Тёмный

Eric Manana || Afindrafindrao::ANG 

nomenagabriel
Подписаться 697
Просмотров 282 тыс.
50% 1

Durée : 04:03/ le : 22 juin 1990
Eric Manana Afindrafindrao
De Dailymotion by rajefra

Видеоклипы

Опубликовано:

 

9 мар 2009

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 54   
@ShutUpWeDonTCare
@ShutUpWeDonTCare 5 лет назад
Roy e roy e roy e ry lahy! Midola tsy ketra'ketrak'ila Midola tsy amin-tsavony mavo rajo Midola mitongom-baky "mauvais" Mitari-pasika mody ka tsy tiako Lazondazom-boakanzo nankalao Lazondazom-pitia nanadala Tiavo ny havanao Ramatoa F'izaho aza ariana sombiniaiko ieh! Azy ny azy e! Eny veloma ihany 'zany havako 'zany eny veloma! Eny ekeko fa marina izany Raha ianao peratra Izaho ratsan-tanana Ianao no endriko Izaho bikanao sombiniaiko Aza dia miavonavona ry kala Aza dia tsy miteny ho'aho ianareo Raha tsy tianareo anie aho Atero eny antsasa-dalana aho mba hody Eh! Azy ny azy e! Eny veloma ihany 'zany havako 'zany eny veloma! Eny ekeko fa marina izany Tavohangy raha mihilana Tohanako lantinoara Ise kely raha mihilana Tohanako latin-tsandry moramora Eh! Azy ny azy e! Eny veloma ihany 'zany havako 'zany eny veloma! Eny ekeko fa marina izany Tranonay sy malala Manao atsimo sy avaratra sioka tokana dia mivoaka Kopa-damba dia lasa "rendez-vous" Ondaondano kely anie aho ry patro Fa marary ny an-dohako Fa naninona no narary ? Tsy niala vazo-boana ka narary e ! Eh! Azy ny azy e! Eny veloma ihany 'zany havako 'zany eny veloma! Eny veloma masina ny aty Teny Antananarivo izahay Arivo tratry ny taona Tetsy Ambatonakanga izahay Nahazo akanga nivady o! Ary teny Ambohimanga izahay Namangy an' Ikaky sy Neny Itondray tamotamo aho hotamotamoko Itondray sakarivo aho hirivorivoko Paraky mahery izahay re Ka tsy hohanin' olon-jejo. Misaotra Smith Samantha
@vanille2764
@vanille2764 5 месяцев назад
Bel hommage à RAZILINAH Merci
@RaynaudRABEARIVONY
@RaynaudRABEARIVONY Месяц назад
Iza ny no tena vazo, Merci Erick!!!!❤❤❤
@TheGeorgette1954
@TheGeorgette1954 12 лет назад
vous êtes vraiment LE DIGNE DESCENDANT des ANTSALY. Merci beaucoup
@leaugic7705
@leaugic7705 3 года назад
Eric tu as gagné mon respect
@ovalie38
@ovalie38 14 лет назад
Je me répète, tant pis. C'est grandiose, c'est génial. C'est vraiment trop top.
@nantegabiandria
@nantegabiandria 15 лет назад
j'adore cette chanson, il a un rythm spécial, je ne sais pas comment dire ça mais je trouve ça bien.. Le rythm est très attirant!!!!!
@zook5nrnwanna425
@zook5nrnwanna425 7 лет назад
like me who watch this now on Nov1rst 2016 hihihi....I like it.
@Fantaantonini
@Fantaantonini 14 лет назад
MERCI POUR CE MOMENT D'EMOTION
@ovalie38
@ovalie38 15 лет назад
Ataoko hoe Salut daholo, Tena "milay" hoy izahay. Ny marina tokoa dia atao hoe tena tsara sy mahafaniratra. Mirindra tsara ny tonon-kira sy ny dia. Je mettrais 9,5/10 si ce n'est plus. Merci les gars, merci beaucoup. I Zanahary hitahy sy hanampy leitsy an.
@patriciarama1255
@patriciarama1255 5 лет назад
C est magnifique 💖💖
@zamphir1
@zamphir1 14 лет назад
Votre musique est belle. J'aimerais l'entendre. Madagascar est belle. Je suis originaire de Slovaquie.
@ghislainemauvais2607
@ghislainemauvais2607 6 лет назад
bien , bien
@zarrasoa3525
@zarrasoa3525 5 лет назад
gheorge Zamfir aussi était un grand artiste, avec son flûte à pan ( c'est le nom de son instrument n'est ce pas?)
@laonasyfandisa
@laonasyfandisa 14 лет назад
Roy e roy e roy e ry lahy! Midola tsy ketra'ketrak'ila Midola tsy amin-tsavony mavo rajo Midola mitongom-baky "mauvais" Mitari-pasika mody ka tsy tiako Lazondazom-boakanzo nankalao Lazondazom-pitia nanadala Tiavo ny havanao Ramatoa F'izaho aza ariana sombiniaiko ieh! Azy ny azy e! Eny veloma ihany 'zany havako 'zany eny veloma!
@anjarapoison7001
@anjarapoison7001 2 года назад
Misaotra betsaka indrindra tompoko fa tena mankasitra be mihitsy. Mihaino an'io aho matetika isan'andro fa tsy mety leo. Misaotra betsaka é. Misy olona ve afaka miteny hoe iza io mihira miaraka amin'i Erick Manana io azafady? Misaotra mialoha amin'ny valiteny
@randriazo6957
@randriazo6957 4 года назад
Tena tsara ny hira ba Gasy...
@armandodiegito
@armandodiegito 13 лет назад
deux mots : c'est super
@rodriguejuanitorasolondrai701
@rodriguejuanitorasolondrai701 5 лет назад
Madagascar music is unique
@tanorakely
@tanorakely 14 лет назад
azy ny azy , eny veloma ihany izay havako izay , eny veloma!!! Paraky mahery izahay, tsy holanin'olon-jejo!
@sylvoalias
@sylvoalias 9 лет назад
Eka lahy .... azy ny azy... ekeo ho mora.... Misaotra anareo roalahy lahy... Tsy misy koa gn'agne....mankasitrake e...!
@tanorakely
@tanorakely 14 лет назад
azy ny azy , eny veloma ihany izay havako izay , eny veloma!!!
@margueritevoahiranarasolof3038
@margueritevoahiranarasolof3038 10 лет назад
Hiran'ny (feu) Dadanay izany e! Mampanembona azy ery. Tena bà gasy tsara mihintsy ka. Makasitraka indrindra anareo.
@giseleramasiarinivo4697
@giseleramasiarinivo4697 7 лет назад
Formidable
@fenomanantsoatoky3842
@fenomanantsoatoky3842 4 года назад
iza avy no mbola miheno 2020 ?
@laonasyfandisa
@laonasyfandisa 14 лет назад
Eny veloma masina ny aty Teny Antananarivo izahay Arivo tratry ny taona Tetsy Ambatonakanga izahay Nahazo akanga nivady o! Ary teny Ambohimanga izahay Namangy an' Ikaky sy Neny Itondray tamotamo aho hotamotamoko Itondray sakarivo aho hirivorivoko Paraky mahery izahay re Ka tsy hohanin' olon-jejo.
@user-cx9yd2xv5p
@user-cx9yd2xv5p 9 месяцев назад
❤❤❤❤
@ovalie38
@ovalie38 14 лет назад
Hono ho'aho re olona, Iza re, aminareo no mba afaka angantahana ny tonon-kira ? Misaotra dieny mialoha, tompoko.
@laonasyfandisa
@laonasyfandisa 14 лет назад
Eny ekeko fa marina izany Tranonay sy malala Manao atsimo sy avaratra sioka tokana dia mivoaka Kopa-damba dia lasa "rendez-vous" Ondaondano kely anie aho ry patro Fa marary ny an-dohako Fa naninona no narary ? Tsy niala vazo-boana ka narary e ! Eh! Azy ny azy e! Eny veloma ihany 'zany havako 'zany eny veloma!
@lavorary
@lavorary 11 лет назад
Tsy hadino mandrakizay ny sangan'asanao Razilinah a!Mandria am-piadanana
@rasoamanandrayjocelyne8207
@rasoamanandrayjocelyne8207 7 лет назад
hihihi! Ankona ah!
@Grind21122012
@Grind21122012 15 лет назад
rabory Tsara be ilay version . Fa misy tonon-kira hafa izany ny Afindrafindrao kay.
@laonasyfandisa
@laonasyfandisa 14 лет назад
Eny ekeko fa marina izany Raha ianao peratra Izaho ratsan-tanana Ianao no endriko Izaho bikanao sombiniaiko Aza dia miavonavona ry kala Aza dia tsy miteny ho'aho ianareo Raha tsy tianareo anie aho Atero eny antsasa-dalana aho mba hody Eh! Azy ny azy e! Eny veloma ihany 'zany havako 'zany eny veloma!
@Grind21122012
@Grind21122012 15 лет назад
Rabory Tsara be ilay version .Fa misy tonon-kira hafa izany ny Afindrafindrao
@malikaduggan28
@malikaduggan28 6 лет назад
I've loved this tune and song for at least 40 years and this is the best rendition. Please, can someone tell me what is the song about?
@ovalie38
@ovalie38 14 лет назад
Salama, bonjour daholo, Tena misaotra indrindra an'i laonasyfandasy aho. Misaotra tompoko. Atao hoe voninahitra ho anao ? Sanatria. Ny voninahitra ho an'ny Ntaolo. Ianao mampita toy Eric Manana. Ka dia misaotra tompoko.
@laonasyfandisa
@laonasyfandisa 14 лет назад
Eny ekeko fa marina izany Tavohangy raha mihilana Tohanako lantinoara Ise kely raha mihilana Tohanako latin-tsandry moramora Eh! Azy ny azy e! Eny veloma ihany 'zany havako 'zany eny veloma!
@ghislainemauvais2607
@ghislainemauvais2607 6 лет назад
malagasy ihanao ry namana niverifieko tsisy diso mihintsy izay nisoratanao merci eee
@ghislainemauvais2607
@ghislainemauvais2607 6 лет назад
Merci Smith samatha
@mandresymichel6720
@mandresymichel6720 7 лет назад
mankasitraka e!
@ovalie38
@ovalie38 14 лет назад
Misaotra Tompoko. Fomba ny misaotra ary tsara ny misaotra saingy tsy tiako ilay "Tompoko". Fomba ilay izy ka dia ataoko.
@henrirakotoson1
@henrirakotoson1 10 лет назад
Misaotra e!
@ovalie38
@ovalie38 14 лет назад
Ay moa vare tokoa fa tao ankamantatra foana ny fiteny gasy. Dia tena misaotra leisty mampatsiahy an.Arys aza tsiny fa tena adiniko. Misaotra Tompoko
@raoelijaonanambs3282
@raoelijaonanambs3282 8 лет назад
milay amle sioka tokana
@TheGeorgette1954
@TheGeorgette1954 12 лет назад
La chanson dit : hitondra TAMOTAMO AHO Ho TAMOTAMOKO..... je pense qu' il faudra le prendre dans le sens figuré: je vais le manger et l' apprécier avec gourmandise.... j' espère que ça vous va comme traduction..... bye!!!!!!!
@ThierryRandrante
@ThierryRandrante 11 лет назад
Tsara be misaotre betsaka
@nikynatacha3304
@nikynatacha3304 7 лет назад
tsara lotra
@elisearthemise9881
@elisearthemise9881 8 лет назад
tsara be fa misaotra tompoko makafy e
@ovalie38
@ovalie38 13 лет назад
Tompoko, Hono ho'aho inona moa ny dikan'ny hoe "hotamotamoko" ? Misaotra anareo izay afaka manazava marina.
@anjarapoison7001
@anjarapoison7001 2 года назад
Araky ny hevitro dia juste jeu de mots fotsiny io satria hoe "hitondray tamotamo aho hitamitamoko, hitondray sakarivo aho hirivorivoko" nefa mety diso aho satria araky ny teniny hoe "azy ny azy"
@ovalie38
@ovalie38 14 лет назад
Ambatonakanga ? Moa ve ankaga ireo "demoiselles" ? Asa.. Anareo mpahay angamba no manazava. Dia miasaotra mialoha Tompoko.
@nyonjahft
@nyonjahft 7 лет назад
lafatra loatra
@laonasyfandisa
@laonasyfandisa 14 лет назад
tsisy fisaorana tompoko .
@user-cx9yd2xv5p
@user-cx9yd2xv5p 9 месяцев назад
Iza aza ariana e
Далее
Telofangady || Faingàna Afindrafindrao::ANG
3:53
Просмотров 227 тыс.
Izaho tsy maintsy mihira.Erick Manana
2:46
Просмотров 702 тыс.
QVZ PREMYER LIGA
00:18
Просмотров 2,1 млн
Ampazahoy - Erick Manana
4:14
Просмотров 527 тыс.
Mananjary by Feo Gasy
5:20
Просмотров 1 млн
NY VONINAVOKO - Ny Voninavoko
4:25
Просмотров 224 тыс.
Eric Manana - Zakelina Mama (Song Only)
3:45
Просмотров 243 тыс.
Jaojoby - mangala vaiavy
5:00
Просмотров 808 тыс.
Mba tantanonao ry Raiko - Erick Manana
4:46
Просмотров 330 тыс.
FEON'ALA : Les meilleurs musiques de Feon'ala
48:22
Просмотров 56 тыс.
Tamiga & 2Bad - Tell Me | Official Video Extended
4:45
Stray Kids "Chk Chk Boom" M/V
3:26
Просмотров 57 млн
СЛОТ - С.М.Г.О.  (Official Music Video)
4:01
Просмотров 140 тыс.
UZmir & Mira - Ey yor (MooD video)
2:52
Просмотров 990 тыс.