Тёмный

DOR'S /// LEBOTO [ BASESA ] GASY 

AMBIANSY TROPICAL MALAGASY
Подписаться 3,4 тыс.
Просмотров 27 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

7 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 10   
@ramihramih6579
@ramihramih6579 3 года назад
TSARA NAMA IZANY HIRA IZANY MERCI NIZARA
@alsace6747
@alsace6747 Год назад
Fômba lilahy mikaràma Miana-biiavy mitondra tegna Sendra patron-gna tsy valahara i Leboto velon-taraigna , oà rô lagny fagnahy e ! Magnano zaridaigna Mitati-drano Mamaky kitaigna Borosy trano Magnampy zara amy mpanambola i Leboto vaky taraigna e ! Reraky ny aigna tsy te hiasa Viavy nalaigna mitoe-jaza Mbôla tapohin' ny tôndra-tegna i Leboto mahatsiaro an' i Baba e , ô rô tomagny an' i Niny e Mivavaka mafy amin-jagnahary Ho salama vatgna tsy harary Vonogna hijoro ho lehilahy i Leboto tsy maintsy manompo ô Eeee ! Nahita an' io kôza i Le Patron-gna De nangnararaotra nanjakazàka Tsy amôka vava laha tsy cochon Takeo koza i Leboto mba nizàka e : - Anao à Patron dia mahavariagna Fa mahadigny raha tsy dignin' olo Mikoràgna amin-dambo kanefa andriagna Mandritry gny androm-mpiaraha-monign' e ! Vignitra nisefosefo i pata Namôkovoko namango daka I Leboto aby tsy tététry Dila valaky ingahy Pâta , lavo natohitry Ieee ah !!! , Taitra mafy Leboto dia dila nody Tsy nahandao ndre de ariary maty An-tany hafa ndreka nisodisody Vakalahy i Leboto tsy mba miady ...
@rianakinky1561
@rianakinky1561 4 года назад
Ndriiii Latsaka ranomasoko Tian'ny dadilahiko hira zegny eee!! Paix à son âme .....
@vonjymamy7265
@vonjymamy7265 3 года назад
Nampatsiaro Kermesy taloha, hira nalaza mpandeha @ chevaux des bois
@perlerollin
@perlerollin 3 года назад
tonon-kira tsara be. Aiza ianareo mpitondra @izany re. Tsentsina.
@natachaannemariealidaretro3417
🤗😘😘😘😘😘😘😘😘😘😘😘😘😘😘
@enindratrerabellaursula7433
@enindratrerabellaursula7433 11 месяцев назад
Mankasitraka ❤❤❤
@nympankafysynypanakanto432
@nympankafysynypanakanto432 4 года назад
merci majerjery
@icarecom43
@icarecom43 Год назад
izany ka manja mankaitraka
@henrirakotoarinelina7414
@henrirakotoarinelina7414 3 года назад
Lafatra e,
Далее
BASESA ( MEGAMIX 2012 )
7:41
Просмотров 179 тыс.
KAMALY  hosika laza
5:30
Просмотров 61 тыс.
Modus males sekolah
00:14
Просмотров 10 млн
Сказала дочке НЕТ!
00:24
Просмотров 846 тыс.
DOR'S - OYAE ( CLIP GASY )
5:27
Просмотров 3,9 тыс.
ZANDRY AHMED /// SAMY LELAHA MIFANGNAJA
7:37
Просмотров 7 тыс.
GROUPES RA MASOANDRO -  Ra masoandro
5:16
Просмотров 18 тыс.
DAMIANDRY Telokatraka
5:57
Просмотров 566 тыс.
DOR'S- LE BOTO
4:10
Просмотров 4,6 тыс.
JEDY  Akory aby agnareo
4:42
Просмотров 518 тыс.
BEST OF DELPHIN  (VIDEO COMPILATION)
1:07:03
Просмотров 200 тыс.
LEMITSO -fombandrazana (Basesa 2011).DAT
6:11
Просмотров 25 тыс.
Ramilison Besigara - Fonksionera sy saofera
7:05
Просмотров 318 тыс.