Тёмный

fakitera LEVELO (lyrics) 

randralyy
Подписаться 8 тыс.
Просмотров 146 тыс.
50% 1

TONONKIRA
Tsy hitako nandalo intsony izy e!
Bozaka maina an-davenona ô
Aloka matahotr’andro sisa e
Fa maty any ho any a lay fakiteranay e!
Dia foana sy nangina tsisy tabataba tetsy am-bavahady e!
Mpitsena lasa nody a!
Mpizara taratasy ambony sikileta fakitera maty a!
Ireo voromanga nanatona ny ala
F’izy kosa lasa any ankoatra paradisa e!
Ambany dongotany varavaram-bato asiana voninkazo a!
Fakitera nandimby fakitera
Nizara taratasy ihany
Fa saingy ferapara!
Lasa tsy hanao ombay làlana izy e!
Dify tsy hamangy tanàna ô
Doroky ny ankason-tany izy e
Tandindona sisa raha toa ka mandalo a!
Fa folaka an-dantony efatra ambi-telo fakiteranay
Nangina nangina
Nangina tsy niteny fa ambiroa no maty feon’avelo tsisy a!
Fa tanam-bokovoko vazy tanimanga marika najoro
Fa nisy fakitera teto
Sakaizan’ireo tary sy mpifankatia nisara-toerana ela
Nofo moa k’hisy fiafarany e
Hody vovoka ho tany
Raha tonga ny fotoana

Опубликовано:

 

29 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 33   
@CerclePositif
@CerclePositif 5 месяцев назад
❤ Merci Levelo group 🙏
@rianakinky1561
@rianakinky1561 Месяц назад
😢😢😢
@mandimbiarisoarina2458
@mandimbiarisoarina2458 6 лет назад
misaotra fa tena efa ela no nitadiavako an'ity hira ity fa tiako loatra, miaina ery!!
@jedidiatambara2954
@jedidiatambara2954 2 года назад
Description fakitera LEVELO TONONKIRA Tsy hitako nandalo intsony izy e! Bozaka maina an-davenona ô Aloka matahotr’andro sisa e Fa maty any ho any a lay fakiteranay e! Dia foana sy nangina tsisy tabataba tetsy am-bavahady e! Mpitsena lasa nody a! Mpizara taratasy ambony sikileta fakitera maty a! Ireo voromanga nanatona ny ala F’izy kosa lasa any ankoatra paradisa e! Ambany dongotany varavaram-bato asiana voninkazo a! Fakitera nandimby fakitera Nizara taratasy ihany Fa saingy ferapara! Lasa tsy hanao ombay làlana izy e! Dify tsy hamangy tanàna ô Doroky ny ankason-tany izy e Tandindona sisa raha toa ka mandalo a! Fa folaka an-dantony efatra ambi-telo fakiteranay Nangina nangina Nangina tsy niteny fa ambiroa no maty feon’avelo tsisy a! Fa tanam-bokovoko vazy tanimanga marika najoro Fa nisy fakitera teto Sakaizan’ireo tary sy mpifankatia nisara-toerana ela Nofo moa k’hisy fiafarany e Hody vovoka ho tany Raha tonga ny fotoana
@rianakinky1561
@rianakinky1561 Месяц назад
Mankasitraka nizara!
@CerclePositif
@CerclePositif 5 месяцев назад
Repose en paix Valisoa💔 tes amis qui te manquent 💔 Doris et Guy 😭
@miarylemi8742
@miarylemi8742 4 года назад
mampilatsaka ranomaso ity hira ity isaky ny reko, ohatran' ny hitako mivantana ilay tantara
@randrianirinamaminiaina6580
@randrianirinamaminiaina6580 8 месяцев назад
2024
@mejarakotoarisoa4449
@mejarakotoarisoa4449 2 дня назад
Mety hoe nisy tamin'ny fiainana?😢
@simonlaisabotsy7524
@simonlaisabotsy7524 6 лет назад
Mahafinaritra ity hira ity, ahatsiarovako ilay namako tao manalalondo e!!!! Mankasitraka e
@ramanandraibeiandiniaina8743
@ramanandraibeiandiniaina8743 7 лет назад
Misy fanahy loatra ity hira ito, tena voatantara mazava tsara ilay hira!
@VoarySitrakyNyAvo
@VoarySitrakyNyAvo 9 месяцев назад
🥺
@MamisoaRivo-sf8zy
@MamisoaRivo-sf8zy Год назад
Tsara ilay tonon-kira!
@TsiryRazafy-mn1zg
@TsiryRazafy-mn1zg 5 месяцев назад
Tiko lotra❤
@ValérieRAMAROSANDRATANA
@ValérieRAMAROSANDRATANA Год назад
😭
@sahondrarazanajaoa
@sahondrarazanajaoa Год назад
Mamelovelo mihintsy
@MendrikaLavorary-gp9lr
@MendrikaLavorary-gp9lr Год назад
❤❤
@mbolatianarasoavololoniain9184
❤❤
@mbolatinamoreno8576
@mbolatinamoreno8576 4 года назад
Salama tompoko ô mba omeo benandro
@heryraj1316
@heryraj1316 2 года назад
enjana l tonony Misaotra e
@mahenintsoajerynambininara9552
@mahenintsoajerynambininara9552 3 года назад
Folaka andantony 34 fakiteranay
@ivahatra4403
@ivahatra4403 8 месяцев назад
Tsara
@herimirayrandria1619
@herimirayrandria1619 2 года назад
kanto loatra ❤❤
@alisonandry6259
@alisonandry6259 2 года назад
afa ian ny gasigasy
@holitahianaolivia9134
@holitahianaolivia9134 5 лет назад
❤️❤️❤️
@anahanah5567
@anahanah5567 3 года назад
🥰🥰🥰
@masiakalucfranckdamien3679
@masiakalucfranckdamien3679 3 года назад
tena tsara le hira.
@dhalieleajosephinerahariso5937
@dhalieleajosephinerahariso5937 2 года назад
2022 qui est encore la❤❤
@lantoandriamihaja6657
@lantoandriamihaja6657 Год назад
Encore et pour toujours ❤️
@randrianirinamaminiaina6580
@randrianirinamaminiaina6580 8 месяцев назад
2024
@FalyHery
@FalyHery 5 месяцев назад
2024
@razafimahatratragino9755
@razafimahatratragino9755 6 лет назад
misy version cover izay koa izy ty fa tsy mety hitako
@randriantsisetraniainafano6713
ru-vid.com/video/%D0%B2%D0%B8%D0%B4%D0%B5%D0%BE-RhSL2YVx0qE.html
Далее
donak'afo LEVELO
4:27
Просмотров 149 тыс.
Itondray tsikitsiky - Ny Voninavoko (Lyrics)
4:41
Просмотров 25 тыс.
100 Identical Twins Fight For $250,000
35:40
Просмотров 49 млн
Watermelon magic box! #shorts by Leisi Crazy
00:20
Просмотров 23 млн
Bearwolf - GODZILLA Пародия Beatrise
00:33
Просмотров 193 тыс.
MEDLEY THIERA BRUNO
17:44
Просмотров 83 тыс.
Tselonina := Ravaomaria (lyrics)
4:06
Просмотров 115 тыс.
Alay lakana
5:07
Просмотров 534 тыс.
Raha mankany - Lolo sy ny tariny |Lyrics
4:52
Просмотров 290 тыс.
Lyrics   Mpanarato mody  Levelo   20231
4:00
Просмотров 9 тыс.
Telo Fangady :: Gasikara (Lyrics)
4:34
Просмотров 637 тыс.
Ny jihy -  Ahy ianao
4:55
Просмотров 574 тыс.
MEDLEY REBIKA ET TARIKA HASINA
5:58
Просмотров 268 тыс.
Ity hirako ity - Thiera Bruno (Lyrics gasy)
4:52
Просмотров 32 тыс.
100 Identical Twins Fight For $250,000
35:40
Просмотров 49 млн