Тёмный

Fa Angaha - Felaniary sy Lilie - Clip officiel 

FELANIARY
Подписаться 240
Просмотров 33 тыс.
50% 1

Fa angaha
Fa angaha moa fantatrao ny amiko
Fa angaha koa hainao ny tantarako
Mba fantatrao ve izay ho tanjoko
No avy hatrany dia noraisinao
Nanorotoro sy nambabo anao
Notehirizinao tam-ponao tao
Ilay fitia izay nomeko anao
Raha tianao ho fantatrany marina
Momba ny fitia izay natolotrao
Niniako tsy mba nofantarina
Ny momba anao sy izay tantaranao
Ny avy hatrany dia nanaitra ahy
Ny masonao izay mibanjina ahy
No nahababo ahy
Fa tiako fotsiny tsisy hoe nahoana
Tsy mila fanazavana, tsy nangalako fotoana
Ny tena fahasambarako dia efa fantatrao ihany
Dia ny ho eo akaikinao hatrany
Tsy mila hadihadiana, tsy asiana fanontaniana
Izaho efa tia, ianao koa tia ahy
Raha tianao ho fantatrany marina
Momba ny fitia izay natolotrao
Niniako tsy mba nofantarina
Ny momba anao sy izay tantaranao
Ny avy hatrany dia nanaitra ahy
Ny masonao izay mibanjina ahy
No nahababo ahy
Ianao sy ny momba anao rehetra
Na tsy lazaina aza dia efa fantatro
Fa tiako fotsiny tsisy hoe nahoana
Tsy mila fanazavana, tsy nangalako fotoana
Ny tena fahasambarako dia efa fantatrao ihany
Dia ny ho eo akaikinao hatrany
Fa tiako fotsiny tsisy hoe nahoana
Tsy mila fanazavana, tsy nangalako fotoana
Ny tena fahasambarako dia efa fantatrao ihany
Dia ny ho eo akaikinao hatrany
Tsy mila hadihadiana, tsy asiana fanontaniana
Izaho efa tia, ianao koa tia ahy

Видеоклипы

Опубликовано:

 

6 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 32   
@jonraha588
@jonraha588 8 месяцев назад
Saika tsy fantatro Lilie, marina tsy lasa tanora kely mba e!!
@josierakotonirina6469
@josierakotonirina6469 7 месяцев назад
Tena mamy ❤❤❤ Mankasitraka anareo mianadahy, dia miandry ny manaraka izahay Felaniary aaa 🥰
@FELANIARY
@FELANIARY 6 месяцев назад
Misaotra amin'ny fitiavana ee, zarazarao ny hirantsika ee!
@FaramalalaManampisoaRALAIZANDR
@FaramalalaManampisoaRALAIZANDR 7 месяцев назад
Tena tsara, kanto lotra 🥰
@FELANIARY
@FELANIARY 6 месяцев назад
Misaotra indrindra
@theresecadet3740
@theresecadet3740 7 месяцев назад
Tsara loatra e ❤❤❤❤❤
@FELANIARY
@FELANIARY 6 месяцев назад
Misaotra indrindra e!
@nirinaramangasalama5868
@nirinaramangasalama5868 Год назад
Raitra. Mankasitraka nizarz :-)
@mirindraandriantsoa36
@mirindraandriantsoa36 7 месяцев назад
Tena tsara 😉
@FELANIARY
@FELANIARY 6 месяцев назад
Misaotra indrindra
@lovarasolofondramaka9001
@lovarasolofondramaka9001 Год назад
Tsara loatra ❤️ ❤️
@FELANIARY
@FELANIARY 6 месяцев назад
Misaotra indrindra ô!
@sahondrarey-vignau2071
@sahondrarey-vignau2071 10 месяцев назад
Tsara loatra❤❤
@FELANIARY
@FELANIARY 6 месяцев назад
Misaotra indrindra ô!
@jyriwucraftaj3432
@jyriwucraftaj3432 11 месяцев назад
I love this song❤❤
@FELANIARY
@FELANIARY 6 месяцев назад
Thank u
@jeanyves3999
@jeanyves3999 8 месяцев назад
Kanto loatra sy tsara "tiako fotsiny tsy misy hoe nahoana" ❤❤❤❤
@FELANIARY
@FELANIARY 6 месяцев назад
Misaotra indrindra
@jeanyves3999
@jeanyves3999 6 месяцев назад
@@FELANIARY mahafinaritra e!
@tousourabill4246
@tousourabill4246 5 месяцев назад
Trop beau ❤
@fanjaniainafawbush4861
@fanjaniainafawbush4861 6 месяцев назад
Tena mahasambatsambatra ery mihaino anareo; sady milaza ny ao anaty tsy miloaka
@FELANIARY
@FELANIARY 6 месяцев назад
Misaotra indrindra eee!
@vonyrabeharisoa9634
@vonyrabeharisoa9634 Год назад
Tsara be
@sederarahajanarivomanana1699
Milay be.
@noumeainah2792
@noumeainah2792 7 месяцев назад
tena kanto e. tena marina e.
@FELANIARY
@FELANIARY 6 месяцев назад
misaotra e!
@noumeainah2792
@noumeainah2792 6 месяцев назад
@@FELANIARYtena mampiahiky ahy mintsy ny fihiranao. mankasitraka e
@FELANIARY
@FELANIARY 6 месяцев назад
@@noumeainah2792 Misaotra indrindra re a! zarazarao ny hirantsika dia mba mi s'abonner-va dia mba mahita izay vokatra vaovao manaraka e! Mirary soa ❤
@rivotsiferana2208
@rivotsiferana2208 6 месяцев назад
Matsiro zoky Felaniary ah (y)
@FELANIARY
@FELANIARY 6 месяцев назад
Misaotra indrindra e!
@MalalatihanaRakotondrasoa
@MalalatihanaRakotondrasoa 8 месяцев назад
Tena tsara eh
@FELANIARY
@FELANIARY 6 месяцев назад
Misaotra indrindra ô!
Далее
Tiako ianao - Felaniary (Live Backstage SkyOne)
4:22
FARAKELY FITIA MANGINA
3:32
Просмотров 229 тыс.
would you eat this? #shorts
00:13
Просмотров 2,6 млн
ЛЮБИТЕ ШКОЛУ?😁​⁠​⁠@osssadchiy
00:20
Lazaiko Parshon Voary
4:16
Просмотров 102 тыс.
Cover Tiako ianao Felaniary by Fa Ratsito
5:03
Просмотров 2 тыс.
FELANIARY Famille - Raiko ô - Youtube
5:11
Просмотров 1,7 тыс.
D'Efa tia - Tovo J'Hay - (Clip Officiel)
4:30
Просмотров 139 тыс.
Mahamay Felaniary
5:09
Просмотров 2,7 тыс.
Ilay inoako (Bessa - Choeuruni 2014 - Lyon)
6:39
Просмотров 116 тыс.
Ho tia-   Felaniary
5:22
Просмотров 51 тыс.
Clip Haingo   Veloma ianao
5:38
Просмотров 460 тыс.
@CoverMalagasy  T-Kalo Cover Medley Mahaleo
10:09
Просмотров 129 тыс.
Gulinur - Devona  (Official Music Video 2024)
4:16
ЭGO -  Хочу любить | 2024
2:59
Просмотров 103 тыс.
Сигма Бой (Preview)
0:30
Просмотров 689 тыс.
POLI - Котик (Official music video)
2:04
Просмотров 854 тыс.
Баста, MIRAVI - Туман
3:50
Просмотров 181 тыс.