Тёмный

HITA TSY NOTADIAVINA - ERICK MANANA & VOARA 

From MADAGASCAR
Подписаться 3,5 тыс.
Просмотров 17 тыс.
50% 1

Опубликовано:

 

6 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 9   
@AndryANDRIANELISOA
@AndryANDRIANELISOA 10 месяцев назад
Hita, hitako, hitako tsy notadiavina Lafatra, lafatro, amboloiko tsy fantatro anarana. Tia, tiako, tena tiako na tsy fantatro Tsy taza-maso fa hitan'ny fo Tsy misy fika f'efa anjarakao. Sao kosa angamba mosaviko Izy no ody tambaviko Fa fanainga alavitro Fanalahidin'ny foko. Hira kaloin'ny fanahiko Raha manalavitra laviko Tsy takatra ny hanidina Iriako ho sarihina. Tsapa, tsapako na dia tsy haiko ho faritana Reko feo, manako, tiako anaty fahanginana Fela, felako aingako anaty fanorona Mahazo laka tsy misy indra fo Handrava ve sa kosa hanorina. Sao kosa angamba mosaviko Izy no ody tambaviko Fa fanainga alavitro Fanalahidin'ny foko Hira kaloin'ny fanahiko Raha manalavitra laviko Tsy takatra ny hanidina Iriako ho sarihina. Hita, hitako, hitako tsy notadiavina Lafatra, lafatro, amboloiko tsy fantatro anarana. Tia, tiako, tena tiako na tsy fantatro Tsy taza-maso fa hitan'ny fo Tsy misy fika f'efa anjarakao. ....
@FredMachoka
@FredMachoka 4 месяца назад
Sounds like a beautiful lullaby, I love it.
@rijarija30
@rijarija30 4 месяца назад
Sublime !
@BlancheBlanche-j8x
@BlancheBlanche-j8x 7 месяцев назад
Tsara loatra ❤❤❤. Misaotra anareo 💐
@valisoarandria1386
@valisoarandria1386 3 месяца назад
Vela, velako Paikako anaty fanorona Nahazo laka, tsy misy indra-fo Handrava ve sa kosa hanorina
@joseandrianjanaka4765
@joseandrianjanaka4765 5 месяцев назад
Ary izao aho vao nahare ity hira ity. Misaotra indrindra nizara.
@mariejoandrian3974
@mariejoandrian3974 8 месяцев назад
Tena tsara. Mankasitraka ê
@hermanandriasamizaka9272
@hermanandriasamizaka9272 11 месяцев назад
Tsara loatra ity hira ity, na tonony na ny feony, ary tena manga feo ilay tovovavy kely miangaly azy
@MiranaAndrianivosoa
@MiranaAndrianivosoa 4 месяца назад
tiako be. Sady tsara feo be ndry a
Далее
Erick Manana - Ho ento aho
6:53
Просмотров 16 тыс.
Maninona (Lolo sy ny Tariny)
3:49
Просмотров 41 тыс.
ЛЮБИТЕ ШКОЛУ?😁​⁠​⁠@osssadchiy
00:20
Women’s Goalkeepers + Men’s 🤯🧤
00:20
Просмотров 3,6 млн
POLI и Маша - Сигма бой
00:20
Просмотров 422 тыс.
Hita tsy notadiavina
4:16
Просмотров 3,6 тыс.
PAD TONO SY KALO Fangia kalo gasy 05 Janvier 2024
40:05
Mbola hoavy (Erick Manana)
3:45
Просмотров 10 тыс.
mbola ho avy.mp4
4:11
Просмотров 423 тыс.
Erick Manana - Fitiavanakely
3:30
Просмотров 60 тыс.
FARA KELY DAMA MAHALEO ERICK MANANA
6:13
Просмотров 227 тыс.
AZA TOMANY ERICK MANANA SY DAMA
4:13
Просмотров 120 тыс.
NY ZANAKO (Razilinah) - ERICK MANANA
4:22
Просмотров 9 тыс.
Erick MANANA & JENNY - "2CV-dRandria"
4:41
Просмотров 82 тыс.
ЛЮБИТЕ ШКОЛУ?😁​⁠​⁠@osssadchiy
00:20