Manaoana aky ry Pitsana ,tena tohizo hatram farany aky lay manao Film fa tena manendrika andry ar tena haindry,tena marina aky a moa lay anarana Pitsana dia manendrika anao mihintsy satria ndry qpitsana no sady mahafinaritra no tsara tarehy ky ndry a