Тёмный

Embona sy Hanina - MAHALEO 

Ny Ando Fanantenana Ratsimikatry
Подписаться 2,5 тыс.
Просмотров 270 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

26 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 33   
@arorajaonah8830
@arorajaonah8830 3 года назад
Embona sy hanina, Tsiahy mahafanina Ngoly ny fo mamelovelo, Madisadisan'alahelo. Ny havoana tazanina, Tsy hita ho dinganina Fa lavitra loatra ianao ka tsy tratra Ny aina marary ny fo maratra. Fa ny antsoko ny akony no mitampody Te hihiaka mafy anie aho fa tsy tody Izay jerena toa manjavozavo Rako-drahona sy vohitra avo. Fa mahery sy masiaka ny onja Tsy lakana afaka hitondra Ny maso no alefa maminany Hibanjina anao any ho any. Alahelo sy toloko, Rehefa injay tsaroko Fa noho ny hasomparan'ny tany, Izaho aty ianao lavitra any Tsy azo hiadiana ny anjara, 'zay ngamba no noheveriny ho tsara Izaho tsy ho kivy tsy ho ketraka Na dia mangidy mavesatra. Fa ny ahy dia fitia tena marina Na anaty onaona aza ho tafarina Na halevina mety mandifotra olona Hiposaka, haniry, hamololona. Ny hany hafatro dia ny hoe matokia Fa izaho tsy hitsahatra ny ho tia Ny halavirana sy ny taona Tsy hahasakana antsika tsy hihaona.
@lalaoclaudine
@lalaoclaudine Год назад
misaotra betsaka
@yasminenoyer3920
@yasminenoyer3920 3 месяца назад
Ndryyy😢 Dia tsy misy eo ianareo mihira ireo. Sauf Bekoto et Dama.
@claireraly294
@claireraly294 2 года назад
Ils ne meurent jamais. Merci ❤️🙏🙏🙏
@desirav2129
@desirav2129 6 месяцев назад
😭😭😭
@manampisoaramanamitsiry4638
@manampisoaramanamitsiry4638 2 года назад
Mahatsiaro an'i tarika Mahaleo tsy mba lefy laza
@vololonirinarabarinarivo5413
Embona sy hanina, tsiahy mahafanina Ngoly ny fo mamelovelo, madisadisan’alahelo Ny havoana tazanina,tsy hita hodinganina Fa lavitra loatra ianao ka tsy tratra Ny aina marary, ny fo maratra Fa ny antsoko, ny ankony mitampody Mba nihika mafy ihany aho nefa tsy tody Izay jereko manjavozavo Tako-drahona sy vohitra avo Fa mahery sy masiaka ny onja Ts’isy lakana mety afaka hitondra Ny maso no alefa maminany Hibanjina anao any ho any. Alahelo sy toloko, raha vao injay tsaroako Fa noho ny hasomparan’ny tany Izaho aty, ianao lavitra any Tsy azo iadiana ny anjara ’Zay ’ngamba no heveriny ho tsara F’izaho tsy kivy tsy ho ketraka Na dia mangidy mavesatra Fa ny ahy dia fitia tena marina Na anaty honahona aza hotafarina Na halevina mety handifitra olona Hiposaka haniry hamololona Ny hany hafatro dia ny hoe matokia Izaho tsy hitsahatra ny ho tia Tsy ny halavitana, tsy ny taona No hahasakana ny fontsika tsy hihaona
@sahondrarey-vignau2071
@sahondrarey-vignau2071 2 года назад
2024 Ndriii Alahelo sy toloko...
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 Год назад
Mahery sy mafonja ny onja. Tsy ho ketraka na dia mavesatra. Fo mihaona.
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Ditsoka kely n'y maso... TIAKO 😃💓
@hajaandriamanjarisoa6610
@hajaandriamanjarisoa6610 Год назад
Tena kanto e! Mankahery anareo hatrany e!
@jackyrandriamanantena6653
@jackyrandriamanantena6653 2 года назад
Tsy maty fa matory😢🙏🙏
@LandyRakoto76-qi6qh
@LandyRakoto76-qi6qh Год назад
Misaotra let's mahaleo
@mondevirtuel1711
@mondevirtuel1711 Месяц назад
Tena kanto e!
@elisa7358
@elisa7358 4 месяца назад
Merveilleux et à jamais
@havanarenciot6430
@havanarenciot6430 Год назад
Kanto ❤
@finou1848
@finou1848 Год назад
💗💗💗💗💗💗💗
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
N'y saina no halefa hibanjina any ho any. Tsy ho tretraka mihitsy aloha. Mbola hihaona indray andro any n'y fontsika. :-)
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
Maratra n'y fo... N'y saina no alefa maminany hibanjina any ho any. Alahelo s'y toloko. Fitia marina. Mihaona ireo fon'olon-droa.
@nahranarimahefa2401
@nahranarimahefa2401 2 года назад
❤️❤️❤️❤️ mamyyyy🥺❤️❤️
@fararakotomanantsoa1065
@fararakotomanantsoa1065 2 года назад
🙏🙏🙏❤️❤️❤️
@NatachaRASAMOELILALA
@NatachaRASAMOELILALA Год назад
❤❤❤
@lucasjade3354
@lucasjade3354 2 года назад
HAFA IHANY VRAI
@taxnavalona7413
@taxnavalona7413 2 года назад
😊😊😊😊😊😊 merci rangah
@bost5865
@bost5865 3 года назад
💝💝💝
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 2 года назад
🙋‍♀️
@mandaratsimbason4786
@mandaratsimbason4786 Год назад
Lafatra
@nyfitiaandry5321
@nyfitiaandry5321 2 года назад
🎼🎼🎼🎼
@domoinarazafindrakoto7943
@domoinarazafindrakoto7943 Год назад
super je viens de perdre mon pere
@MarcMorelienJean-ml7wv
@MarcMorelienJean-ml7wv Год назад
Tsy hadinoina mandrakizay
@fetraandriamanjato1817
@fetraandriamanjato1817 3 месяца назад
kanto
@AngeloRanjatoarivelo
@AngeloRanjatoarivelo 3 часа назад
@rakotomalalasummer7018
@rakotomalalasummer7018 Год назад
Respect
Далее
JAMBA Mahaleo live @ Olympia
7:26
Просмотров 104 тыс.
А вы играли в school boy runaway?
00:30
Просмотров 167 тыс.
SAO DIA ATAON'IALAHY HOE Mahaleo Live @ Olympia
5:45
Просмотров 253 тыс.
LENDREMA "MAHALEO"
7:32
Просмотров 234 тыс.
MAHALEO Bonus 35_DITRA.wmv
4:53
Просмотров 185 тыс.
Iraimbilanja-Tsindrimandry(Miritsoka Prod 2020)
6:07
Просмотров 157 тыс.
REVY MAHALEO TARANAKA
4:34
Просмотров 41 тыс.
Raha mankany - Lolo sy ny tariny |Lyrics
4:52
Просмотров 288 тыс.
Eric Manana - Fitiavako an'i mama
4:06
Просмотров 359 тыс.