Тёмный

GMMC - MILA ANAO ST 

miandryvazo
Подписаться 631
Просмотров 200 тыс.
50% 1

GMMC - MILA ANAO ST

Опубликовано:

 

7 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 12   
@rabemananjarariana2135
@rabemananjarariana2135 4 года назад
Tompo o, androany indray aho Hiezaka ny iresaka Aminao, efa ela ihany aho no te hiteny , efa ela ihany aho no nanontany afaka ny hiaino ahy ve Ianao, afaka handray ahy izao fa resy sy mahatsiaro very ka mila Anao aho anio Tompo ô Fa ny hangatahiko Aminao, tano aho tsy hiala anilanao na tsy hiaino ahy izao rehetra izao efa mino aho fa eo Ianao nefa aza omena mihoatra izay mety ho sahaza sy ho ahy sao aho anjary hirehareha ka anadino anao indray Jeso Tompo efa niezaka aho, Isan'andro isan'andro vao maraina aho mifoha dia efa Ianao no antsoiko Jeso mila Anao aho, mila Anao hameno ahy ka aza avela ho very aho, fa omeo hery indray fa mahatsiaro aho mantsy indraindray toy ny ireny tsisy mpiahy Fa ny hangatahiko Aminao, tano aho tsy hiala anilanao na tsy hiaino ahy izao rehetra izao efa mino aho fa eo ianao nefa aza omena mihoatra izay mety ho sahaza sy ho ahy sao aho anjary hirehareha ka anadino Anao indray Jeso Tompo efa niezaka aho, Isan'andro isan'andro vao maraina aho mifoha dia efa Ianao no antsoiko Jeso mila Anao aho, mila Anao hameno ahy ka aza avela ho very aho, fa omeo hery indray fa mahatsiaro aho mantsy indraindray toy ny ireny tsisy mpiahy MILA ANAO AHO!
@razafiharijaonalova62
@razafiharijaonalova62 10 лет назад
Tsara b mintsy ô!! Gloire au Seigneur
@tsantagaelleramamonjisoa2766
@tsantagaelleramamonjisoa2766 4 года назад
WOW découverte. Izay ito vao reko
@violettefanomezan7965
@violettefanomezan7965 6 лет назад
Tiako Anao Jesosy ô ,tantano mandrakariva ny fiainako Amen
@patriciarabenja
@patriciarabenja 5 лет назад
Merci Seigneur pour ce chant
@wilirakotomanan7390
@wilirakotomanan7390 9 лет назад
mba asio hira vao2 reto a! tsar b daholo ny hiranareo mahereza @, fitoriana e!
@ThierrySitrakaRazafindrakoto
@ThierrySitrakaRazafindrakoto 8 лет назад
Tohizo fa tsara ♥♥
@louvah3
@louvah3 9 лет назад
Tena tsara !!
@steeverakotomanga469
@steeverakotomanga469 8 лет назад
Aona kay ny atao ra te ahazo CD audio complet GMMC?
@tiffanyrahajason1323
@tiffanyrahajason1323 4 года назад
0:39
@narindraluciehantamalala6581
@narindraluciehantamalala6581 7 лет назад
Mangataka tonon-kira azafady
@mioraramiandrarivo5838
@mioraramiandrarivo5838 8 лет назад
mila anao Tompo o
Далее
MANANA ANAO GMMC
5:00
Просмотров 520 тыс.
GMMC - AMPIANARO AHO
5:33
Просмотров 228 тыс.
Harley Quinn is amazing.  #cosplay #joker#Harriet Quinn
00:11
MINO AHO - Bodokely Ministries
6:39
Просмотров 66 тыс.
Mahatoky loatra  - Pepe Shine - Clip officiel
6:01
Просмотров 1,2 млн
Raha tonga ny fitsapana
8:16
Просмотров 234 тыс.
PARIS "MILA ANAO" (Official Music Video)
4:21
Просмотров 300 тыс.
Manana Anao de Pasteur Jocelyn Ranjarison
6:48
Просмотров 7 млн
HENT'S  feat GMMC; TIAKO [002]
4:54
Просмотров 11 тыс.
Atsanganao indray
5:29
Просмотров 184 тыс.
Ho avy aho - GMMC
6:54
Просмотров 66 тыс.
Jehovah Ray -  Jaws Band
6:02
Просмотров 513 тыс.