@danielboyer6348 Год назад
Mankasitraka be @mpizara o
Далее
Tantara ACEEM Radio : DISO DIDY #gasyrakoto
1:14:42
Просмотров 15 тыс.
NAH UH
00:17
Просмотров 1,8 млн
iPhone Flip станет ХИТОМ!
00:40
Просмотров 321 тыс.
KAPILA MANGIRANA (Tantara lava RDB)
1:18:02
Просмотров 12 тыс.
Tao an-tetezan-tsarotra - Tantara KOLO Fm Radio
56:03