Тёмный

Havako ô, tsy izay miditra ao ampon'ny olona no mahaloto azy fa izay mivoaka avy ao amin,ny olona 

Docteur Rivolala Andrianantoavina (CALDEN President)
Подписаться 2,7 тыс.
Просмотров 643
50% 1

Marka 7.1-23 - Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara
MIKARAKARA ANAO NY TOMPO
1. Ny amin'ny zavatra ho avy no anontanio Ahy; ary ny zanako sy ny asan'ny tanako dia aoka ho adidiko ihany.
2. Fa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah, dia hevitra hahatonga fiadanana, fa tsy loza, mba hanome anareo fanantenana ny amin'ny farany.
3. Ary fantatsika fa ny zavatra rehetra dia miara-miasa hahasoa izay tia an'Andriamanitra, dia izay voaantso araka ny fikasany rahateo,
4. Koa aza manahaka azy ianareo; fa fantatry ny Rainareo izay tokony ho anareo, raha tsy mbola mangataka aminy aza ianareo.
5. Fa izany rehetra izany dia katsahin'ny jentilisa fatratra; fa fantatry ny Rainareo Izay any an-danitra fa tokony ho anareo izany rehetra izany.
6. Fa Andriamanitro hahatanteraka izay rehetra tokony ho anareo araka ny hareny amin'ny voninahitra ao amin'i Kristy Jesoa.
7. Ary ho an'Izay mahay manao mihoatra noho ny zavatra rehetra, eny, mihoatra lavitra noho izay rehetra angatahintsika na heverintsika aza, araka ny hery izay miasa ato amintsika
8. Izany no nataony mba hizahany toetra azy; fa Izy nahalala ihany izay efa hataony.
9. "Izay ataoko dia tsy fantatrao ankehitriny, fa ho fantatrao rahatrizay."
10. Aza mahatsiaro ny lasa, na misaina ny taloha. Indro, Izaho efa hanao zava-baovao, koa ankehitriny dia efa miposaka izany.
11. Fa Andriamanitra efa namboatra izay tsara lavitra ho antsika, mba tsy hatao tanteraka ireo, raha tsy efa mby eo kosa isika
12. "Izay tsy mbola hitan'ny maso ary tsy mbola ren'ny sofina, na niditra tao am-pon'ny olona, na inona na inona no efa namboarin'Andriamanitra ho an'izay tia Azy"
13. Indro, Izaho maniraka Anjely eo alohanao hiaro anao any an-dalana sy hitondra anao ho any amin'ny fitoerana izay namboariko.
Ireo Boky sy Toko ary ny Andininy ahitana ireo VERSETS ireo ao @ Baiboly :
(1) Isaia 45 : 11
(2) Jeremia 29 : 11
(3) Romana 8 : 28
(4) Matio 6 : 8
(5) Matio 6 : 32
(6) Filipiana 4 : 19
(7) Efesiana 3 : 20
(8) Jaona 6 : 6
(9) Jaona 13 : 7
(10) Isaia 43 : 18
(11) Hebreo 11 : 40
(12) I Koritiana 2 : 9
(13) Eksodosy 23 : 20
****************************
MES 5 PAGES ÉVANGÉLIQUES :
1. MES VERSETS BIBLIQUES PRÉFÉRÉS DR: / mesversetsbibliquespre...
2. MES ESPACES ÉVANGÉLIQUES DR : / mesespacesevangeliquesdr
3. MES VIDÉOS ÉVANGÉLIQUES DR : / mesvideosevangeliquesdr
4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO DR : / tsaranytompoisanandrodr
5. HOAVY KRISTY, VONONA VE HIANAO ? DR / hoavyikristyvononavehi...
CONTACT :
1. TÉLÉPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39
2. E- MAIL : doc.rivolala@gmail.com
3. LINKED IN : / doctor-rivolala-andria...
4. TWITTER : / docrivolala
5. INSTAGRAM : / rivolalaandrianantoavina
6. FACEBOOK : / docteurrivolala
7. ASSOCIATION CALDEN : caldenmadagasca...
JÉSUS VOUS AIME. (Gal. 2 :20)
QUE DIEU VOUS BÉNISSE ABONDAMMENT (Déo. 28)

Опубликовано:

 

7 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии    
Далее
Hafatra ho an'ny mpitondra sy mpitarika fivavahana
31:50
Tao an-tetezan-tsarotra - Tantara KOLO Fm Radio
56:03
ОРБИЗ-ГАН за 1$ vs 10$ vs 100$!
19:01
Просмотров 342 тыс.
Million jamoasi - O'zbekcha UFC
17:55
Просмотров 198 тыс.
ANTSAN KIRA FIDERANA 'NY MPITORY'
44:39
Просмотров 20 тыс.
VAVAKA ALOHAN'NY HATORY 28 OCTOBRE 2020
13:14
Просмотров 8 тыс.
Tiako loatra
4:09
Просмотров 9 тыс.
ОРБИЗ-ГАН за 1$ vs 10$ vs 100$!
19:01
Просмотров 342 тыс.