Тёмный
No video :(

FOMBA AMAN-PANAO - Ireo karazana tolo-bola tokony homanina rehefa hangata-bady 

2424mg
Подписаться 12 тыс.
Просмотров 6 тыс.
50% 1

Mitari-bady tsy lasam-bodiondry, hono, henatra eo amin’ny fiaraha-monina. Ny vodiondry no raisintsika ho isan’ny tolotra lehibe indrindra rehefa misy fanambadiana, saingy tsiny iny irery no tokony hatolotra rehefa mangata-bady. Misy karazany 18, hono izy ireo farafahakeliny hoy ny mpahay azy. Hyacinthe Rakotomalala, sady mpampianatra no mpikabary, no mampahafantatra antsika hoe inona avy ary ireo tolo-bola omena amin’ny fotoanan’ny fanateram-bodiondry.

Опубликовано:

 

6 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 1   
@randriamanalinarivotahiry8281
@randriamanalinarivotahiry8281 3 месяца назад
Misaotra ny amin'ny fizarana. Na izany aza, mareo loatra ny valopy omena. 🙄🙄🙄
Далее
GASY FOMBA MPITSABO MALAGASY
19:50
Просмотров 11 тыс.
GASY FOMBA FANAMBADIANA MALAGASY DU 05 NOVEMBRE 2017
31:24
Kabary fampianarana
40:08
Просмотров 70 тыс.
TAMBERINA SY TADIDY | NY FOKO MERINA
14:31
Просмотров 18 тыс.
Marka 16: 15 - Resadresaka momba ny ady any Isiraely
33:24
Inventions étonnantes d'un autre niveau
25:43
Просмотров 771 тыс.
GASY FOMBA VAKANA MALAGASY DU 09 AVRIL 2017
32:07
Просмотров 34 тыс.