Тёмный

He Jehovah no mpiandry ahy 

Picasary
Подписаться 924
Просмотров 6 тыс.
50% 1

He, Jehovah no Mpiandry ahy,
Tsy mba misy atahorako;
Raha izy no mitondra ahy
Ahi-maitso no handriako.
Eny, fa ny tany karankaina,
Dia hody saha lonaka,
Ary ao amoron-dranon’aina
Hialan’ny foko sasatra
Mbola mianatra fa aza omena tsiny raha misy disodiso, ialana tsiny ihany koa ny focus fa tsy nipetraka tamin'ny tokony ho izy.

Опубликовано:

 

7 сен 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 4   
@Our_Universe-Le04y
@Our_Universe-Le04y 19 дней назад
Malay Zandry aaa
@eaurural
@eaurural 2 года назад
Tsara ery izy zany, asio ventson'ny fianara ndraika moa o
@picasary
@picasary 2 года назад
Mankasitraka e, ho avy eo mihitsy :)
@andriamanalinah
@andriamanalinah 6 месяцев назад
👌🏾👍🏾
Далее