Тёмный

Fanahy ô ! 

malalany
Подписаться 273
Просмотров 261 тыс.
50% 1

Hiran'ny eglise evangelique SHINE

Опубликовано:

 

17 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 51   
@AndoOlive
@AndoOlive 13 лет назад
Mitomboa amin' ny fahasoavana Tompoko dia misoatra an'Andriamanitra lehibe isika nanome antsika ny Fanahiny , dia ilay Fanahy mpampahery - mpampiantra - mpanolontsaina- ilay Hery hany azo antenaina Alleluia !!! Deraina mandrakizay Ianao Ray o!! Misaotra indrindra Pasteur Patrick sy Pasteur Fara amin'ny fampianarana Ho an'Andriamanitra irery ny Voninahitra !!! amin'ny anaran'i Jesosy irery ihany Amen!!
@SETSegossbo33400
@SETSegossbo33400 11 лет назад
mitombo am fasoavana dhl oo ho anay aty antan lavitra mu d maazo hery s maazo tombon am l hira merci bcp tain tompo manokana pasteur patrick s fara andrianarivo ameen tsar n tompo ravavy an
@classiquepianiste157
@classiquepianiste157 8 лет назад
FANAHY MASINA o! Aza mba avela ho irery aho fa mba omeo Fahamasinana mandrakizay mba hahay Hizotra Amin'ny Làla-marinao, ary koa inty nosy madagasikara inty fa indrindra izay Namorona Izao Hiranao Izao sy izay rehetra mihaino Azy, Amin'ny Anaranao JESOSY KRISTY VELONA AVY ANY NAZARETA an! AMEN!!!
@jamalcell9450
@jamalcell9450 4 года назад
Amen!🙏 ianao no antenaiko isanandro.azavela hirery aho ianao no antenaiko iasandro.deraina jesosy @ andro pihainako isanandro🙏🙏
@lalaomada
@lalaomada 12 лет назад
Fanahy o, omeo hery aho Fanahy o, velombelomy aho Aza avela irery aho fa mila Anao isan'andro Tohano amin-kery amin'ny sandrinao Ho any amin'iza, hiantso an'iza moa aho Ianao Irery no sakaizako izao Hosory sy tario aho F'IANAO no antenaiko (2) F'IANAO no antenaiko isan'andro
@julesrasolondraibe7820
@julesrasolondraibe7820 6 лет назад
Ni par la puissance ni par la force mais par l’Esprit du SEIGNEUR ( Zak4:6)
@kamdenabel4955
@kamdenabel4955 3 года назад
i know it's pretty randomly asking but does anyone know a good site to stream new tv shows online ?
@khalillayton110
@khalillayton110 3 года назад
@Kamden Abel Flixportal :)
@kamdenabel4955
@kamdenabel4955 3 года назад
@Khalil Layton Thanks, I went there and it seems to work =) I really appreciate it!!
@khalillayton110
@khalillayton110 3 года назад
@Kamden Abel You are welcome xD
@lovasoarazafi8336
@lovasoarazafi8336 4 года назад
Fanahy o omeo hery aho. Ho any @ iza moa aho.ianao no antenaiko isan andro.aza avela ho irery aho fa tohano amin kery. 🙏
@heriniainaandriamalala1809
@heriniainaandriamalala1809 11 лет назад
ny fanaratsiana mpanompon'Andriamanitra dia mampalahelo an'i Jesosy indrindra satria Andriamanitra dia fitiavana koa raha ts manana fitiavana ny hafa ianao io dia tsarovy fa tsy ao aminao Andriamanitra!!!ataoko angamba fa rehefa manao ny asan'Andriamanitra ny olona iray dia tahin'Andriamanitra ny fiainany manontolo ka inona moa no olana amin'ny ahazoany fiara?
@koukoumimagicien6435
@koukoumimagicien6435 5 лет назад
Aza avela irery aho fa mila Anao isan'andro
@fabienrandriammiarisoa1284
@fabienrandriammiarisoa1284 11 лет назад
fanahy masina o! mila ny kasikao ny olona tsirairay avy amen !!!
@aurea-w5k
@aurea-w5k Год назад
❤❤❤tiako 🙏
@andretsehenoholytatiana1925
@andretsehenoholytatiana1925 10 лет назад
Fanahy Masina tena mila anao mihitsy isan andro anoro lalana
@linasamuel09
@linasamuel09 8 лет назад
fanahy masina o! ataovy sehatra iasanao ny foko.amen.
@bakolylalatiana
@bakolylalatiana Год назад
Osory sy tahio aho, f'Ianao no antenaiko isan'andro
@hantavololoniaina1914
@hantavololoniaina1914 8 лет назад
fa maninona raha tononina hoe FANAHY MASINA fa tsy fanahy fotsiny satri betsaka ny fanahy amin'izao andro farany izao,hovao hoe FANAHY MASINA ny tononkira,manimba sofina ilay hoe FANAHY FOTSINY tsy fantatra na fanahy n'inona,merci de votre compréhension.
@herilalatiana
@herilalatiana 5 лет назад
N KO
@jackyrakoto8701
@jackyrakoto8701 10 лет назад
Hosory sy tariho aho, f'Ianao no antenaiko isan'andro ... Ho any amin'iza, hiantso an'iza moa aho, Ianao irery no sakaizako izao .
@nianayvonyvonniana7235
@nianayvonyvonniana7235 9 лет назад
Aoka ny fanahy hatrany no hitarika amzay reetra atao fa tsh mandeha am fisainana. Amzay mahazo le hery surnaturelle tsy hanananzay tsy manana Azy. Miavaka amny hafa e. Amen
@jackyrakoto8701
@jackyrakoto8701 9 лет назад
Aleloia ! Izany mihitsy :-) . Mila tarihin ny fanahy mihitsy satria ny zanak Andriamanitra no tarihin ny fanahin Andriamanitra . 💎😊
@0221076905T
@0221076905T 13 лет назад
mitomboa aminy fahasoavana fa tena marina raha tsimisy fanahimasina mitarika de tsimisy zavatra vita tsa izy tokoa parakleto sady papianantra tsara vindrindra
@raholiarimananalydia4175
@raholiarimananalydia4175 10 лет назад
Ray ô fenoy ny fanahinao masina mandrakariva aho, mba ho mendrika Anao.
@AndoOlive
@AndoOlive 11 лет назад
Mampalahelo ny toetsainao aoka anie ny Fanahy Masina hampisokatra ny maso-panahinao, izay filazanao tsy manino na secte na inon ny fantatray de izao Jesosy Kristy nandresy ny fahafatesana ary nanome anay ny FIAINANY no torinay ary ho an'ny OLONA OHATRANAO MIHITSY no angatahanay ny RA'SOAn'i JESOSY hanadio ny saina sy atin'ny fo Amen!! Tsarovy fa tsy ireo Mpanompon'Atra ireo no voazimbazimba fa ilay TOMPO Atra nanosotra azy ireo!!! koa aoka ianao hiasaina kely ra te hanohitra Ilay AVO INDRINDRA!
@lalaomada
@lalaomada 12 лет назад
Teo amin'ny ady sarotra natrehiny farany dia io hira io sy ambany elatrao no hira nohirain'i Tatie Landy, Tsy namotsitra hatramin'ny farany izy, tao anatin'ny fanaintainana dia nivavaka izy hoe Jesosy o, tiako Ianao, tsy ny hitan'ny maso na ny fahatsapako, fa fantatrao izay mahasoa ahy, matoky Anao aho, Ianao ihany no Tompoko sy Mpamonjiko.
@bijalie
@bijalie 13 лет назад
Tompo o! mitalao aminao mba tsy ho avelanao irery ny tenanay fa mila Anao mafy ny fiainanay, Ianao no antenainay hitantana ny anio, ny ampitso ary ny mandrakizainay! AMEN
@anniegisele-wm9yd
@anniegisele-wm9yd Год назад
amen
@liva741
@liva741 12 лет назад
mampihomehy be ilay gourou Patrick sy ny vadiny Fara miseho mivavaka ,mieritrereta ianareo fa secte be no hiainanareo! lasan'ireo fotsiny ny harenareo, olonamampiesona ireo olona mivady ireo, jereo anie ny fiarany e ary ny anareo ? ny vola any ampaosinareo no tanjon'izy ireo alaina an-kolaka, sokafy ny maso !
@drochsler
@drochsler 14 лет назад
tena feno fanatrehan' ny FANAHY MASINA be mihitsy ahoeto am- pihainoana le hira, misatra ny Tompo de misaotra ny mpidera azy rehetra, ho azy anie ny voninahitra.
@mendrika7
@mendrika7 15 лет назад
misaotra e!misaotra betsaka fa tena tsara tokoa ny midera an'i Jesosy,hafa tokoa azny manana ny Tompo misaotra betsaka daholo
@0221076905T
@0221076905T 11 лет назад
tompo mamindrafo @ liva 741 fa tsifatany iza atao ary fanahimasino tsara fo indrindro sokakafo ny masompanahiny liva mba ahita fa tsimisy anadriamanitra roa fa iray iany izay nanao ny lanitra sy ny tany ary ny zavatra rehetra
@jifryindu7825
@jifryindu7825 8 лет назад
Ianao no antenaiko isanandro , aza avela irery aho
@fitiasombiniaina4666
@fitiasombiniaina4666 6 лет назад
mba andefaso anle efa fonenanay hatrizay iny azafady. misaottra ndrindra tompoko
@ginahrakoto1243
@ginahrakoto1243 9 лет назад
Fanahy o!midina eto @nai.
@drochsler
@drochsler 14 лет назад
midera an' ANDRIAMANITRA, isika satria nomeny ny FANAHY MASINA, izay fanomezana faran' izay sarobidy indrindra: afaka mampahery hatrany. Ho an' i JESOSY irery anie ny dera ny laza ary ny voninahitra.
@SoloniainaCharline
@SoloniainaCharline 5 месяцев назад
❤❤❤
@ardlala7701
@ardlala7701 10 лет назад
Tsara ny TOMPO Amen
@moiselrojo8320
@moiselrojo8320 5 лет назад
Fanahy o, omeo hery aho!
@lalaomada
@lalaomada 12 лет назад
Ny Tenin'Andriamanitra farany teo am-bavan'i Tatie Landy farany dia 2Timoty 4.7-8 7 Efa niady ny ady tsara aho; nahatanteraka ny fihazakazahana aho; nitahiry ny finoana aho; 8 hatrizao dia tehirizina ho ahy ny satro-boninahitry ny fahamarinana, izay homen’ ny Tompo, Mpitsara marina, ho ahy amin’ izay andro izay; ary tsy ho ahy ihany, fa ho an’ izay rehetra tia ny fisehoany koa. Voninahitra ho an'Andriamanitra Irery ihany
@mesnageabi2230
@mesnageabi2230 8 лет назад
Nahafinaritra ahy ity hira ity fa rehefa niheno ny tonony aho dia manitsy kely fa diso ilay oe Fanahy o ! omeo hery aho satria ny tanin'Atra milaza fa hahazo hery ianareo @ ilatsahan'ny Fanahy ao @ nareo, tsy tokony hangatahina intsony izany ny hoe omao hery aho, ny iray ko dia ilay hoe aza avela irery aho, ny tenin'Atra efa milaza fa tsy ahafohy na ahasaraka anao aho hoy ny Tompo, ka refa mino isika fa ao @ Tsika ny Tompo zavatra tsy mila angatahana intsony izany, ny fiderana toy ny vavaka ihany , ny vavaka miresaka @ Atra .Tsy mitsikera na ny mpihira aho na ny mpamorina ... fa fizarana fotsiny ny ahy
@jamalcell9450
@jamalcell9450 5 лет назад
amen!
@fetrajohnny7845
@fetrajohnny7845 6 лет назад
tsara be !!
@elidorezafimpanoharanakolo2046
Hosory sy tahio aho Tompo o
@AndoOlive
@AndoOlive 11 лет назад
@Rkikke Ampiko kely fa oh tsy afapo za tadidio fa tsy za na enao no nifidy an'zireo fa Atra no nifidy azy sy nanosotra azy- sady zao ko be lavitra noho ze fiara no tokony omenay azy satria tsy VOVIDIN'vola narovin² ny fahasoavana azo avy@fampianaran omeny, betsak ny ol misain tahkanao satria tsy takany ny importance'ny soa azo mann RR arapanahy tahak'azireo, izahay zanak tia ny RR donc reharehnay mann RR oh azy ko manasa anao andao hiaramivvak @nay hoy ny teny Andramo ka izahao fa tsara JEHOVAH
@florineodetterazafondrasoa8386
Hhhhhaaaaaaaallllleeeeeeeellllllloooooooiiiiiaaaaa !!!!!
@raherisonvonjy2717
@raherisonvonjy2717 5 лет назад
Makasitraka ee
@mamonjyy-asy9825
@mamonjyy-asy9825 9 лет назад
n mb ts azoko d oe.manin ra atao ze hapandroso n fiangonan nisy anao hatramzay f ts manangan hafa hisin fisarahan.iza no fototrn fisarahan.
@harverakotoarisoa2067
@harverakotoarisoa2067 10 лет назад
mahafinaritra
Далее
FANAHY O MIDINA IANAO....GROUPE BA
5:53
Просмотров 427 тыс.
Raha tonga ny fitsapana
8:16
Просмотров 238 тыс.
Silent Hill 2 - Мульт Обзор
07:26
Просмотров 467 тыс.
ITZY "GOLD" M/V
03:20
Просмотров 8 млн
Hain'ny Tompo - Pasteur Jocelin (lyrics)
7:31
Просмотров 417 тыс.
Antsan'i Kristy - tohano mafy
6:18
Просмотров 1,4 млн
FANAHY Ö MILA ANAO AHO
7:38
Просмотров 119 тыс.
MEDLEY THIERA BRUNO
17:44
Просмотров 101 тыс.
Aza manadino ahy - Tana Gospel Choir
10:01
Просмотров 107 тыс.
Laurent Rakotomamonjy -  Tompo ô! Ekeko tsotr'izao
3:22
Tompo ô misandrata :: tononkira Jocelyn Ranjarison
7:09
A&M Amorony fo madio-NY MPITORY.wmv
5:18
Просмотров 1 млн
Tsy miova Jesosy
4:32
Просмотров 193 тыс.
Pasteur Jocelyn Ranjarison - Ny fanatrehanao
6:23
Просмотров 771 тыс.