Izaho izao manoratra aminao zao Madame dia avy atsimo agne fa ataoko Bravo mihintsy ianao fa sahy miteny ny zavatra marina. Tena marina zany teninaozany Bravo,Bravo,Bravo, 😅😅😅😅😅😅😅🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰👍👍👍👍👍👍👍👍🙏🙏🙏🙏🙏😴😴😴
Merci anao fa toliara any diego diego any toliara izy irery no volano fa izy no mitolontena antsika iray ihany mivavaka ho anao Andriamanitra irery ihany no nanamboatra antsika merci Dieu vous béni
Azfd mba hanitsy kely tsy TAROY fa TANDROY tompoko mba ho fanajana antsika samy malagasy.aza miteny foko fa asan'olo irery io. Tsy dia faly aminy koa zahay avy atsmo fa aza generaliser na e.misaotra am teninao fa tena mampihomehy ny zava- misy ! Misaotse Gea !