Тёмный

Hantatiana - Inona no havaliko (Clip Officiel) 

Hantatiana
Подписаться 2,9 тыс.
Просмотров 91 тыс.
50% 1

Hantatiana - Inona no havaliko (Clip Officiel)
Album "Fiainam piderana" :
• Fiainam piderana
Réalisation: Ravin'Art
Auteur/compositeur: Ndriana Ramamonjy
Remerciements: Dieu, famille Balsama, Yvon, Njaka, Tahiana, Kanto, Miaro
---
profile.php?...
/ hantatiana1

Видеоклипы

Опубликовано:

 

31 дек 2021

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 27   
@iharinirinaradimilison1619
@iharinirinaradimilison1619 2 года назад
Midera Anao aho Tompo ô! Fa lehibe ny antranao, Ny momba ahy eo am-pelan-tànanao, Na zava-tsarotra atao, tsaroako mihazona ahy Ianao ! Tsy misy harombaka ahy am-pelan-tànanao Midera Anao aho Tompo ô! Fa lehibe ny herinao, Tsy misy olana izay tsy afakao, Tsaroako sambatra aho izao, satria manana Anao ! Ny fiainako rehetra indro hanjakao ! Merci Hantatiana !
@olivaroxanerandriamampandr1082
Inona tokoa avaliko Raiko tiko♥️🙏
@ydargroup33
@ydargroup33 2 года назад
izay vao hitako ito clip-n'ny Hantatiana ito, tsara a
@kantomalala1919
@kantomalala1919 2 года назад
Tsara loatra Hantatiana a ❤️❤️❤️ Mba ataovy ato daholo ny hiranao rehetra fa ny cassette nay efa simba daholo 😢
@hanitrajudith1284
@hanitrajudith1284 2 года назад
tena marina, lay hira t@ cassette reny dia tsy ahitana tsony mintsy nefa tena souvenir😌🙂😊
@tianaandrianirina5707
@tianaandrianirina5707 Год назад
Tiako e, mankafý o 😍💕
@mamyrijaandriamboavonjy3172
@mamyrijaandriamboavonjy3172 2 года назад
Misaotra tompoko! "....Tsaroako sambatra aho izaho, satria manana Anao...."!
@maelysrojorakoto9069
@maelysrojorakoto9069 2 года назад
Tsara b misaotra betsaka Hantatiana
@gracietyahrasoatahiry1730
@gracietyahrasoatahiry1730 9 месяцев назад
C’est apaisant ❤ tiako be ny fomba fihiranao azy
@Fanilo_Niaina
@Fanilo_Niaina 2 года назад
Tsara be , Mankasitraka❤
@anneyVe8571
@anneyVe8571 2 года назад
Tsara be foana hiranao 💕😍
@mampiheryyoleneangela9
@mampiheryyoleneangela9 10 месяцев назад
Nameno cahier de chant ko tamzan ny hiran hantatiana ❤❤miaraka am cousine ny Anjarasoa❤Asa aiza izy zay❤
@anjarazanamalala3577
@anjarazanamalala3577 2 года назад
Tsara lotra akia
@minorakotomalala2188
@minorakotomalala2188 Год назад
❤️ tsara loatra
@evaminosoarandriatsimavo1172
tsara loatra mankasitraka voninahitra ho azy rery
@hanitrajudith1284
@hanitrajudith1284 2 года назад
tsara loatra, misaotra❤️
@sarahfandresena4516
@sarahfandresena4516 2 года назад
Tsara loatra ❤️😍
@lovalova3798
@lovalova3798 Год назад
Tiako loatra Tena mankasitra indrindra fa tsara
@rondrorazaiarinirina9265
@rondrorazaiarinirina9265 Год назад
Amen 🙏♥️
@jenaalalatianarateloson498
@jenaalalatianarateloson498 2 года назад
Tsara be ❤️🤍
@ProsperituchaArchanciel-do9xv
@ProsperituchaArchanciel-do9xv 7 месяцев назад
Amen 🙏
@Tocabocalify
@Tocabocalify 3 месяца назад
Coucou akia merci beaucoup 😊
@evaminosoarandriatsimavo1172
tsara loatra ilay hira voninahitra ho azy rery
@hanitrarakotomalala6550
@hanitrarakotomalala6550 2 года назад
♥️♥️♥️
@lalainajoelanjarasoa546
@lalainajoelanjarasoa546 2 года назад
💐❤️
@user-lv9ke5tx9p
@user-lv9ke5tx9p 7 месяцев назад
Tara dera youtube
@user-gj7hl8qg4d
@user-gj7hl8qg4d 11 месяцев назад
🤍
Далее
Hantatiana - La Paix (Clip Officiel)
4:38
Просмотров 29 тыс.
Salamo 73 - Hantatiana
3:52
Просмотров 659 тыс.
Новые iPhone 16 и 16 Pro Max
00:42
Просмотров 1,5 млн
ФОКУС С БАНАНОМ🍌
00:32
Просмотров 114 тыс.
Ampelatananao
4:57
Просмотров 9 тыс.
Fanahy Masina - Pepe Shine - clip officiel
8:41
Просмотров 384 тыс.
nitady hasambarana - Ndriana Ramamonjy
3:13
Просмотров 94 тыс.
Ray o ! Mba faniriako - Fihirana Fanampiny 39
4:04
Просмотров 1,1 млн
Namana
3:56
Просмотров 11 тыс.
Tarika Hasina sy Rebika ( Vazo ho an'i Dada)
5:06
Просмотров 173 тыс.
Tiako loatra - Hantatiana
3:37
Просмотров 422 тыс.
Omeo ankohonana-Hantatiana
3:53
Просмотров 204 тыс.
Aleoko ny fiderana-Hantatiana ( Nouveau clip)
3:14
Просмотров 87 тыс.
ДжаЯмми - Туман
4:18
Просмотров 195 тыс.
Mirjalol Nematov - I love you (Videoklip)
3:56
Просмотров 4 млн
Malohat
3:35
Просмотров 1,1 млн