Тёмный

FFPM 179 - Ny Fanahy Masina efa tonga tokoa 

Loterana-Malagasy ZFLM
Подписаться 2,8 тыс.
Просмотров 3,9 тыс.
50% 1

"Ny Fanahy Masina efa tonga tokoa" - Hira FFPM 179
Mazotoa mamerimberina sy mianatra ireto hira FFPM ireto any an-trano. Dia mba samy mahay be toa azy ireo daholo isika manerana ny isam-piangonana any rehefa mihira amin'ny fotoam-pivavahana
FFPM 179 - Ny Fanahy Masina efa tonga tokoa
1. Ny Fanahy Masina efa
tonga tokoa.
Mba homba ny mpitory
ny Teny mahasoa.
Koa mitsangana izao
andeha ry mahery fo
Hatramin’ny faran’ny tany
torio ny Teny soa.
2. Voasaron’ny aizim-pito
Ny Nosinao;
Ny ody sy ny sampy no
Notompoiny tao;
Ny fahazarana koa,
Nangeja mafy tokoa,
Kanefa tonga ny mazava:
Resy ny aizina ao.
3. Ry fanahy voatafy hery
Ny Tompo anie
Ka efa miandry anao,
Injay miteny hoe:
“Angony, eny antsoy,
Hanatona avokoa
Ny firenena eran-tany
Ho mpianatro tokoa”.
4. Tompo tia ô,
Ekeko ny antsonao;
Hafoiko ny hareko,
Ny tenako izao,
Ho vavolombelona,
Hijoro, hanafika,
Hitory sy hamafy koa:
Tafio ny herinao.
Source: video Fandaharana Teny Soa Mahafaly viva madagascar

Опубликовано:

 

17 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии    
Далее
"Injany, misy feo!" - Hira FFPM 314
4:59
Просмотров 6 тыс.
FFPM 581 - Aiza re no hahitako izay hampionona ny fo
3:57
Human vs Jet Engine
00:19
Просмотров 21 млн
FFPM 479 - Jeso no anjarasoa izay mahafa po tokoa
3:27
ANTSAN KIRA FIDERANA 'MIALY RAKOTOMAMONJY'
50:17
Просмотров 70 тыс.
Fanahy Masina - Pepe Shine - clip officiel
8:41
Просмотров 423 тыс.
Nahafoy Ny Aiko Aho
4:50
Просмотров 24 тыс.
FFPM 6 - Avia, miondreha
2:30
Просмотров 3,6 тыс.
Fihirana Ffpm 176 Avia Fanahy Masina o
3:31
Просмотров 142 тыс.