Тёмный

IRAIMBILANJA-Tao an-tsekoly(Version 2020 Miritsoka Prod) 

Hira sy Mozika
Подписаться 2,2 тыс.
Просмотров 148 тыс.
50% 1

Hira Malagasy Nouveauté 2020
A/C : Raveloarson Ratoarivony Mampiandry Richard (Papay )
• Video
• Video
• Kurde APOST (cover M...
• FITIA RAKOTOMAVO-Diavo...

Опубликовано:

 

1 окт 2024

Поделиться:

Ссылка:

Скачать:

Готовим ссылку...

Добавить в:

Мой плейлист
Посмотреть позже
Комментарии : 44   
@raerband
@raerband 4 года назад
Hafa ihany ny tompony milalao ny zavatra namboariny e
@arynaivo1370
@arynaivo1370 4 года назад
Enjana be , tonga de original daholo, zay le ilaina fa tsy le otran'ny sasany manova feo , manova fitendry rehefa sur scène ! stria tsy tena ampy erjika!, mankasitraka ry zalahy a!
@s.a.r.lcometh4235
@s.a.r.lcometh4235 4 года назад
Misaotra nanavotra an ity hira ity izay tena ry zareo no nihira azy, na dia tsy nanana kapila firy Aza ry zalahy. Mankasitraka e!
@hirasymozika8754
@hirasymozika8754 4 года назад
izay mihintsy no nanaovako azy tamin ny RU-vid fa le version best parade no betsaka,aza adino miabonner ,mankasitraka e
@bonhera
@bonhera 4 года назад
Mankasitraka e! Ela no noandrasana ity fanavotana ity😉
@didiertibe7089
@didiertibe7089 3 года назад
Tena tsy mankaleo ny mihaino azy:tsara ity version ity:batterie,Gitara...👍
@dimbiarimananarambelofiana1801
tena mbola mitana lay feo tsy miova
@tsirinarivolouisbotonavao8957
@tsirinarivolouisbotonavao8957 11 дней назад
Raout
@rabariarisonrova5180
@rabariarisonrova5180 Месяц назад
Bravo koa aloha ilay son e 😍😍
@didiertibe7089
@didiertibe7089 4 года назад
Le gitara any @ farany:❤️👍👍
@joachimramaroson4030
@joachimramaroson4030 4 года назад
Mbola manao ry lerony na de efa hita hoe nahazo taona ihany ary
@ariellea.9676
@ariellea.9676 2 года назад
Tena milay 🤩
@rakotonindrainyiantsonisoa2909
@rakotonindrainyiantsonisoa2909 4 года назад
mankasitraka e! mpankafy foana
@hirasymozika8754
@hirasymozika8754 3 года назад
Aza adino miabonne amin'ny Chaine RU-vidntsika e,mankasitraka
@TahiryRalamina
@TahiryRalamina 7 месяцев назад
2024 mlay foana eeeeeeeee. Merci zalah
@lantoniainaramarolahy3271
@lantoniainaramarolahy3271 5 месяцев назад
Tena marina e!
@menran1959
@menran1959 2 года назад
mpakafy Raimbl foana , tsy mankaleo
@rrhugues
@rrhugues 4 года назад
Tena marina ny lazainareo ry zalahy ! Hafa ihany ny tompony!
@larissaraherivelo3209
@larissaraherivelo3209 3 года назад
tsara be.mirary soa zala a
@doseup489
@doseup489 2 месяца назад
Manja izany e
@tovoheryraveloson4827
@tovoheryraveloson4827 3 месяца назад
vahotra ny vava,mihaino ity vazo ity.
@zazamalagasy5843
@zazamalagasy5843 3 года назад
mipaotsatroka ranga!! maf lisany eee!! zay ranga manakafy atrania
@solonirina1579
@solonirina1579 3 года назад
tiako foana na dia efa an-taonany maro aza! mampatsiaro ahy ny nahenoiko voalohany io hira io t@ RNM t@ izany...
@DinaRatovoarison-nm5bi
@DinaRatovoarison-nm5bi Год назад
Misaotra e!!! Mbola tianay foanafonaaaaaa!!!!!!
@moniquerambatoson6474
@moniquerambatoson6474 Год назад
Yes 👍🎶🎶🎶🎸
@Arison14
@Arison14 3 года назад
Batata efa tena Zokiny an !!!
@williamharison4118
@williamharison4118 Год назад
Ouais mais à quoi bon mentionné ça ! .
@maelysandrianaivo9077
@maelysandrianaivo9077 3 года назад
🤘🤘🤘🤘🤘🤘
@andyratsihoarana8794
@andyratsihoarana8794 3 года назад
Kiaka
@andyratsihoarana8794
@andyratsihoarana8794 3 года назад
Kiaka
@andyratsihoarana8794
@andyratsihoarana8794 3 года назад
Kiaka
@onjarazafindrakotoo
@onjarazafindrakotoo 7 месяцев назад
@lorenzoheryhassane5316
@lorenzoheryhassane5316 4 месяца назад
Well done guys, supper!
@williamharison4118
@williamharison4118 7 месяцев назад
😄 , Roger , il a fait tout les riffs ! 😊. 👍. 🤘
@alphonserms1945
@alphonserms1945 3 года назад
Masaka tsara e!
@herizoandrinirina5822
@herizoandrinirina5822 3 года назад
Ary mba aiza Radera fa toa hafa no eo am clavier?
@williamharison4118
@williamharison4118 Год назад
Ta demande n'est pas acceptée ! .
@FANGATO974
@FANGATO974 2 года назад
merci
@mandarazaka
@mandarazaka 4 года назад
Ito version ito no nadrasako hatr'zay teto
@hirasymozika8754
@hirasymozika8754 4 года назад
Am-pitiavana,aza adino mi-abonner
@bonhera
@bonhera 4 года назад
Ilay "radio" iny koa izao raha mba vita ohatran'izao a😇
@horabary
@horabary 2 года назад
yeah!
@Just___Louane
@Just___Louane 3 года назад
Ndri
Далее
Iraimbilanja-Tsindrimandry(Miritsoka Prod 2020)
6:07
Просмотров 158 тыс.
Ко мне подкатил бармен
00:58
Просмотров 186 тыс.
Iraimbilanja -  Aliatara (Slow)
4:30
Просмотров 105 тыс.
Zavavy - Iraimbilanja 1989
3:31
Просмотров 28 тыс.
IRAIMIBILANJA - RAOSY JAMBA
4:39
Просмотров 98 тыс.
ROCK & FOLK (Nini / Mahery / Poun) - Aza dia miniana
4:42
Kiaka- Live ao an-Tanana Part II
11:58
Просмотров 15 тыс.
MEDLEY THIERA BRUNO
17:44
Просмотров 85 тыс.
REMIX  DADAH DE FORT-DAUPHIN.mpg
10:51
Просмотров 1 млн
Ко мне подкатил бармен
00:58
Просмотров 186 тыс.