Тёмный

Fa hahazo hery ianareo 

Mitombo ao amin'i Kristy Jesosy
Подписаться 1,5 тыс.
Просмотров 9 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

7 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 10   
@ramah634
@ramah634 3 года назад
Mankasitraka tompoko, fa aina ho an'izay mahazo azy, ny tenin'Andriamanitra, ary fahasalamàna ho an'ny nofo rehetra. Ny fahasoavan'i Tompo sy ny fiadanany anie ho @nao mandrakariva. Amen! 🙏
@rinarakotoson6530
@rinarakotoson6530 3 года назад
Amen 🙏
@joseefahazavana9668
@joseefahazavana9668 Год назад
Misaotra ny amin' ny fitehirizan'ny Fanahy Masina ahy , fa tamin'ny1996 no nahitako anao farany Zoky Hery , 2023 izao sendra hitako ato anaty youtube ny toriteny , dia tena faly aho. Araka ny Tenin' Andriamanitra nomeny anao tamin' izany , "mitoria ny Filazantsara " , dia amin'izao mihazona vondrom-bavaka efa 12 taona izao.Tsy miankina amin' ny fiangonana , na olona , fa amin'ny Fanahy Masina Irery. Voninahitra ho Azy irery.
@dollyerasoa556
@dollyerasoa556 7 лет назад
Misaotra betsaka amin fampaherezan tompok ary ho tahin Andrimanitra hatrany ianao,Jesosy o atfio ny herinao aho ary ampio mba ho tafaray aminao tanteraka
@marcelfabien4198
@marcelfabien4198 7 лет назад
Misaotra indrindra tompoko aminy fampianarana sy ny fampaherezana..Voninahitra ho an'i Jesoa Tompo
@voahangygina2688
@voahangygina2688 6 лет назад
mankasitraka tompoko fa tena majry tokoa aty an-tany lavitra , tahian 'i Tompo hatany !
@ratovoharinaivorogerluc2029
@ratovoharinaivorogerluc2029 9 лет назад
misaotra amin ny fampianarana fa mampahery anay aty ampitan dranamasina aty
@luseluse7013
@luseluse7013 8 лет назад
Mankasitraka tompoko o! Ny tompo anie homba antsika rehetra
@nicolavoka8384
@nicolavoka8384 10 лет назад
tena mapahery misaotra anao
@jeancheri8701
@jeancheri8701 8 лет назад
misaotra tompoko
Далее