Тёмный

HAFATRA MIVANTANA HO ANAREO PASITERA REHETRA MPANANGONA FAHAFOLON-KARENA IREO ... [ Namahora ] 

Gasy Tv
Подписаться 4,4 тыс.
Просмотров 1,8 тыс.
50% 1

AJANONY !! STOP !! ny fisolokiana , fanambakana , fangoronan-karena ANKOLAKA @ reo gasy madinika maro efa miady @ fijaliana sy ny fiainana ... Aza araraotina @ fahalemen-tsainy izy ireo .
NB : Araho hatramin'ny farany ny VIDEO fa tsy mivaona @ zavatra hafa ny teniko eto , fa ny zavatra voalaza ao @ io BAIBOLY izay toriana nareo io , zay indrisy fa hamitaha nareo ny VAHOAKA MALAGASY MADINIKA ihany no ho entiko HANANARARAKO sy HITENENAKO anareo eto .
Matahora an' ANDRIAMANITRA tompoko
Aza fitahina sy ho entina hanangona- karena ny anaran'ANDRIAMANITRA ...
Aboneo ny Chaîne , MISAOTRA TOMPOKO ...

Опубликовано:

 

21 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 18   
@TissianaRafara
@TissianaRafara 27 дней назад
Tena marina
@sebastienandria4733
@sebastienandria4733 26 дней назад
Misaotra zoky be ary mahereza amin'ilay ady fa tena henjana miady hevitra amin'ireo ka! Mirary soa e!
@EzekelqVonjiniaina
@EzekelqVonjiniaina 27 дней назад
Marna tss azo lavina joki aa gasy mitsy mora adalaina
@fleurettekobel2490
@fleurettekobel2490 26 дней назад
Misaotra @ fahalalanao sy fomba fijerinao Razandry ! Marina 100% ny fanazavana zarainao eto ! Tsy ilay Andriamanitra no tsy misy , fa isika olombelona izay manatanteraka sy mitory ny herin'Andriamanitra no tena olana eto ambonin'ny tany ! Mankahery anao sy ny fianakavianao hatrany , enga anie ho eo aminao mandrakizay ilay herin' Andriamanitra ! Bonne chance mandrakizay !
@salohyrazakanome9570
@salohyrazakanome9570 24 дня назад
Mankasitraka tompoko .
@gshvs8057
@gshvs8057 27 дней назад
Marina be ❤
@jeanpatrickrandrianirina4220
@jeanpatrickrandrianirina4220 18 дней назад
Mankasitraka Zoky a!
@jobellsybevahiny1996
@jobellsybevahiny1996 27 дней назад
Tegna marigny ra volagninao razoky Ary tsy maintsy tanana mahantra ihany no tegna mpangalatra reo L’Eglise a gauche , l’église à droite Ary tanana mahantra no tegna cible ndreo Olo magnamboatra Bulding , rô magnamboatra fatifatina église à gauche à droite 🙄🥺😡
@marierachelmarie4205
@marierachelmarie4205 27 дней назад
BJR monsieur tiako be vidéo natao nao mikasiky fivavahana io tohiza fa tsara conseil nao Bravo Merci 👍👏👏
@clairerazafisoamalaza6827
@clairerazafisoamalaza6827 24 дня назад
Misaotra tena marina ny anao zaho dia manana vinato victime n’izy nefa voany lavage de cerveau izy. Dia tsy hita izay hanaovana azy.Izy hi vavaka any tsy ahoako fa ny volako hatao fahafolokarena no tsy tiako hamelona anni pasteur mialoka vodirindrina miandry ny fahafolokarena ataon’i mivavaka.
@niainarand3950
@niainarand3950 18 дней назад
Marina fa Mpisoloky daholo ireo izay manery ankolaka na mivantana mikasika ny fanatitra sy ny ampahafolony. Na ny Ankara a pastera na m’opéra aza dia efa Mpisoloky satria jeso Sy Zanahary irery ihany no mpitandrina, mpiahy ny olony
@MbolaTiana-f2n
@MbolaTiana-f2n 27 дней назад
@mamisoagremaud6052
@mamisoagremaud6052 27 дней назад
Marina izany fa ny gasy mihintsy no efa voadona ny loany.😂😂😂😂😂
@soamodisonHerindrainy
@soamodisonHerindrainy 27 дней назад
Namana Namahora! Mazava be ilay izy fa na izany aza asio teny kely ihany hoe "sasany" satria tsy ny pasitora rehetra kosa aloha e!
@WisewomanSoaNasandratryNyAvo
@WisewomanSoaNasandratryNyAvo 27 дней назад
MAMAKIA BAIBOLY LY......
@andrymichel2564
@andrymichel2564 27 дней назад
Fiadanana ralah, mankasitraka ny amin video nao, tsy terena ny fahafolon-karena fa samy manana ny finoany ny tsirairay avy ary anaty baiboly kosa ny resaka fahafolon-karena izay voasoratra ao @ bokin'ny MALAKIA 3 : 10 ( Entonareo ny fahafolon-karena rehetra ho ao amin'ny trano firaketako, mba hasian-kanina ao an-tranoko, ary izahao toetra amin'izany Aho, hoy Jehovah, Tompon'ny maro, raha tsy hovohako ny varavaran'ny lanitra ho anareo ka hampidinako fitahiana manana amby ampy ho anareo) TIA ANAO JESOSY
@niainarand3950
@niainarand3950 18 дней назад
Na tokony hoentina aza ny ampahafolon, iza no olona no tokony hisitraka an’izany? Ny ampahafolony dia na tao hoan’ny Mpisorona be, ny mpisorana, ny mananotena, ny kamboty, ny kilemena sy izay rehetra tsy mahavita miasa.Ny ampahafolony diasahala @ Sécurité Sociale ho an’ny vahoakan’Andriamanitra. Rehefa math teo @ hazo fila Liana Jeso dia tsy misy intsony ny mpisorona ary ny Pastera dia tsy mpandimby ny mpisorona. Ny pastera ao @ Baiboly dia Andriamanitra Ps 23, sy Jeso ilay Mpiandry tsara. Ny pas Terra rehetra na m’opéra na antokompinona inonda izay dia mpisoloky daholo « usurpateur ». N’y mahantra nefa dia eo foana ka raha misy tokony handray ampahafolony dia ny mahantra no tokony hisitraka an’izany. Ny mpitory rehetra ao amin’ny baiboly dia Samy namelona ny tenany sy ny fianakaviana. Ka tsy tokony hisy hanaraoraotra ny mahantra
@niainarand3950
@niainarand3950 18 дней назад
Misaotra anao ingahy fa marina ny teneninao ireo pastera izay Manery ankolaka ny olona amin’ny fanatitra dia mpisoloky daholo
Далее
Крутой фокус + секрет! #shorts
00:10
БЕЛКА РОЖАЕТ? #cat
00:24
Просмотров 802 тыс.
IMASO IMASO DU 18 AOUT 2024 BY KOLO TV
54:17
Просмотров 14 тыс.
DINIKA ALATSINAINY 02 SEPTAMBRA 2024
1:29:58
Просмотров 1,8 тыс.
Крутой фокус + секрет! #shorts
00:10