Тёмный

Forum Galien Afrique 2020 

Ny Kanto sy ny Fahasalamana by SmpsCommunication
Просмотров 9
50% 1

Tontosa androany tany Dakar ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny andiany faha telo ny #Forum_Galien_Afrique 2020 izay nandraisan’ny Filohampirenenan’i Senegaly #Macky_Sall sy ny tale jeneralin’ny vondrona iraisam-pirenna ho an’ny fahasalamana (#OMS) anjara.
Isan’ireo nasaina handray anjara amin’ny fivoriambe ihany koa ny Professeur #Alain_Tehindrazarivelo ary miopana indrindra amin’ny fitsaboana amin’ny #raokandro entina miady amin’ny #coronavirus ny fanazavana nentiny.
Sehatra iray ahafahan’ireo manam-pahaizana mifanakalo hevitra sy mitady vaha-olana amin’ny resaka fahasalamana ny #Forum_Galien_Afrique. Ho an’ity andiany fahatelo ity dia #Afrika_miatrika_ny_valan_aretina_Coronavirus no lohahevitra nosafidina.

Опубликовано:

 

9 дек 2020

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии    
Далее
Budget : peut-on échapper à l’austérité ?
43:59
Changing The Flag Of The Countries #countryballs
00:18
How to win a argument
9:28
Просмотров 589 тыс.
Grand entretien avec Dominique de Villepin
1:03:33
Просмотров 886 тыс.
Sakepaka Marolahay Sakalava
3:38
Просмотров 5 тыс.
Parler en public, ça s'apprend
1:35:52
Просмотров 307 тыс.
LÉGISLATIVES : les résultats et réactions (replay)
2:47:45
Changing The Flag Of The Countries #countryballs
00:18