Тёмный

FANDAHARANA MANOKANA MIVANTANA 26 JONA 2024 

Real TV Madagasikara
Подписаться 13 тыс.
Просмотров 3,1 тыс.
50% 1

FANDAHARANA MANOKANA MIVANTANA
🇲🇬 26 Jona 1960 - 26 Jona 2024 : 64 taorian'ny niverenan'ny fahaleovantena
- Madagasikara firenena faha-5 mahantra indrindra maneran-tany
- Madagasikara tsy maintsy mandroso
- Madagasikara rahoviana vao handroso
Vahiny nasaina :
- Dr Ramiarison Herinjatovo Aimé, Ph.D - Mpampianatra toekarena Oniversiten'Antananarivo
- Dr Baomiavotse Vahinala RAHARINIRINA - Mpampianatra mpikaroka Oniversiten’i Fianarantsoa
- Dr Alex Denis-LAHINIRIKO - Mpahay tantara - Mpanao Gazety
Mpanolotra:
- Tojo RABEFARITRA
- Mendrika RAZAFINDRATSIMA
Hanasàna anao hanaraka izany.
#Madagascar

Опубликовано:

 

25 июн 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 7   
@Ambolo-ks1nh
@Ambolo-ks1nh 2 дня назад
Tsy misy indépendance énergétique izany eto Dr Vahinala raha mbola ny tsy miankina no hitantana ny resaka énergie fa aza miteniteny foana. Ohatra tsotra indrindra dia ny secteur misy an'ireo opérateur amin'ny Télécom ireo
@MalyounRakoto-pb3jr
@MalyounRakoto-pb3jr 2 дня назад
Tsy natao priorité ny tokony natao priorité ...
@nainajenny2810
@nainajenny2810 2 дня назад
TSY TAFAVOAKA I DAGO RAHA TSY MINJANNA NTANTERAKA NY FIBIDIANANA DIPLÔME FENO AO ISANTAONA VINDINA NY DIPLÔME NA NY TSY MISY NIVEAU MAHAZO BCA NY LICENCE MARO NY MIVIDY DIPLÔME ETO DAGO AN’I AMÎI FAMPIANARANA NO TOKON’I HAVAOZONA MADIO FA FENO MPAMOIANATRA POAKY MITARIKA NYANTSIKA ANDAVAKA IO
@leroabalita687
@leroabalita687 2 дня назад
Les pays fêtent leurs indépendance Madagascar fête sa colonisation
@lemjahraherison9539
@lemjahraherison9539 День назад
miteny nareo oe lany amerenana volan ny solika ny vola, fa efa nomenareo an i madagascar oil anie ny tsimiroro sy bemolanga e! zareo manondrana de avy eo tsika mividy avy any ivelany ndray
@Ambolo-ks1nh
@Ambolo-ks1nh 2 дня назад
Tsy dia objective i Baomiahavotse miresaka mihoatra an'izy mirahalahy. Te hanao étalage de connaissances fotsiny 😞😞😞 Miresaka miresaka miresaka foana, tsy manome soso-kevitra raha tsy anontaniana hoe inona izany ny vahaolana ... Grrrrrr
Далее
Madagascar, entre terre et mer
52:11
Просмотров 50 тыс.
Senate resumes its hearing on illegal POGOs
4:16:46
Просмотров 197 тыс.
VM 19H00 DU 26 JUIN 2024
1:23:39
Просмотров 1,1 тыс.
HAVOTAFO DU 23 JUIN 2024 BY KOLO TV
1:23:24
Просмотров 2,7 тыс.
The monster of Lake Tanganyika
55:29
Просмотров 1,1 млн
Le Choc des Dernières Confessions
1:31:26
Просмотров 376 тыс.